Mpanao politikan'ny serasera !!! hahahaha...

1. andrywui ( 21/09/2012 05:30)
- malemy hevitra ,tsy mitombina arakevitra ,mora mamoi-fo,miandry masoandro lohataona hisokatra ,tsy politisianina fa intérét-sianina angah ...

Innn no mahatonga anzay ? Vao mipoaka na tsy tafavoaka ny Antoko tohanana de ny mipirina no ataony ,
fa kosa vao misy zavatra poinsa oe azo antoka eo oe tafa ry tazy ..??de miomana elah raandrywui ,enry,bazylou... Fa hi wawawawawaw n'oul amanjatony no re hiteriteri-kiho eran'ny serasera eto oe tena milay zah ... Huhuh...
Ary na ny sefony kou aza petsa any oany kou à , tssss bombina be le kozy ry tazy à ,,tsy quoi fa aleo zay iainga eto iany alou huhuhuhuhuh......
répondu par andrywui le 26/09/2012 10:10
2. laza5700 ( 21/09/2012 22:10)
Ka tsy valeurs, projets, convictions no tohanana fa ol d mazava be fa tsimiantsy hoe toy ny afon-jozoro daholo ny kil eto. Raha hevitra no tohanana dia na iza na iza ol mivoy azy dia mety foana. Ny kil sasany eto anie manohana an'itsy na zaroa dia raha vao mievina ireo dia mikohaka koa izy...

andrywui:

- malemy hevitra ,tsy mitombina arakevitra ,mora mamoi-fo,miandry masoandro lohataona hisokatra ,tsy politisianina fa intérét-sianina angah ...

Innn no mahatonga anzay ? Vao mipoaka na tsy tafavoaka ny Antoko tohanana de ny mipirina no ataony ,
fa kosa vao misy zavatra poinsa oe azo antoka eo oe tafa ry tazy ..??de miomana elah raandrywui ,enry,bazylou... Fa hi wawawawawaw n'oul amanjatony no re hiteriteri-kiho eran'ny serasera eto oe tena milay zah ... Huhuh...
Ary na ny sefony kou aza petsa any oany kou à , tssss bombina be le kozy ry tazy à ,,tsy quoi fa aleo zay iainga eto iany alou huhuhuhuhuh......
3. philadelphie ( 22/09/2012 08:41)
Ka enao ary ty toa olona mora ho faty raha ny famakiako ny zavatra soratanao
andrywui:

- malemy hevitra ,tsy mitombina arakevitra ,mora mamoi-fo,miandry masoandro lohataona hisokatra ,tsy politisianina fa intérét-sianina angah ...

Innn no mahatonga anzay ? Vao mipoaka na tsy tafavoaka ny Antoko tohanana de ny mipirina no ataony ,
fa kosa vao misy zavatra poinsa oe azo antoka eo oe tafa ry tazy ..??de miomana elah raandrywui ,enry,bazylou... Fa hi wawawawawaw n'oul amanjatony no re hiteriteri-kiho eran'ny serasera eto oe tena milay zah ... Huhuh...
Ary na ny sefony kou aza petsa any oany kou à , tssss bombina be le kozy ry tazy à ,,tsy quoi fa aleo zay iainga eto iany alou huhuhuhuhuh......
4. andrywui ( 23/09/2012 20:02)
filadelfi a za ndray ve no ho faty ??? oudrryy !!
ka za anie ry filaka zavatra mpitatitra resaka sy ze mba remarque itako fa za akory tsy miteny ninoninnn ee !!
tsy itanao fa mapalaelo ary ve zao ireto mpiondana kelitsika ato reto !! jereo fa mitakoko kely miandry valala andanitra asina sira daolo izy mianakams ary !!
ka innn ary no tsy marina amzany huihuihuihuih
5. cyril ( 26/09/2012 01:29)
io nge ry mpanakanto rearaka ela iany no mimenmen eto o. Ny kil mande miasa nd1nd1 iany vao afaka maketo fa nenla eto ny fiainana.
Nenla ny politikanla politikan'ny may vava sy mifanindry ze mafy. Ra tena revenla le politika zany rawix dia asio voatabia sy tongolo a. d kesokesony eo fa kil aleo hiasa
6. andrywui ( 26/09/2012 10:10)
maneno notification anle phone e ka inn blemm ra pehako raimm lou elah de mikandra ndray ah huhuhuhu misy kandra v any bainnn aa Hihuhihi elah oa be lasantsy lotra mavoa anlah mits no mapme ka vao misy mamaly ane ry lety rapika cyril de maneno n phon oe ao dadabe lepika paty ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7136