Raha mi-redémarre automatique foana izy dia ny ventirad no mihetsika. Mafana ny processeur. Jereo aloha sao mihetsiketsika ilay ventilateur eo amin'ny processeur.
Raha ohatra indray ka tsy redemarrage auto dia system file izany no misy tsy milamina na feno loatra ny disque system. ;-)
slt,misy olana izany ao amin'ny secteur boot n'ilay disque dur nao,mila amboarina ,na ilay windows mihintsy no misy olana.Na mety ho tsy mahita disque mihintsy.Raha toa ka tsy ireo dia efa panne ngezangeza izay.