Teny mampieritreritra,sao mba misy mahalala ny tena izy
1. niryna
(
03/05/2012 21:10)
Sendra nijery ny fandaharana fanambadiana,lahatsoratra manokana aho dia variana tamin'ity hafatry ny namana iray ity.ka aleo mba zaraiko aminareo koa
... mailo tsara fa be ny Mpamitaka fa zao e! Tena mba fantatry ny olona ve hoe iza tokoa io andriamanitra hivavahany io sa de hoe efa io no nahazatra de ampy izay ??? " TSY TSARA NY FANAHY RAHA TSY MANAMPAHALALANA" ; " RINGANA NY OLOKO NOHO NY TSY FAHAMPIAN'NY FAHALALANA" mba heritrereto ihany ireo teny ireo e! omeko santionany iray izay tokony hampiheritreritra antsika isika mikasika ity tsy fahalalana ity : ny hoe TOMPO dia andriamanitry ny EGYPTIANA tsy io mihintsy anefa no nanao ny "lanitra sy ny tany" ary tsy io koa ilay "teny tonga nofo" izay namonjy izay nino sy mino Azy, fa io mihintsy aza ilay niady tamin'Andrimanitr'israel ka nopotehiny tany egypta ary nanafahany ny zanany tamin'ny fanandevozana! amin'ny manaraka ny tohiny o !
efa mba naheno ity resaka ity ve hianareo e?

répondu par Miharena le 20/05/2012 06:09
2. jentilisa
(
03/05/2012 22:18)
niryna:

Andraso aloha! samihafa anie ny filaza azy izany e! Ny teny hoe Baal no nadika hoe Tompo ve? Ka ny filazana iray koa manao hoe ringana ny oloko noho ny tsy fisian'ny fahalalàna sa tsy fahampian'ny fahalalàna?
Manaraka izany, ilay "teny tonga nofo" ve izany no inona? Izany hoe ny tianao ambara ve dia hoe Jesoa no mpanohitra an'Andriamanitra tena izy? Misy koa aloha ny mieritreritra hoe ilay Andriamanitry ny testamenta taloha tena mpandripaka vahoaka mihitsy fa tsy manana fitiavana velively ao aminy ka ahoana izany? iza no mety kokoa ny momba azy?
3. niryna
(
04/05/2012 00:24)
niryna:
Sendra nijery ny fandaharana fanambadiana,lahatsoratra manokana aho dia variana tamin'ity hafatry ny namana iray ity.ka aleo mba zaraiko aminareo koa
Hoy izy hoe:
..". mailo tsara fa be ny Mpamitaka fa zao e! Tena mba fantatry ny olona ve hoe iza tokoa io andriamanitra hivavahany io sa de hoe efa io no nahazatra de ampy izay ??? " TSY TSARA NY FANAHY RAHA TSY MANAMPAHALALANA" ; " RINGANA NY OLOKO NOHO NY TSY FAHAMPIAN'NY FAHALALANA" mba heritrereto ihany ireo teny ireo e! omeko santionany iray izay tokony hampiheritreritra antsika isika mikasika ity tsy fahalalana ity : ny hoe TOMPO dia andriamanitry ny EGYPTIANA tsy io mihintsy anefa no nanao ny "lanitra sy ny tany" ary tsy io koa ilay "teny tonga nofo" izay namonjy izay nino sy mino Azy, fa io mihintsy aza ilay niady tamin'Andrimanitr'israel ka nopotehiny tany egypta ary nanafahany ny zanany tamin'ny fanandevozana! ,, amin'ny manaraka ny tohiny o"
Ny hafatro dia hoe:
efa mba naheno ity resaka ity ve hianareo e?
Jereo tsara fa hafatra tany amin'ny namana io fa tsy izaho no niteny ilay izy ka
jentilisa:ka izany no mahatonga ahy andefa ity hafatra ity ka ,mizara io hafatra hafakelyio aho .
Andraso aloha! samihafa anie ny filaza azy izany e! Ny teny hoe Baal no nadika hoe Tompo ve? Ka ny filazana iray koa manao hoe ringana ny oloko noho ny tsy fisian'ny fahalalàna sa tsy fahampian'ny fahalalàna?
isika kristiana dia miantso an'i kristy ho Tompo sy Mpamonjy
ka ity tompo lazain'ity olona ity tao amin'ny diniko manokana "fanambadiana " ity dia hafa kely mihitsy . Enga anie izy ka mba hitsidika ato hanazava ny heviny
lazainy fa ny tompo eto dia andriamanitry ny egyptiana,mbola tsy naheno izany aho raha tsy vao izao
ka eo indrindra no hitadiavako fanampiana anareo fa misy milaza zavatra hafahafa ato,mbola tsy fahenoko aloha
Manaraka izany, ilay "teny tonga nofo" ve izany no inona?
Izany hoe ny tianao ambara ve dia hoe Jesoa no mpanohitra an'Andriamanitra tena izy?vakio tsara anie ilay hafatra nalefan'ilay namana e,tsy izaho anie no nilaza an'io,izaho koa aza mba mila vonjy fa mitady hivadika biby ity zavatra ity hi,hi
Misy koa aloha ny mieritreritra hoe ilay Andriamanitry ny testamenta taloha tena mpandripaka vahoaka mihitsy fa tsy manana fitiavana velively ao aminy ka ahoana izany? iza no mety kokoa ny momba azy?hay ve misy izany koa e,ny Atra ao amin'ny TT sy ny TV izany misy mihevitra ihany koa hoe tsy mitovy?
Averiko indray fa hafatra nalefan'ny namana io ka mba ilaiko fanazavana aminareo an
4. didi10
(
07/05/2012 07:38)
Miverina eo amin'ny anaran'Andriamanitra indray ity resaka ity namana.
Ny Andriamanitra, Tompo, Adonai, Zanahary, Ray, dia "nom commun" iantsoana ilay ivavahana ka samy afaka mampiasa ireo anarana iraisana ireo avokoa na ny kristianina, na ny gasy mpandala ny fomba malagasy, na ny silamo, na ireo mpivavaka hafa manana ny ivavahany.
Koa raha maheno olona mivavaka miantso Tompo, na Andriamanitra na Ray ianao dia tsy voatery ho ilay Andriamanitra ivavahanao no antsoiny,
Mila mandeha amin'ny finoana isika ry namana ary mivavaka amin'ny fieritreretana madio, fa raha mino ianao fa ilay Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny Tany naniraka ny zanany lahitokana hamonjena antsika no Andriamanitrao na Tomponao dia aza misalasala manonona fa Tomponao sy Rainao Izy.
II Tim 1,3
3 Misaotra an'Andriamanitra aho, Izay tompoiko araka ny ataon'ny razako amin'ny fieritreretana madio, fa tsy manam-pitsaharana akory ny fahatsiarovako anao amin'ny fivavahako andro aman-alina;

