Matahotra mafy ny HAT sy ny forongony
1. nilex
(
19/12/2012 10:48)
Fa maninona kay rehefa misy olona ao anatin'ny fitondrana HAT na ivelany koa ka milaza ny marina momba ny zava-misy ao dia toa enjehina sy gadraina avokoa na vonoina mihintsy.Ny tena mampalahelo dia tsy mahalala menatra sy tsy matahotra an'Atra mihintsy ny mpitondra amin'izany fa tena manaonao foana tokoa ,mampiasa ny heriny rehetra na dia heloka be vava izany aza.Ao ny resaka fanonganam-panjakana sy vono olona 07 fevr 2009,ny resaka andramena sy remenabila,ny resaka volamena ,ny hosoka rehetra any amin'ny fadintseranana ary indrindra ny fanerena ny fitsarana hanao ny tsy fanaony.samia mandinika lalina
répondu par milamm le 20/12/2012 17:53
2. andrywui
(
19/12/2012 12:07)
nilex:
Fa maninona kay rehefa misy olona ao anatin'ny fitondrana HAT na ivelany koa ka milaza ny marina momba ny zava-misy ao dia toa enjehina sy gadraina avokoa na vonoina mihintsy.Ny tena mampalahelo dia tsy mahalala menatra sy tsy matahotra an'Atra mihintsy ny mpitondra amin'izany fa tena manaonao foana tokoa ,mampiasa ny heriny rehetra na dia heloka be vava izany aza.Ao ny resaka fanonganam-panjakana sy vono olona 07 fevr 2009,ny resaka andramena sy remenabila,ny resaka volamena ,ny hosoka rehetra any amin'ny fadintseranana ary indrindra ny fanerena ny fitsarana hanao ny tsy fanaony.samia mandinika lalina
fantatro ndray fa resaka Alain Ramaroson no tian'i nilex ho kozina eto ,,, ka io ry frere de resaka hafa mihitsy tsisy idiran'ny hat na ny fanjakana fa juste mpitory sy toriana na toriana sy mpitory ndray avy eo a ! resaka Nadine ramaroson io misy resaka maimbo io fa aza mijery ivelany , misy ifandraisany tamreny resaka bois de rose reny ka naleon'ny sasany notaperina ny ain'i nadine fa nahita secret hono , ka aza atsofotsofoka amn resaka tgv na hat ny resaka affaire BDR any fa saonjo iray lohasaha io !!
ny resaka vono olona sy mpamono olona ndray de tsy possible tsony ny ahazahoan'i dada ny pasiporo avant 13janvier ,, donc vita iny ,,ny resaka NI.....NI.....ndray ry zoky nilex de tsisy nanery an'i dada hiteniteny foana otrireny akory fa vokatrin'ny hakondranany no nilazany fa tsy hilatsaka ah !!! zao izy vao migogogog mitomany fa nanennn mafy oe ,, sira latsaka andrano anefa !!!
ka safidy napetrakin'ny SADC io ry frere fa hainareo ery ny manamboatra azy annn !!! safidy io ka ze ilatsaka de afaka manadio ny lalany ahafahany milatsaka izy !! izay malaindaina hilatsaka kosa (otran'idada) de tsofina rano aradalana izy hipetraka !!!
fa zany eo ihany ry nilex fa tsy mba mataoatra hofaty ve ranilex??? efa tazamaso ane le nibiru eee !!mihogahoga mivavaka mafy be daholo zao ny olona isantokatrano !!ny andry pikatti aza hono efa namidy daholo ny entana nalaina ny volabe tany amn banky de niondanana ao !! de ao mandamaka matory miandry ny figadony ao lery !!!hon hon hon hon
4. locl
(
19/12/2012 16:26)
Zava-misy izany wui a! Tsy azo tapenana ny maso fa vay ankandrina miharihary izao, maninona mou raha mba miaiky hoe DISO e!
6. andrywui
(
19/12/2012 18:36)
milamm:
araho eto
http://www.youtube.com/watch?v=bh77ucePEac
milamm a ,ka io resaka io ane i Alain no nitory anle ministra alou ny voalohany e de avy eo nositoniny ny fitoriany de nitory azy ndray le ministra !! ,,ka tsy fantatra ze diso sy marna sy fopla aminio ka zay mitsy kou no tsy hitsabatsabahan'ny mpitondra aminio aferandry zalah io alou fa aleo hande ny fanadihadiana de ita eo ze mpamono olona sy ze mpangala bois de rose !! ...tsy hananako havana io frere fa ze vandana de kary aa
ny amin'i dada ndray de ny AV7 mihitsy no midrikina tsy mamela azy !!!
7. nilex
(
20/12/2012 10:07)
aza mampihomehy ialahy ry wui a ,efa fantatra izao fa ny tsy hanononana ny anaran'ireo mpitondra ho mpanao ratsy sy mpamono olona no tsy zakan'ny fat ka inona indray.Izany no hoe:te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony ka manaonao foana.Ny marina nge tsy maintsy hiseho foana izay ialahy vao tsy sahy hipoitra eto intsony ry wui.Matahotra mafy an'i dada hody eto mihintsy ry zalahy nefa tsy eto ary ve izy no mora samborina dia gadraina raha tena misaina ialahy fa maninona ny fat tsy mampiditra azy eto,tsotra ny valiny rehefa manao ratsy ny olona dia mahana.Fa raha lehilahy izy asaivo mody eto Ravalomanana dia sambory raha ho azo fa matoa tsy sahy an'izany dia misy resaka tsy milamina ao fa ny olona tsy mandinika no azony rebirebena amin'izany.Be tokoa no fetsy eto fa ny vendrana koa mbola be lavitra mihintsy.
8. milamm
(
20/12/2012 17:50)
rawui a raha i alain no manampy mandetika an'i lavanify ny afera 26 jan09 sy 07 feb 09 de izay no vita ny momba azy miampy an'i kln sarla fis i hajo aza zao efa nifirany lavanify
http://lanation.mg/article.php?id=1167
http://lanation.mg/article.php?id=1167
9. milamm
(
20/12/2012 17:53)
na i lavanify aza eo ihany ko no ho raisina atsy2 na i frantsa na bekintana na sadc sy ny ci de mamela an'i Atoa Ravalomanana hody ka miomakomana @ zay ry fat mpamono olona
http://lanation.mg/article.php?id=1168
http://lanation.mg/article.php?id=1168