Mlamm sy locl sisa mbola mamaly !!!!
1. andrywui
(
26/11/2012 13:39)
nareo mtsamy irery sisa mbola manohitra anle kozy VALABE oe tsy nataon'i dada sy ny oe ny dahalo gentil sy ny oe tsy nampamono olona i dada !! tsisy afatsy nareo roalahy irery sisa fa ireo namanareo Mpiondana (Tim) mpanohitra fanjakana efa mangina daolo !
tsy itanareo mitsamy angah fa na i Hery patron aza efa manaiky mihitsy zao fa i dada no tena be vinany eto amn tanana , ry zalah be loha isany tato ry cyril sy ry cbd zao efa nanaiky tokoa daolo fa bevaka b i dada , de nareo mitsamy nefa jereo mbola be fanoherana be ato foana !! mbà hendry ry zalah a ! mba manana fahendrena amzay fa mba efa lehilehy lebe iany ane nareo eee

répondu par andrywui le 18/12/2012 09:31
2. hery
(
26/11/2012 15:09)
Dia tsy tonga saina ve ra wiwi hoe maninona no tsy valian'ny olona loll...
jereo zao fa tsy maintsy hamaly lava be eto ambany eto i leiry dia tsisy mamaly indray loll

3. andrywui
(
26/11/2012 21:38)
hery:
Dia tsy tonga saina ve ra wiwi hoe maninona no tsy valian'ny olona loll...
jereo zao fa tsy maintsy hamaly lava be eto ambany eto i leiry dia tsisy mamaly indray loll
Ka normal be zany tonton à , olona mpanohana n'y mpamono olona s'y tompon'ilay valabe daholo n'y eto ka tsy itako ze blemm amzany.
ivoaka tsy Ho ela n'y apamoaka faza mivovovovouu be alou e
N.B : tsy lavabe io valiny io tonton à
4. andrywui
(
26/11/2012 21:42)
De mba ampiasao kou io loha be io tonton fa tsy natao angerzn...vorona fotsiny ah. Azafady tsy natao ipetrahan n'y satroka fotsiny kay mouu , désolé ...
5. vony501
(
27/11/2012 07:40)
Marina ny an'i Hery! Atao ahoana moa no hamaly ny resaky ny olona bontolo (mba tsy hilazako hoe adala). Tsy misy resaka matotra, tsy misy resaka mitombina, fa raha tsy mirefarefa amin'ny tany ilay resaka dia misavoamboana amin'ny rivotra. Na ny jamba sy marenina aza angamba mety ho leo ihany. Fankahalana manokana an-dRavalo no mibahana ao @ wui ka tsy hitany (na hodiany tsy hita) ny hadalana marobe (efa mihoatra noho ny vitan-dRavalo) ataon'i Rajoelina sy ny forongony
N.B : hamaly indray izy zao dia jereonareo tsara ny famaliny an'io ha! ha! ha!...

6. andrywui
(
27/11/2012 08:05)
Honhonhon ka lisany de zao e n'a hiteny innn lisany n'a innn de zao TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE n'y dadanlisany n'a hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana dahalo ....point c tou
HIDITRA HANINNN ETO M/CAR ETO NDRAY ??? hanagadragadra n'y miaramila sy n'y politiciens eto sa hamonomono vahoaka eto sa hanamboatra VALABE MAUDIT FANINDROANY NDRAY
tsssssshhh
tsisy io

7. hadji
(
28/11/2012 08:00)
andrywui:ny fatahorana sy tsy fahatokisana no tsy amelana an_dravalo hiditra eto mba alefaso lavitra ny saina e
Honhonhon ka lisany de zao e n'a hiteny innn lisany n'a innn de zao TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE n'y dadanlisany n'a hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana dahalo ....point c tou
HIDITRA HANINNN ETO M/CAR ETO NDRAY ??? hanagadragadra n'y miaramila sy n'y politiciens eto sa hamonomono vahoaka eto sa hanamboatra VALABE MAUDIT FANINDROANY NDRAY
tsssssshhh
tsisy io
8. andrywui
(
29/11/2012 06:45)
Misy lalàna i M/car =tsy mahazo miditra n'a raha miditra de mandapo tribunal
Adala ko ary ve zao ry zareo Atsy Afrique d sud nipaingotra n'y pasiporony amzao io ..sa oe tgv ko n'y sud aff

9. hadji
(
29/11/2012 07:56)
andrywui:ka ampidiro dia sambory fa inona no andrasana
Misy lalàna i M/car =tsy mahazo miditra n'a raha miditra de mandapo tribunal
Adala ko ary ve zao ry zareo Atsy Afrique d sud nipaingotra n'y pasiporony amzao io ..sa oe tgv ko n'y sud aff
10. andrywui
(
29/11/2012 08:05)
Akangaalou aza mikorapapa pa mitsy alou fa oavy izy , tsy mila miditra akory izy de voasambotra e reo Sud.Af reo iany no hanao azy
11. locl
(
30/11/2012 11:24)
Wui a! Mbola valiako toi fa aleo za aloha mba hiasa kely hampidi-bola fa tsy hoatran'areo TGV efa mivonona ny hihinambolam-bahoaka]
12. andrywui
(
30/11/2012 11:40)
locl:
Wui a! Mbola valiako toi fa aleo za aloha mba hiasa kely hampidi-bola fa tsy hoatran'areo TGV efa mivonona ny hihinambolam-bahoaka]
Locl ---)) hahahahaha ok miandry anao e ze vola azonao niany de robaiko ndray ...hahaha
13. cyril
(
09/12/2012 23:41)
ela tsy afa-mandroba ka.
Ny anla le ory gasy manana fotsiny.
Na iza na iza mandoro sy mandroba dia revenla foana. Vengeance ataonla am gasy le izy satria ela frantsay nefa tsy ampitovin'ny frantsay aminy. d le rà gache no itanla fa fototry ny olana. d aleo faizina le gache fa nanimba ny fiainanla

14. andrywui
(
10/12/2012 00:09)
Elah ary sakaiza manody !!!! Maninn tonga de ovainlah fotsiny n'y.mot de passe nio cyril io nefa ty andrywui ty 2 volana nilibanlah tato nomeko anlah n'y mdp ???;tssssshhh aza be Kozy eo elah e ento aty ary mdp pikatti de ok amlah ah
15. andrywui
(
10/12/2012 00:14)
Nohon adalanlah tamty andrywui ty iany no niadivako tamnoul tato !!!! Tssssssshhh
16. hadji
(
13/12/2012 08:21)
andrywui:MAIVAN-DOHA
Nohon adalanlah tamty andrywui ty iany no niadivako tamnoul tato !!!! Tssssssshhh
17. andrywui
(
13/12/2012 09:23)
Marennn kou elah hadji faza mianakendry eto à . Minambary de mikapa no hainlah
19. andrywui
(
13/12/2012 10:36)
Hafatra kely ho anlah hadji : AZA MISOSOKA ALAELO TSONY DE HADINOY NY ni......ni....
20. hadji
(
13/12/2012 15:30)
andrywui:MBOLA AVERIKO IHANY FA MAIVAN-DOHA MBA TSY HILAZAKO HOE LOHAN'ANGIDINA