mihorohoro ny ambanilanitra e ....

1. andrywui ( 20/08/2012 20:11)
Takina ny rora ,vizana ny saina ,torovana ny fo ,miandry ze iafaran'i dada oe hanao okory se hanakory ny manakory fa toa tsy hita beniany ze fipetrany fa toa tsary manaiky an'i dada aby ny oul , i neny anga de mba hanohana ah fa dada any iany aaa
répondu par andrywui le 05/09/2012 10:31
2. cyril ( 21/08/2012 01:06)
ze reven'ny reny malala iany io ke.. dada sy Manandafy aloha dia efa tsy anisany
3. cyril ( 21/08/2012 01:31)
Zany aloha ny sakafo, mazotoa mitsindroka e!
[center][/center]
4. andrywui ( 23/08/2012 11:41)
cyril:

Zany aloha ny sakafo, mazotoa mitsindroka e!
[center][/center]
tadidiko io sary alefanlah io ry bainn aa sary tam 2004 io ! ary mba voatahirinlah kosa le izy a ,,
5. locl ( 26/08/2012 17:16)
hihihi, ty tena mivika, sary taminy 2012 io
6. andrywui ( 26/08/2012 20:07)

locl:

hihihi, ty tena mivika, sary taminy 2012 io
kiiii... Omeo ny porofonlah ary fa 2012 io de omeko alefako eto ny maha tamn 2004 anio ..tratra eto ny lainganlah , nga ny oul azo fahanandalitra zan ry bainn à

Mamay be elah ra tsy voporofonlah ny maha 2012 anio
Miandry ary ah. Tic tac tic tac tic tac
7. ronaldo09 ( 31/08/2012 11:46)
Andrywui a! Aza mifamaly amin'adala ianao e! Ireo olona tsy maty voalavo ankibo ve? Raha i dadanareo velona aloha tsy hiditra eto fa ekena kosa ny fatiny hampidirina eo raha sitrapon'ny Tompo ka maty izy!
8. dadabe ( 31/08/2012 17:13)
o ry bainina aaa


avelao ny politika fa mivavaha amizay elah tsss
9. andrywui ( 05/09/2012 10:31)

Andrywui a! Aza mifamaly amin'adala ianao e! Ireo olona tsy maty voalavo ankibo ve? Raha i dadanareo velona aloha tsy hiditra eto fa ekena kosa ny fatiny hampidirina eo raha sitrapon'ny Tompo ka maty izy!

marina mitsy zany ronaldo a sendra ze adala matanjaka isika ity kle !... terendry zalah hidibelona eto foana i dada nefa ty vono olona be matsiravina nataony odiandry lerony mpiondana fannn fotsiny !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2787