5. IAVO
(
07/05/2012 08:50)
Salama daoly e!
Io lazainy namana didi10 io angamba mety mahafe ny valiny rehetra fa na ry zala dadarabe ireo ary ange rehafa alohany anao anle fikany afahafa iny de miantso an'ilay Andriamaniny aloha.
Isika zany tsy tokony iasa saina oe ahona fa refa mahafantra tsara sy matoky anze Andriamanitra ivavahan-tsika de tokony tsy isalasala intsony.

6. Zetsarazony
(
12/05/2012 21:27)
Miarahaba ny rehetra,...
Aoka tsy ho adinontsika fa ny "dikan-teny" nandikana ny baiboly tamin'ny fiteny hafa dia tsy voatery mahalaza ny "tena hevitra " ambara amin'ny "originale", dia tsy iza izany fa ny "Hebreo tranainy".
Mahafinaritra fa NIAIKY IZANY ireo nandika teny, hoy izy ireo manko hoe:
"Mihalefy ny teny Hebreo rehefa adika fiteny hafa, tsy amin'ity ihany hoy izy fa amin'ny bokin'ny lalàna sy ny mpaminany mbamin'ny boky hafa ao amin'ny baiboly koa, dia tsy mba vitsy foana ny hevitra tsy mitovy , raha ampitahaina ny dikany sy ny tena izy"
Mihalefy tokoa ve sa niniana natao ilay izy ? iza no tompon'antoka tamin'ny fanafenana ny tena hevitry ny teny raha toa ka nisy tokoa izany?
Tsy mahagaga fa na ny faminaniana momba izany aza no efa nilaza na dia mety tsy voazava amin'ny teny tena mahalaza ny hevitra fonosiny dia efa " azo antoka fa misy azo raisina tsara ny tian-kambarany.
Ohatra amin'izy ireny ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny "Itgaloth na Fanambarana na Apokalypsy 13: 5-7"
Ny teny hoe "TOMPO" dia teny avy amin'ny egyptiana tokoa no nalaina ka "TUM-PUH" ary mazava ho azy fa "divinité egyptien " ilay izy....
Dia fantatrareo ny tohiny fa anaran-tsampy izany.
Mandram-panoratra ô.

