Tsy azoko

1. niryna ( 28/04/2012 15:57)
Toa milaza azy ho samy tsy tomppn'andraikitra avokoa ireto olona.Iza no nandroba ny fitondrana,iza no namono olona sy nampaniraka,iza no tsy nofidiana kanefa dia mitsolatsolana mitondra fitondrana ary manao fanambarana etsy sy eroa sahady na mbola tsy tonga aza ny fifidiana manatsara ny tenany? Tany tsy misy fitsarana ve ny tanintsika e,toa samy manao izay hiadanin'ny kibony avokoa ny olona.raha toa ka nanongam-panjakana ny olona iray dia aza gaga raha hisy oloha hanongana koa rehefa avy eo,raha olona tontankely no taritina handromba ny haremben'ny firenena sy ny varotra dia aza gaga raha miverina manao izany ny olona satria efa nozarinao nanao izany izy,tsy azoko izany ilay izy e
répondu par niryna le 03/05/2012 22:06
2. milamm ( 29/04/2012 03:27)
salam niryna, reo zay manana ny basy no tompony teny aloha zao jereo fotsiny omaly teny Ambohijatovo teo imasony solotenany sadc no nanipitsipy lakrimozena ny emmoreg ireo namonjy ny tsy fankasitrahana ty fitondrana sandoka ty, niisa 40 ireo nitady fitsaboana vonjy maika teny @ HRJA (atr@ mersa vazaha manao akanjo sivily no tonga nanome toromarika azy reo milisy teny voabahana ny manodidina ny kianjany demokrasia) ireo namonjy ny tsy fankasitrahana ty fitondrana sandoka ty, niisa 40 ireo nitady fitsaboana vonjy maika teny @ HRJA . Iza no tompon'andraikitra? tsy Atoa Ravalomanana indray ve no ho lazain'izy nanao izany
3. twing ( 29/04/2012 07:44)
milamm >fanjakana ihany zany anie io na sandoka na tsia e?lol
ny politika oa ohatran ny trano be iray na ianao ao antrano ( anaty fitondrana) na ivelan ny trano (mpitazana sy mpanakiana)
tokony hifameno ireo ary mila lanjalanjana ary tsy tokony hisy hiteny ho mahavita tena ....lava be raha azavaina fa raiso sary antsaina e!
4. ziva6 ( 29/04/2012 11:51)
mazava b raha manilika andraikitra, olona tsy nahavita fianarana firy anie ny akamaroany mpitondra é, lé milaza azy ho filoha moa tsy manana fahaizana ka normale izy raha manilika andraikitra satria tsy hainy zay zavatra ataony na resaka ekonomika na sosialy mila fahaizana, mila olona nianatra.
5. niryna ( 03/05/2012 21:58)

milamm:

salam niryna, reo zay manana ny basy no tompony teny aloha zao jereo fotsiny omaly teny Ambohijatovo teo imasony solotenany sadc no nanipitsipy lakrimozena ny emmoreg ireo namonjy ny tsy fankasitrahana ty fitondrana sandoka ty, niisa 40 ireo nitady fitsaboana vonjy maika teny @ HRJA (atr@ mersa vazaha manao akanjo sivily no tonga nanome toromarika azy reo milisy teny voabahana ny manodidina ny kianjany demokrasia) ireo namonjy ny tsy fankasitrahana ty fitondrana sandoka ty, niisa 40 ireo nitady fitsaboana vonjy maika teny @ HRJA . Iza no tompon'andraikitra? tsy Atoa Ravalomanana indray ve no ho lazain'izy nanao izany
mampalahelo ilay toetsaina e,tany tsy misy fanjakana hoy aho ankehitriny.Mivory avokoa ny mpampianatra,ny mpiasam-panjakana ny rehetra toa tsy maninona,ka maninona raha vao ny antoko hafa no tonga eo Ambohijatovo no dia rarahana baomba lakrimozena ny vahoaka? Tsy vao indray mandeha anie izao e? izany ve tsy midika hoe tahotra e?
6. niryna ( 03/05/2012 22:01)

twing:

milamm >fanjakana ihany zany anie io na sandoka na tsia e?lol
ny politika oa ohatran ny trano be iray na ianao ao antrano ( anaty fitondrana) na ivelan ny trano (mpitazana sy mpanakiana)
tokony hifameno ireo ary mila lanjalanjana ary tsy tokony hisy hiteny ho mahavita tena ....lava be raha azavaina fa raiso sary antsaina e!
ka ilay politika anie tena efa mampizara-bazana na ny fianakaviana aza e.
Kanefa jereo ireny fanokanana ny TVPlus ireny fa nasaina nifandray tanana daholo na iza na iza.tsy ratsy kosa an,itan'ny havany teo iza tsy nety nifampitantana e ,ha ha
tena mampalahelo ny firenentsika ry zareo a
7. niryna ( 03/05/2012 22:06)

ziva6:

mazava b raha manilika andraikitra, olona tsy nahavita fianarana firy anie ny akamaroany mpitondra é, lé milaza azy ho filoha moa tsy manana fahaizana ka normale izy raha manilika andraikitra satria tsy hainy zay zavatra ataony na resaka ekonomika na sosialy mila fahaizana, mila olona nianatra.
andao indray aza asiana recrutement e,dia asiana fanadinana vaovao vao afaka miverina miditra mandray ny asany avokoa ireo milaza azy mpitondra azy ireo e,jerena izay tena avara-pianarana fa tsy hoe ny dadabeako,ny dadatoako,dia miditra hatramin'ny sakako sy alikako tsy manana diploma na CEPE aza.Ka hany ka ny firenena manontolo no lasa lasibatra satria olona tsy mahay ABD akory no mitondra ny fitondrana,mpamadika palitao avokoa,ny teo ihany no miala dia milaza azy manana fotokevitra vaovao ,izany ve tsy mankaleo be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3674