veloma dada ,,ny oul hilatsaka kouuu ....
1. andrywui
(
18/12/2012 09:39)
Rehefa miteny leretsy de avadibadio intelo ny lela vao miteny à , zah tsy hilatsaka ah ...
Zao niteniteny foana de mipapapapa ry hanitra sy ny namany zao oe mbola tsy nilaza oe tsy ilatsaka i dada ka ilatsaka izy !!!!!! Adala ???? Ny vavany zao no nilaza fa tsy ilatsaka kou innn iany ary ......
Zao niteniteny foana de mipapapapa ry hanitra sy ny namany zao oe mbola tsy nilaza oe tsy ilatsaka i dada ka ilatsaka izy !!!!!! Adala ???? Ny vavany zao no nilaza fa tsy ilatsaka kou innn iany ary ......
répondu par milamm le 20/12/2012 19:44
2. nilex
(
18/12/2012 10:06)
ka izy nge tsy hilatsaka mihintsy fa ny mpampihomehy dia izao,asa raha hitanareo ilay sary nalefan'ny TVPLUS iny fa hay zandry kely efa ela no niteny fa tsy hilatsaka mihintsy ary nanamafy mihintsy izy fa tenin-dehilahy izany.Ankehitriny anefa toa mitady hilatsaka fa nga izy ity kilalaon-jaza e.Aleo tsy miteniteny foana fa mahamenatra.Ary teny amin'ny fanokanana ny kianja makis koa aza ingahy rainy dia nilaza fa izany nolazainy hono dia tanteraka avokoa ka tokony ho anontaniana azy ilay teniny teny amin'ny 13 mei fahiny hoe atao 500Ar ny kg n'ny vary ary atao 2000Ar ny litatra amin'ny menaka fa mahita mpandraraha momba izany ry zareo.Io izao no andrasan'ny vahoaka malagasy aminy sa ve tsy misy vary sy menaky ny tiko ho angalarina intsony dia tampina ny domy.Mampalahelo e.
3. andrywui
(
18/12/2012 10:21)
Ity resaka amzao fotoana atreahan'ny UA sy ny UI ity no resaka zao ringah roa fa tsy ny resaka efa tany ambany rangolahy no.hofongarina eto ,fa rah izay de betsaka ny zao ambara raha tsy iteny afatsy le 4L isatokatrano mdr , mila mailo.amin resaka iakinanjavatra ngezabe otrtony fa tsy miteniteny foana , zao manennn
5. andrywui
(
19/12/2012 18:42)
efa nahita aho ry rahalah lokila a , fa ny hitako alou zao de i dada no latsaka tao fa ny oul tafavoaka avy ao andavabovo hohoho
6. milamm
(
20/12/2012 19:44)
olona mpndainga ny filohany drakaka efa kobo e
http://www.rfi.fr/afrique/20121220-andry-rajoelina-decision-candidature-est-reflexion
http://www.rfi.fr/afrique/20121220-andry-rajoelina-decision-candidature-est-reflexion