"Ny baiboly sy ny zo fototra maha olom-pirenena?"Maneho hevitra, mifidy,sns...
2. leva2
(
15/11/2012 21:02)
Velona Jesosy.
Misaotra anao namana Moustaraf nanokatra ny adihevitra!
Ny olombelona nanomboka tamin'i Adama sy Eva dia nohariana ka nomena fahalalahana hisafidy. Hisafidy na hanao ny tsara na hanao ny ratsy,
Hisafidy na handeha araka ny nofo na handeha araka ny fanahy,
Hisafidy na ho an'izao tontolo izao na ho an'ny fanjakan'Andriamanitra.
Ny zo araka izany dia ny fahafahana misafidy, ary raha eo amin'ny sehatry ny firenena no resahina dia manana safidy ny olombelona na haneho hevitra na tsia. Manana safidy hanohana hevitra sy fomba fijery sy antoko sy olona na tsia. Ary raha hanohana dia mbola manana safidy ihany koa hoe hevitr'iza, fomba fijery inona, antoko na olona iza.
Kristiana koa nefa no resahina, noho izany dia tena mifaningotra amin'ireo voatanisako teo aloha ny safidy : hanao ny tsara sa ny ratsy? handeha araka ny nofo sa ny fanahy? izao tontolo izao sa ny fanjakan'Andriamanitra?
Raha fehezina dia miainga mandrakariva amin'ny sitrapon'Andriamanitra, araka ny baiboly, araka ny fitarihan'ny Fanahy Masina, ny safidin'ny kristiana.

3. leva2
(
15/11/2012 21:49)
Velona Jesosy!
Miala tsiny namana fa iniako tsy atambatra etsy ambony ity resaka manaraka ity.
Nisy filazanao namana Moustaraf tao amin'ny lohahevitra hafa tao aloha hoe :
1- Avelao ho an'i kaisara izay an'i kaisara, fa tokony notohizana hoe :ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra.
Ny hetra dia adidy fa tsy zo.
Vola na harena no avy amin'i kaisara ary tokony havela ho azy izany.
Fitiavana sy fifankatiavana kosa no avy amin'Andriamanitra ka tokony hefaina aminy izany : ao an-tokatrano, eo amin'ny mpiara-monina, eo amin'ireny madinika ireny, eo amin'ny mpiray firenena.
TSY MANDA NY HANDOAVANA NY HETRA AHO NAMANA SAINGY MISAFIDY SY MAMPISAFIDY NY TSY HIANDANIANA NA HANOHANANA IZAY FITONDRAN'IZAO TONTOLO IZAO, IZAY MAZAVA FA SATANA NO AO AMBADINY. RAHA MANAM-POTOANA IHANY IANAO NAMANA DIA NY FIAINAM-PANAHINAO TSINJOVINA, NY MANDRAKIZAINAO OMANINA TSARA.
2- Miresaka ireo maty ho an'ny tanindrazana ianao namana Moustaraf : inona moa no maha-samihafa ireo maty tamin'ny 1947 sy ireo tamin'ny 10 aout ary ireo tao Ambohitsorohitra tamin'ny 07 fev 2009.
Dia tena miala tsiny be dia be namana isany fa ireny no atao hoe MATIMATY FOANA TOY NY VALALA SAMBORIM-BOKA. Sa hisy sahy hiteny hoe : maty ho an'i Kristy ihany koa ireny? Tsy sarotra ny mijery azy e : jereo hoe nitondra nankaiza? jereo hoe inona no vokany? Dia mbola tsy hisokatra ihany ve ny mason-dramalagasy?
Raha misy fitiavanao ny mpiray firenena aminao : andeha hitory ny filazantsaran'i Kristy, ny hanampy sy hanome am-pitiavana, hizara fitiavana amin'ireo mahantra sy fadiranovana, fa indrindra hitarika azy ireo hamonjena ny fanahy, handraisany an'i Kristy izay vavahady, lalana mankao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Mahereza namana isany!

