LOGICIEL CUBASE 6
1. andrywui
(
14/05/2012 13:18)
Iza no manana na mahita Logiciel cubase6 + protools 7 na 8 na 9 mba azoazo ny prix fa lafobe daolo ny itako , andefaso message ah ze maita de mifanaraka !
cubase6 + pro tools itako farany 600euro -- lafobe !
cubase6 + pro tools itako farany 600euro -- lafobe !
répondu par andrywui le 05/06/2012 15:06
2. ded.kitty
(
15/05/2012 11:22)
Raha manana studio ialahy ka afaka manao production, mihoatran'ny EUR 600 ny vola azon'ela amin'izany. Aza dia kahidy hoa.
andrywui:
Iza no manana na mahita Logiciel cubase6 + protools 7 na 8 na 9 mba azoazo ny prix fa lafobe daolo ny itako , andefaso message ah ze maita de mifanaraka !
cubase6 + pro tools itako farany 600euro -- lafobe !
3. andrywui
(
19/05/2012 11:30)
- ka tsy azonlah le kozy bainnn a kandra alou vao S ane e ! donc refa mande ny kandra ka miodina tsara ny album n'oul ry bainn de tsy quoi zay , fa raha vo miainga elah de bombina be ny fika rehetra alou ,fa refa mande ny kandra de afaka mividy mac dern kri 9000euro anie elah ry bainnn e !! antanandany letsy aaa ,, ny andro maitso ahitra rahateo ,,
4. andrywui
(
19/05/2012 11:31)
efa nahazo anle cubase 6 ah ry bainn a sady pro tools 9 mihitsy no niaraka taminy , misaotra an'i fafane
6. andrywui
(
05/06/2012 15:04)
hery:tao amle boncoin no naitako ! .. mavesatra be ny cubase ry hery a !! milay tena milay !! ny mahasamy hafa ny amin'ny cubase5 fotsiny de miampy ny traitement (effet vocal) sy ny compresseur ao anatiny !! ..raha manana monitor milay i sefo de tonga de lafatra be ny album vita aminy !! mitovy ihany le cubase5 sy 6 fa aza manolo, tsy de misongadina ny difference !
Taiza no nahazo an'le Cubase 6?
Nenah mantsy mbola 5 am'zao.
7. andrywui
(
05/06/2012 15:06)
aza mampiasa adobe audition mihitsy na 1 na 2 na 3 fa tena faranze maivana ny produit avoakany na de traité -na otran'ny aona aza !!