hay roplann mbola jojopix be fa i hery be fialonana kouu !!
1. andrywui
(
13/04/2012 21:18)
- nojerena ny motera sy ny caroserie any fa mbola tena amn patsany tsara ny entana ry hery a !!
mbola maharitra amampolo taona io air bus tsika io faza be fialonana eo e !!
ngah kou mo natao fananampianakaviana otran'ny an'ny sasany izy iny fa de natao hiasan'ny olona sy hampidibola ary hanafainganana raharaha !!
menatra ry zalah mpiondana satria ny an'i dada vao tonga le air force one defa raikitra ny "anah 'ty tou ! anah 'ty tou ! " ...
tonga kou ny air force two mbola " anah ty tou ! anah ty tou ! " iany !
-menatra ny nmpiondana de manaratsy befahatany fotsiny mitady kendri tohana ze mba azo lazaina !! ry tonton hery zany tsy natory mitsy fa vao nangirandratsy 6h20 defa nipoapoaka niapanga lainga tao ambany tao !! hun hun hun hun

répondu par andrywui le 16/04/2012 09:51
2. ziva6
(
13/04/2012 23:11)
tsy omeko herintaona lesy d midraboka eny ampanidinana, aleo ihany mamelona corsair ny air mad efa hita ny fiasany fa tsy mamely!
3. milamm
(
13/04/2012 23:30)
salama dolidol, tsisy anombinana na analana na asiana tombony kely fa @ fandanjana tsy mitongilana no itenenako tena afangarony mpisera wui eto ny tombotsoa ambony ny firenena ary ireo vaindohan-draharaha maika mianjady @ ambany lanitra sy ny fankahalany olona iray tsy iza fa Atoa Ravalomanana. Anisany fiampangana tsy nekeny reo fat ny resaka fividianana roplana ka nanangonany olona teny @ 13 mai averiny soa amantsara izany avy eo @ air bus moa ve izany tsy miampanga ny tenany ry zareo zao? vahoaka noana sy mihamahantra ary ny ambany lanitra aza tsy nampahafantarina akory na ny vidiny sns ... raha ozy ny valitenla oe ka mitsangana ary ze mafibe anohitra an'i lavanify zay tena toetsaina foza (misy olompantatro izay tsisy hafa @ firesakela zao mintsiny 8 taona marine tany diego avy eo bani ivato 90-98) de ozy za ny ela nitoratorahana mbola ahavoa mason'angatra fa hilatsaka tsy apoizin'ireo ny varatra anamotsana izao halatra fitondrana @ taonjato 21 izao mila hetsika toy ireny arab spring reny ny Malagasy ... samy niaiky daoly daoly na Itpkl Tsiranana, ratsy iraka, Atoa Zafy na Ravalomanana i lavanify zao no tsy mbola mahatsapa izany matoky loatra reto milisiny ny vahoaka no tompony teny farany
4. milamm
(
14/04/2012 01:07)
http://www.afriquinfos.com/articles/2012/4/12/madagascar-vive-polemique-autour-lacquisition-deux-airbus-compagnie-nationale-malgache-200428.asp
araky ny siosio zany de elatra no anarany le airbus voalohany i lavanify mintsy nampanatena ny airmad izy avy any @ air france fatina roplana 2 sy trosa babeny fanjakana ho avy eo 6 taona
araky ny siosio zany de elatra no anarany le airbus voalohany i lavanify mintsy nampanatena ny airmad izy avy any @ air france fatina roplana 2 sy trosa babeny fanjakana ho avy eo 6 taona
6. vony501
(
14/04/2012 19:13)
Tsy takatr'i Andrywui zany ry zalah a. Ny an'i lery efa notampenany ny sofiny sy ny masony. Ny vavany sisa no manaraka an-jambany an'izao adalan'ny mpangalatra zao (mety ao anatiny koa angamba lery no tena marina). Tsy misy resaka henoin'i lery mihintsy, fa ny azy ihany no asesiny bontolo eto. Jereonareo tsara anie ny hamaliany an'ity rehefa avy eo e! Aleo aho aloha tonga dia hihomehy... ha!ha!ha!
7. andrywui
(
15/04/2012 06:07)
Fa inn no tena blemm e ,, ny vidiny tsy hainareo ve sa oe motraka be le izy de tokony mba vaovao sa oe tsy mila mividy an'io roplann io mihitsy alou sa de ze miseho rehetra ,,zany oe ze atao tsisy mety daolo fa ny eritreritry ny mpijery boll eny amin'ny pelouse iany no arahana
8. andrywui
(
15/04/2012 20:11)
TSOTRA BE NY RESAKA RY ZALAH !!!!!
--zay adinareo eo adinareo fa tsy misy dada mody miditra an'i madagascar zany fa zay vao hisy malagasy voalohany hanao kamikaze eto M/car !! mahavaly azy angamba zay oooo
--zay adinareo eo adinareo fa tsy misy dada mody miditra an'i madagascar zany fa zay vao hisy malagasy voalohany hanao kamikaze eto M/car !! mahavaly azy angamba zay oooo
9. vony501
(
16/04/2012 06:33)
hitanareo zany ??? inona amin'ny resak'i Andrywui no ventiny azo raisina eto ??
10. andrywui
(
16/04/2012 09:51)
vony501:o ry Vony a raha mahafantatra ah tsara toi de tsy mijery tokana otran sovaly ...sady tsy iteny anzany ...mbola tsy hainao marina oe iza ah ...Ho an'ny efa mahalala ah de mahafantatra ny resako na ny mission ataoko fa tsy resaka antanimbary ny diako eto ...vao zazavao elah ry Vony no eto a ... Tsisy hainlah n zavatra nandalo sy ny tsy amelako ny dadanlah iditra ny firenena ...de mangina refa tsy mahay sao goagoaka fahatany ...
hitanareo zany ??? inona amin'ny resak'i Andrywui no ventiny azo raisina eto ??