7. niryna
(
15/05/2012 14:56)
Zetsarazony:ka izay anie no nahatonga ahy nanontany e

8. Miharena
(
20/05/2012 06:09)
Mampiverina any amin'ny maha-jiosy ny gasy ity resaka ity. Ary io manao tompoko tompoko io mihitsy ilay nandraran'i Kristy. Toetra manaja no fiheverana azy ary ny an'ny Gasy aza dia ny tsirairay mihitsy ny atao hoe tompoko fa tsy Andriamanitra ihany na i Kristy.
Ny an'ny Ejiptiana, raha ny fandraisako azy dia nametraka io Tompo io ho FOTOTRA izy nefa nihalefy satria noheveriny fa ivelan'ny tenany ilay tompo. Dia natsangana ny sphinx hanehoana ny fiverenana amin'ny fahalehibiazana rehefa modimandry.
Mila fantara fa ny finoana rehetra eran-tany dia mikasika ny fitohizan'aina avokoa (=fiainana mandrakizay). Na razana io inoana io, na Andriamanitra, na divinité iza na iza (Allah, bouddha, Jehovah, sns...).
Raha tena hampifandraisina amin'y tantaran'ny Baiboly dia ny tilikambon'i Babela no mahasahana azy. Samy nahatazana an'Andriamanitra daholo dia nanao hevitra hanamboatra zavatra hiakarana sy hidinana ao Aminy. Nefa tsy mety satria materialisma izany fa tsy fanahy mihitsy. Dia rava teo satria lasa niova daholo. Ny sasany te-hilaza hoe Jehovah, ny an'ny hafa lasa Allah, ny an'ny hafa lasa Boudha, ny an'ny sasany lasa Tum-puh, sns be dia be. Fa rehefa tena zohina sy dinihina daholo dia iray ihany no fotony dia ny fahazavana ao anaty (dia ny maha-Kristy io). Fa na izany na tsy izany, dia tsy tokony hihambo ny Kristianina fa ny maneho ny mahamazava azy no tokony ataony ary izay no manazava ny hafa.
Nisy temoignage nataon'y Hindoue iray asa na mbola ao anaty site web ao ihany izy io fa fikolokoloana fahazavana ao anaty na fahazavam-panahy no foto-pinoany ary raha nahita kristianina nivavaka izy dia nahita fa mazava be tsy hay jerena ny fanahiny mihoatra amin'y olona rehetra notezainy ami'ny maha-Hindoue azy. Avy eo izy nivadika ho Kristianina.
Fa raha hiverina amin'ny lohahevitra isika dia hoy aho hoe tsy ny fanaratsiana na fitadiavana hevi-teny etsy sy eroa no tokony himasoana fa ny vontoatin'ny nanaovana izany no tokony hofakafakaina tsara ary jerena ilay rafitra miohatra amin'ny nanaovana izao fanahy maha-olona sy maha-Andriamanitra izao dia eo no tokony hanomboka ny lojika rehetra manamarina na mandiso ny fandraisana finoana iray nifandovany tamin'ny razambeny rehetra taloha tany.
Na isika Krsitianina aza dia tokony ho efa matotra kokoa fa tsy mitsaratsara foana ny finoan'ny hafa. Mila mahitsy manoro raha ilain'y namana hafa ny maha isika antsika fa tsy tokony mihitsy hanambara fa rehefa tsy Kristianiana dia devoly izay no ao ambadika.
Ny tena moa dia voanatra ny amin'ny hoe tsy misy ny devoly fa ao anatin'y olombelona tsirairay avy ihany izany. Dia iadivana ny tena satria mpampiatrano na mpamorona devoly izany. Dia mampanjaka an'i Krsity ao anaty mba hisindan'ny haizina nokolokoloina efa ela be araka ny fomban-drazana rehetra nifandimby.