iza no andriamanitriny football ??

1. Enry ( 14/04/2012 17:36)
Christian = Cristiano
Mesia = Messi

Raha cristiano i Ronaldo, Messi izany no Andrimanitra.

;-)
novalian'i Nehemiah ny 02/02/2013 13:48
2. ral_ ( 01/02/2013 18:04)
Salama Enry a
Tsy misy angamba aloha ilay hoe andriamanitry ny kitra raha jerena amin'ny finoana tamin'ny sivilizasiona fahiny dia nisy hoe andriamanitry ny rivotra, ny vokatra sns FA KOSA azontsika ny maneho sosokevitra hoe iza no olomasina mpiaro (Saint patron) ho an'ny mpanao baolina:
md Enry (thierry henri)...
3. Nehemiah ( 02/02/2013 13:48)
Lol !

Tsy mifanipaka ny finoana kristiana sy ny sens de l'humour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2399