4. didi10
(
16/11/2012 08:35)
moustaraf:
Salama namana isany,
"Ny baiboly (ny fivavahana kristiana) sy ny maha olom-pirenena"
Tsara ny Tompo
1- Andriamanitra tsy namorona ny Demokrasia
Ny système démokratika = fahefana avy amin'ny vahoaka dia tsy mba nampiasain'Andriamanitra na oviana na oviana tamin'ny vahoakaNY satria ny vahoaka tsy natao hanana fahefana fa natao kosa hanaiky ny fahefana lehibe izay an'Andriamanitra (cf Rom 13,1). Tokony olom-boatendrin'Andriamanitra direct no tokony hitondra ny olona fa tsy fidian'ny vahoaka izany, hita taratra ny halemin'ny système democratique sy ny voka-dratsiny na any amin'ny tany mandroso na aty amin'ny tany mahantra. Tsy zakan'ny mpitondra ny fahefana avy amin'ny vahaoaka satria ambany noho izy ka tsy atahorany ireto nanome fahefana azy.
2- Toraka voninkazo ho an'ny Katolika
Raha fiangonana no resahana dia ny Katolika no manana système stable indrindra satria na misy aza ny fifidianana "Komitim-piangonana" ohatra dia mijanona amin'ny sehatra teknikan'ny Fiangonana ihany izany fa ny ny mpino dia tsy manana fahefana na kely aza manoloana ny hierarchie supérieur.
3- Lesoky ny Protestanta
Ny Protestanta no anisan'ireo Fiangonana nampiditra ny systeme democratique direct ao amin'ny fiangonana, ny mpandray no manome fahefana ny komity sy ny diakona sry ny loholona ary ireto farany dia lasa manana fahefana mitivy amin'ny Mpitandrina ka rehefa misy zavatra tsy mety amin'ny sain'ny mpino sasany dia migrevy sy manongana Pasitera, manaporofo izany ny olana eo amin'ny fiangonana Protestanta maro, FJKM, FPVM, METM, FKPMV.
4- Fehiny
Ny demokrasia dia miteraka fifampiandaniana
Jak 3,16
izay misy fifampiandaniana dia misy fikorontanana
Lojika raha mikorontana izao tontolo izao.
Inona ary ny tokony atao amin'ny maha olom-pirenena?
- Mivavaha mba hanendry olona hendry avy amiNY Jehovah
- Hajao izay mpitondra tonga eo, na tsy mifanaraka amin'ny eritreritrao aza satria isika Kristiana manaiky ny fitondran'Andriamanitra, tsy hanana Davida sy Salomona foana anie isika e! indraindray mba sedraina amin'ny Nebokadnesara sy ny fanandevozan'ny Romana sy ny Egiptiana.
5. moustaraf
(
18/11/2012 05:09)
leva2:
Velona Jesosy!
Miala tsiny namana fa iniako tsy atambatra etsy ambony ity resaka manaraka ity.
Nisy filazanao namana Moustaraf tao amin'ny lohahevitra hafa tao aloha hoe :
1- Avelao ho an'i kaisara izay an'i kaisara, fa tokony notohizana hoe :ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra.
Ny hetra dia adidy fa tsy zo.
Vola na harena no avy amin'i kaisara ary tokony havela ho azy izany.
Fitiavana sy fifankatiavana kosa no avy amin'Andriamanitra ka tokony hefaina aminy izany : ao an-tokatrano, eo amin'ny mpiara-monina, eo amin'ireny madinika ireny, eo amin'ny mpiray firenena.
TSY MANDA NY HANDOAVANA NY HETRA AHO NAMANA SAINGY MISAFIDY SY MAMPISAFIDY NY TSY HIANDANIANA NA HANOHANANA IZAY FITONDRAN'IZAO TONTOLO IZAO, IZAY MAZAVA FA SATANA NO AO AMBADINY. RAHA MANAM-POTOANA IHANY IANAO NAMANA DIA NY FIAINAM-PANAHINAO TSINJOVINA, NY MANDRAKIZAINAO OMANINA TSARA.
2- Miresaka ireo maty ho an'ny tanindrazana ianao namana Moustaraf : inona moa no maha-samihafa ireo maty tamin'ny 1947 sy ireo tamin'ny 10 aout ary ireo tao Ambohitsorohitra tamin'ny 07 fev 2009.
Dia tena miala tsiny be dia be namana isany fa ireny no atao hoe MATIMATY FOANA TOY NY VALALA SAMBORIM-BOKA. Sa hisy sahy hiteny hoe : maty ho an'i Kristy ihany koa ireny? Tsy sarotra ny mijery azy e : jereo hoe nitondra nankaiza? jereo hoe inona no vokany? Dia mbola tsy hisokatra ihany ve ny mason-dramalagasy?
