TSOTRA BE NY RESAKA !!! NAHAZO ROPLANN NY FANJAKANA DE MBA MIARA MANAO TCHIN TCHIN ISIKA !!

1. andrywui ( 18/04/2012 20:37)
Eo nareo de marary andoha mitady negatif eo fa tsy miarapaly aminoul alou manao tchin !! tchinn !!..... fa nahazo roplaaann mbola tena milay isika ary araka ny kabary natao de mety mbola ahatratra 20taona io vao mety hisolo na otrotrizay !! sokafy ny maso de mba mifalia fa de montodava lava mitady ady amin fanjakana lava eo !! ovay le fotopisainana zatra manohitra foana fanaon'ny malagasy !!

ITY MISY TOROHEVITRA MAHASOA

vao mifou maraina iny enao de tonga de mitenena sady ataovy ampo oe :

-- tsy mba hanohitohitra zany tsony ah raha mbola azo atao oe !!
-- na oe manomboka izao aho de mba hianatra hanaiky !!

répondu par andrywui le 19/04/2012 11:15
2. andrywui ( 18/04/2012 21:07)
zahay mianakams ngah zao tamin'i dada ngah nanohitra azy zan mihitsy zahay mianakavy fa lasa niataka fotsiny zahay nitsoaka !!toy nifampiwawawawww taminy teo
3. andrywui ( 18/04/2012 21:08)
....toy izay !
4. cbd ( 19/04/2012 07:37)
ty bandy ty v mba misaine e? fatina avion efa nataon'ny frantsay anaty zaoridira no novidiana, d irei avion ireo v no hanaovan'ty tchin tchin ? mba misaina ry takaka a

À la lecture du communiqué du chargé de communication à la Présidence de la transition relatif au conseil des ministres de ce 18 avril, le président de la transition et le gouvernement n’ont pas discuté de la panne technique, motif du report du vol de l’Airbus A340-300 aux couleurs d’Air Madagascar à destination de Marseille et Paris prévu la veille. En effet, les centaines de passagers de ce vol ont été désagréablement surpris par le faux bond de l’appareil qui venait d’étre présenté par le président de la transition, le ministre des Transports et le Directeur général d’Air Madagascar, comme étant performant et remis à neuf pour Air Madagascar et qui, après moins d’une demi-douzaine de vols long courrier sur la France seulement, émet déjà des signes de défaillance technique. En tout cas, et heureusement, la défaillance a été vite détectée et réparée.
5. andrywui ( 19/04/2012 11:15)
O ra alfabe a ,,, misy avion betsaka oa zokiny lavitrio ampiasain'ny firenena Mandroso ...ary tsy adala sady mahay ny techniciens malagasy nividy anio tany fa tsy ze wawawawawww n'ny maty andrano eto akory no marina ....milay io ,mbola mahavita io , ra midoboka any kou mou io innn ny blem n'ny zanaky dada amzany e ??? Nareo agah no vizana amzany ?? Nareo ngah no itaingina azy io ?? Toa Marary andou be ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6741