Asio fety kely amle DJ alou président handihizana à ,, namana ireooo teeena namanaaa solondralah tsy mba nanananaaaa .....lasa iany marina le NI....nandrasana
Asa raha takatrao fa raha atao nge ny tombana ka ampahany kely fotsiny amin'ny valeur n'ny làlana vitandra8 ireny hopitaly e,kianja ireny e.sady olona vitsy kely no mahazo tombotsoa amin'ireny.Manao ihany fa maivana be.Maninona tsy ny tranon'ny radio Madagascar RNM eo anosy no amboarina raha misaina fa izy ihany nge no nandoro an'io e dia vitany ny mijery an'io fotsiny eo.