Raha misy fitiavanao ny mpiray firenena aminao : andeha hitory ny filazantsaran'i Kristy, ny hanampy sy hanome am-pitiavana, hizara fitiavana amin'ireo mahantra sy fadiranovana, fa indrindra hitarika azy ireo hamonjena ny fanahy, handraisany an'i Kristy izay vavahady, lalana mankao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Mahereza namana isany!
Salama namana,
>Aminao dia MATIMATY FOANA tokoa ireo TIA TANINDRAZANA
"Ny FITIAVANA dia ny MAHAFOY NY AINY Hamonjy ny sakaizany"
Tokony hivavaka sy hanao fifandian-kanina mihitsy ianao hoe:"Avereno ny mpanjanaka hanjanaka anay indray, ary ny mpanandevo hivarotra anay ho andevo, fa ratsy loatra ity fahafahana ity; tokony hosavihina ny vadinay, ary ny zanakay vonoina eo imasonay, tapahina ny lohany raha maneho hevitra......."
Tadidio ry namana fa raha afaka mivavaka amin-kalalahana ianao io ankehitriny, maneho io hevitrao io eto, dia noho ireo mpitolona tia ANAO sy ny tanindrazanao, ka nahafoy ny rany sy ny ainy satria TIANY IANAO= IZANY NO FITIAVANA AMBONY INDRINDRA.
Hay ve ny dikan'ny hoe Kristiana = Mpivarotra tanindrazana?
Loooza beeeeee!
6. leva2
(
18/11/2012 07:38)
Velona Jesosy!
"Ny FITIAVANA dia ny MAHAFOY NY AINY hamonjy ny sakaizany" marina izany namana, saingy tsy amin'ny alalan'ny famonoana ny hafa, na amin'ny fifandringanana.
Mba fantatsika ve fa ny vazaha ihany no nametraka io date 29 mars 1947 io tamin'ny alalan'ireo malagasy lohandohany voavidy vola vitsivitsy tamin'izany? Tanjona : hamandrihana ireo mpikomy ka handripahana azy ireo ary ho anatra ho an'ny sisa. Mba karohy ny ambadiky ny tantara namana, ary ny fihetseham-bahoaka eto amin'ny firenena dia saika misy ambadika politika hafa mandrakariva. Koa asakasakao izay mbola tsy hisaina ny amin'izany.
Fanjanahana, fanandevozana? tsy ny 29 mars 1947 mihitsy akory no nanafaka tamin'ireo. Jereo tsara fa 13 taona taty aoriana vao nahazo fahaleovantena i Madagasikara, satria rehefa hita fa tsy nahomby ny ady saritaka vao nanao resaka diplomasia ny Malagasy. Mba jereo hoe ireo nosy sy firenena nijanona tamin'ny frantsay ankehitriny : andevozina ve? Mba manao ahoana izy ireo raha mitaha amin'ny malagasy?
Somary diso toerana ity resako ity eto fa tokony ho any amin'ny forum tanindrazana.
Mahereza namana!

7. moustaraf
(
18/11/2012 18:04)
Salama namana,
Sao ary dia ianao no hors sujet , ka lasa tonga fofona ho azy eto!
Adihevitra tany @ Loha-hevitra hafa ilay ezhinao roritina eto, kanefa dia mazava tsara ny iadiana hevitra hoe:""Ny baiboly sy ny zo fototra maha olom-pirenena?"Maneho hevitra, mifidy,sns..."
Tsy afa-po tanihoany ianao dia @ izay azo irapahana no mandramatra.
>>leva2 - 18/11/2012 08:38
Velona Jesosy!
"Ny FITIAVANA dia ny MAHAFOY NY AINY hamonjy ny sakaizany" marina izany namana, saingy tsy amin'ny alalan'ny famonoana ny hafa, na amin'ny fifandringanana.
Eto izao dia vao maika maizina ny hevitrao, mifanipaka mihitsy aza!
-Ilay TIA TANINDRAZANA no nolazainao fa MATIMATY FOANA etsy ambony an!
