olona manao ahoana no tokony hitondra an'i Madagasikara?
1. ledala
(
17/06/2012 19:07)
-olona matahotra an'Andriamanitra
- olona matotra: fisainana, fiteny, fihetsika, atao...
-Malagasy, ary mahalala tsara ny atao hoe malagasy, manaja izany
-tsy baikon'ny fianakiviambe iraisam-pirenena, tsy mpisolelaka amin'ny vazaha
-manana tetika matipaika hapandrosoana an'i Madagasikara mba tena hahaleo tena tokoa
-olona vonona hiahy ny malagasy rehetra, la lahy na vavy, na antitra na tanora na zaza, na mpanana na mahantra
-vovona hiaro an'i Madagascar tsy anjakan'ny ratsy samihafa
-vonona hiady amin'ny fahalovana
-sns.......
Mbola betsaka ny azo ambara, nefa moa ve tsy nanana an'izay izay rehetra tonga teo?

répondu par milamm le 28/06/2012 01:28
2. sitlo
(
18/06/2012 17:28)
sure mihitsy aho izao fa efa nadikan'ny mpanao politika any amin'ny carnet fitehirizana sopapa amin'ny propagandy io...
Ireto indray tsy mety lany manja:
Satria mijaly ny vahoaka...
Hamorona asa...
Ahena ny vidim-bary...
Hamorona hopitaly...
Hanamboatra trano ho an'ny mahantra...
Ireto indray tsy mety lany manja:
Satria mijaly ny vahoaka...
Hamorona asa...
Ahena ny vidim-bary...
Hamorona hopitaly...
Hanamboatra trano ho an'ny mahantra...
4. hery
(
19/06/2012 06:58)
Mahalala an'io daholo ny olona rehetra... fa tsy tafa e.
Raha ireo no andrasana dia tsy hisy hitondra mihitsy i Madagasikara... satria tsy misy olona mbola hita hoe tahaka ireo.
Sa manana olona atolotra ianao? (ankoatra anah lol)
Raha ireo no andrasana dia tsy hisy hitondra mihitsy i Madagasikara... satria tsy misy olona mbola hita hoe tahaka ireo.
Sa manana olona atolotra ianao? (ankoatra anah lol)
5. mirananirina
(
19/06/2012 07:40)
Ny mpanao politika rht dia samy te hitondra dhl,ary manana ireo lazainao ireo!!Fa rehefa tonga eo @ izay dia azy ny fanjakana ka miova tsikeli2 izany!Mirehareha aloha,mamaly faty ny teo aloha(izay amiko ny fomba tena ratsy indrindra manimba firenena)Ny kiatrano antrano dia rava daholo na ny fahatahorana an Atra aza tsy misy intsony
6. ledala
(
19/06/2012 23:01)
ary maninona moa raha i Hery no lanin'ny be sy ny maro? adidy io, hihihi
8. milamm
(
28/06/2012 01:28)
tsetsa2 tsy aritra tsy nahazo vaovao ny rehetra momba ny 26 jona isamparitany nefa fetimpirenena miha-malalaka ngamba ny fampielezambaovao sy demokrasia