Arovan'ny Zanak'i DADA mafy ireo DAHALO e ! bizarre !!!

1. andrywui ( 20/11/2012 15:08)
miady fo mafy ireo zanak'i dada amin'izao fotoana miaro mafy ireo dahalo (sy ny valabe?)

lazaina fa gentil ireo dahalo ireo ee olomarina ireo ee , tsisy olona vonoiny zany refa manafika izy ee ,de miteniteny foana tokoa ireto antokon'olona ireto ka !!!

inona anefa no de mahaton,ga azy iteniteny foana otrizany ?? mba entina hiarovana anjambany an'i dada tafiditra lalina amle resaka VALABE de aleo manao resaka bizara b eto !! tsy mitombina mihitsy fa de alefalefa fahatany any le fiampangana oe namono olona ny miaramila ee oui namono dahalo mihitsy ny miaramila kah ! satria maninn ?? satria ripahan'ny dahalo ny vahoaka sady tetitetehany otran hena de andrahoiny !! aleo vizanin'ny miaramila any mitsy ee
refa itan'ny amnisty inter ny tena anton'io famonoana ny dahalo io oe ripahandry zalah anie ny olona lalovany fa tsy ny omby fotsiny no alainy ee de ho kopy ry zalah !!!
lazaiko anareo fa raha resaka omby fotsiny io (materiel ) de tsy nisy attaque be otrizao natao andry zalaha dahalo (akaman'i valabe) fa nisy crime sy victime corporelll tao ry zalah de tsy maintsy mandripaka anireo ny miaramila a !!! normal be zany ry lereto a raha nisy fianakavianareo voakapakapa famaky tetehany dahalo tao de nandrahoiny de tsy nisy nimenmennn teto nareo
répondu par andrywui le 26/11/2012 07:35
2. nilex ( 21/11/2012 13:22)
Fantaro tsara ny zava-misy vao miresaka fa mampihomehy,fantaro tsara hoe iza no ao ambadik'i remenabila,maninona io olona io no tsy azo mihintsy fa hanaovana cinema fotsiny.
Mitifitifitra olona fahatany ny tafika fa tsy fantany akory ny tena dahalo sy ny tsy izy.Tsy maintsy manao tatitra aty amin'ny filoha mantsy fa manjary afa-baraka.
Aleo fantarina ny tena zava-misy marina fa tsy miaroaro olona tsy marina fotsiny.
3. locl ( 22/11/2012 12:57)
ATSIPY ANY AMINY RAVALO DAHOLO NY TSY FAHOMBIAZANA, IZANY NY MBOLA MAHA AMATEUR NY ANDRY WUI.

FA REHEFA NILAOZANY NA MBOLA HILAOZANY SIPANY RA-WUI SATRIA IMPUISSANT DIA MBOLA RAVALO IHANY NO TOMPON'ANTOKA.

TSY NY DAHALO NO AROVANAY FA NY FOMBA FAMONOAN'OLONA, F'ANGAH NA DIA NAGALATRA AZA IZY DIA ARIPAKA HOATRY NY BIBY TSY MISY FANAHY.
4. andrywui ( 22/11/2012 13:44)
honhonhonhonhon aza manala baraka eto less ra locl fa impuissant aona ary le , afabaraka amini kalasoary eto fotsn ah le ,, dada zao efa tsy maha enjana tsony bainnn fa nenah mbola miainga tsara à
5. andrywui ( 26/11/2012 07:35)
Locl a!! Adala ve elah e fangah halatra fotsiny no ataon n'y dahalo fa mamono olona tsy toko tsy forohana ,
tena mahagaga le politika fa refa misy mapetipety andry lerony le afera de hatramn dahalo mpamono olona sy mpitetika olona ,mpangalatr'omby zao aza de sahindry zalah harovana !! mahagaga mitsy kah Tena misy n'y olontsy manjary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9706