-Iza indray ilay toherinao eto hoe"Tsy @ alalan'ny famonoana ny hafa, na@ fandringanana"?
Matoa isika napetraka eto Madagasikara, NOsy mitokana, dia misy adidy sy andraikitra napetraka amintsika, ankoatra ny hoe MIVAVAKA.
Misy adidy ho an'ny fiaraha-monina, hon a'ny tnaindrazana, ho an'ny fianakaviana, sns...

8. leva2
(
19/11/2012 06:54)

Tsy afa-po tanihoany ianao dia @ izay azo irapahana no mandramatra
>>leva2 - 18/11/2012 08:38
Velona Jesosy!
-Ilay TIA TANINDRAZANA no nolazainao fa MATIMATY FOANA etsy ambony an!
-Iza indray ilay toherinao eto hoe"Tsy @ alalan'ny famonoana ny hafa, na@ fandringanana"?
Matoa isika napetraka eto Madagasikara, NOsy mitokana, dia misy adidy sy andraikitra napetraka amintsika, ankoatra ny hoe MIVAVAKA.
Misy adidy ho an'ny fiaraha-monina, hon a'ny tnaindrazana, ho an'ny fianakaviana, sns...
Velona Jesosy!
Miala tsiny aminao ary aho namana Moustaraf raha aviavy no fandraisanao ny fomba firesako, fa tsy "tonga fofona" mihitsy araka ny fijerinao azy akory. Resaka no atao namana.
"Ny FITIAVANA dia ny MAHAFOY NY AINY hamonjy ny sakaizany" marina izany namana, saingy tsy amin'ny alalan'ny famonoana ny hafa, na amin'ny fifandringanana.
> Miteny tena Jesosy tamin'io teny io, sady nanome ohatra koa. Tsy mitombona amin'ireo mpikomy tamin'ny 29 mars 1947 io teny io satria olona handeha hamono vazaha, sy handripaka vazaha (eny, mety noho ny fitiavany ny fireneny). Tsy mety namana ny hoe : "Noho ny fitiavako ny sakaizako dia hamono ny hafa ao na dia hahafaty ahy aza izany". Izay mantsy ilay tranga eto.
"Ny baiboly sy ny zo fototra maha olom-pirenena?"Maneho hevitra, mifidy,sns..."
> Averiko ihany fa tsy mitovy ny ZO sy ny ADIDY.
Ny zo hahafahana misafidy, maneho hevitra, sns. Amin'ny maha-kristiana, ny zo dia ny misafidy hanao ny sitrapon'ny Ray, ny tsara, ny fanahy fa tsy ny nofo. Ny tianao hahatongavana mantsy namana dia safidy politikan' izao tontolo izao, izay tsy iombonako aminao velively
Ny adidy, tiako kokoa raha FITIAVANA nOo teny ampiasaina.
9. Maranatha
(
20/11/2012 10:33)
leva2:
Ny tianao hahatongavana mantsy namana dia safidy politikan' izao tontolo izao, izay tsy iombonako aminao velively
Ny adidy, tiako kokoa raha FITIAVANA no teny ampiasaina.
Fiadanana, nanaraka ny ady hevitra rehetra nentin'i Leva 2 sy moustafar aho fa amin'ny zavatra rehetra dia izao foana no aza adino.
Apetraho ho eo amin'ny toeran'ny Mpamonjy foana ny toerana handraisana fanam-pahan-kevitra .
ohatra: Hifoka sigara : raha teo amin'ny toeranao ve ny Mpamonjy dia nifoka ?? anjaranao ny mamaly . Dia ny valiny no ataovy raha mpanaradia Azy ianao.
Hifidy amin'ny fifidianana?? raha teo amin'ny toeranao ve ny Mpamonjy dia nifidy ?? anjaranao ny mamaly.
Fitiavana toerana ambony amin'izao tontolo izao??? raha teo amin'ny toeranao ve ny Mpamonjy dia naka ilay toerana nomema azy??
Fa amin'ny valiny rehetra dia mila voatohana ny toko sy andininy roa farafahakeliny.
Raha manao izany isika dia hitovy amin'i Enoka ilay niaranandeha t@ Avoindrindra satria ny fanam-pahan-keviny rehetra dia noraisiny avy amin'ny fanam-pahan-kevitry ny lanitra.
Mahereza namana isany