miseho milay sy miterikiho eto amn serasera eto fotsiny !! ...

1. andrywui ( 27/04/2012 13:17)


misy zavatra itako aminareo mpanohitra reo hatramzay ,,tsikaritro fa rehefa tsy mitovy firehena politika aminareo satria antoko hafa de tena homboy , homboy fa ratsy reo !! zany fona no ao antsainareo !!! tsarovy anefa fa otrizay fiheveranao zay kou no fiheveran'ny antoko hafa noho ianareo anareo !! azonareo ve ny tiko ho tenenina !?? de jereo io phrases nao farany ao io ry mlamm : jereo tsara !!satria maninnn nareo no miteny anio ?? satri mihevitra oe ny ataonareo mpanohitra sy zanak'i dada no tena izy fa ny ankoatra izay de "alika" na tsisy dikany angah maivamaivana kokoa no fihevitrareo azy !!!

de izao amzay ary vakio io dinika napetrakilay rangah eto ambaniko io oe tsara fanahy v ny gasy eee de ampioharo amle toetranareo de jereo fa kapoka iray mihitsy !! indrindra ireto teboka ireto ! miseho azy ho ambony sy manankevitra noho hafa ,manambany ny hafa (antoko , finoana , hevitra ...) ..merina koa ah miteny ty na de valovotaka majunga sy paris aza fa tena toetra raikitapisaka amin merina mihitsy,,, tsy manao fanavakavahana arapoko ah akory a , fa toetra ratsy mitsy le izy !! de io navoakako etsy ambany io ko oe miseho ho ambony noho ny hafa ,, miteriterikiho erakin'ny serasera , tsy mahay manetry tena amze lazain'ny hafa fa de zay hevitry iany fa ny hafa vomanga (?) - izy no tena zavatra(mpanohitra amzao) fa ny antoko hafa tsisy dikany daolo , ambany , vendrana , de jereo amzay ary ny niafaranareo rehetra noho le toetranareo !!! - azon'ny oul ny fitondranareo , ze mitady hikofoka de pan pan pan !! oui !!! zany mitsy pan pan pan !! haninnn ??? - miseho anareo ho favy be sy mazana nareo ka !! asta la vista beiby ee
répondu par milamm le 03/05/2012 16:05
2. cbd ( 27/04/2012 16:54)

andrywui:


ze mitady hikofoka de pan pan pan !! oui !!! zany mitsy pan pan pan !! haninnn ??? - miseho anareo ho favy be sy mazana nareo ka !! asta la vista beiby ee

tena efa lasa biby ty lé!!!! refa ts zaka wa ny daina d hajanony any fa inn aza ty pan pan pan ty ?

HASTA LAVISTA BIBY TY !!!!!
3. andrywui ( 27/04/2012 18:04)
De haninn anefa ny mpanohitra e ...ety aminay le mipoaka sy ny hery ..donc vao mbola ko style sy ratsy fiainga eo de zay e pan pan pan ou ratatatatatttt....
4. milamm ( 28/04/2012 00:57)
njekaky o looool
5. andrywui ( 28/04/2012 05:24)

milamm:

njekaky o looool
bah oui en ...!!! hahahahahahahhhh.... Mba vazivazy zany ry lereto fa tsisy malagasy ahafaty ny malagasy iray ra aminy zany raha tsy le rangah teo Ambohitsorohitra na I Sylla (mitahia izy fefa lasanko razana) nahazo baiko tamle rangah mpivarodronono bononoka iny oe vakio amn vy be ny lohandRavolomaso ,,zay tsy nahate ijery ny razana ...
6. andrywui ( 28/04/2012 05:28)
misy zavatra itako aminareo mpanohitra reo hatramzay ,,tsikaritro fa rehefa tsy mitovy firehena politika aminareo satria antoko hafa de tena homboy , homboy fa ratsy reo !! zany fona no ao antsainareo !!! tsarovy anefa fa otrizay fiheveranao zay kou no fiheveran'ny antoko hafa noho ianareo anareo !! azonareo ve ny tiko ho tenenina !?? de jereo io phrases nao farany ao io ry mlamm : jereo tsara !!satria maninnn nareo no miteny anio ?? satri mihevitra oe ny ataonareo mpanohitra sy zanak'i dada no tena izy fa ny ankoatra izay de "alika" na tsisy dikany angah maivamaivana kokoa no fihevitrareo azy !!!

de izao amzay ary vakio io dinika napetrakilay rangah eto ambaniko io oe tsara fanahy v ny gasy eee de ampioharo amle toetranareo de jereo fa kapoka iray mihitsy !! indrindra ireto teboka ireto ! miseho azy ho ambony sy manankevitra noho hafa ,manambany ny hafa (antoko , finoana , hevitra ...) ..merina koa ah miteny ty na de valovotaka majunga sy paris aza fa tena toetra raikitapisaka amin merina mihitsy,,, tsy manao fanavakavahana arapoko ah akory a , fa toetra ratsy mitsy le izy !! de io navoakako etsy ambany io ko oe miseho ho ambony noho ny hafa ,, miteriterikiho erakin'ny serasera , tsy mahay manetry tena amze lazain'ny hafa fa de zay hevitry iany fa ny hafa vomanga (?) - izy no tena zavatra(mpanohitra amzao) fa ny antoko hafa tsisy dikany daolo , ambany , vendrana , de jereo amzay ary ny niafaranareo rehetra noho le toetranareo !!! - azon'ny oul ny fitondranareo - miseho anareo ho favy be sy mazana nareo ka !! asta la vista beiby ee
7. milamm ( 29/04/2012 02:32)
loool bandinanakivy ty ozy le ol iray zay loool
8. twing ( 29/04/2012 07:40)
efa démoncratie zany e
9. andrywui ( 03/05/2012 09:26)
mlammn a ! mahagaga fa refa tsy mitovy hevitra amin'ny milamm ny olona de 'homboy , homboy !! tsisy farany !! ..mba aona re zany mlamm ty refa mba miady hevitra amin'ny vady amanjanany ao antrano ao ee ? - mipitika nify ramatoa , vaky loha laikely izaroa , miendaka sofina ny lahiaivo irokatra ,tapa-tanana ny lahimatoa izary !! hahahahahahahahahaaa mlammm aaaa
10. milamm ( 03/05/2012 16:05)
saina babangoana v zany lazainy wui ananany eto zany sa in ??? loool, bain a tsy milamm akory no mitondra mitoraka lakrimozena zay tsy nitovy hevitra taminy sao adino sahady sady tsy manambady no tsy mananjanaka izy no tsy tia savorovoro toy ny fanaonao sy ny fat, anatra aza miditra @ pataloha tsy antonona ny tena !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8136