Fividianana Airbus (2)

1. LazaDaddy ( 13/04/2012 00:22)
Fanontaniana manitikitika hafa.

Inona no hidiran'i Andry Rajoelina amin'ny fividianana Airbus ho an'ny Air Mad?
Efa vitany tsara daholo angaha ny asany amin'ny maha FAT azy?

Tsy mbola nahita aho hoe filoham-panjakana "mandeha mandany fotoana mividy Airbus" izany ho an'ny "orinasa fitaterana" iray.

Ny filoha manana ny hajany dia tsy manao asan'ny "commercial" ho ana orinasa iray ... sa misimisy "commission" tao?
répondu par andrywui le 16/04/2012 19:01
2. andrywui ( 13/04/2012 21:10)
ary innnn no nidiran'i dada nividy air force one sy two nhag tsy an'ny air mad izy iny toa i dada ndray no nipindipindina nividy azy tany sa nisy afera maizimaizina tao tao de nampidiboninahitra nilingilingy tany i dada ?? sa nisy tombotsoa ho azy tamin'izy iny ??? toa hoe izy mianakavy manko hono no niliba tamin'izy iny ry laza ????
3. andrywui ( 13/04/2012 21:24)
laza daddy a ! mitovy iany zany ny fomba nividiandry lerony ny entany ee !!

fa ny fomba nampiasainy azy no samy hafa ! ny an'ny iray niliban'izy mianakavy nanaovany vacances eran'ny tanana rehetra!
fa ny an'ilay kosa netiny niasa nampidirambola sy nentina nanaovana fivoriana maika sns ...


teo no tsy nitovizany ry daddy a !!
4. dadabe ( 14/04/2012 16:27)
hor hor hor
5. Enry ( 14/04/2012 17:51)
andrywui hohohohohohoo lol be
6. andrywui ( 15/04/2012 06:22)
Jereo anie e !! Mankadilo sofina mitsy ry lerony misioka mivalapeo eran'ny tanana mbola vomanga ihany zany ,,,fa vao mba misioka tokana kely le oul sady malefaka lazaina fa vorondolo io ...ka aiza iany ary ....
7. mirananirina ( 16/04/2012 11:40)
Ka novidiana io ahafahan'ny tgv mianakavy hivezivezy izao tontolo izao gratuit
8. andrywui ( 16/04/2012 19:01)

mirananirina:

Ka novidiana io ahafahan'ny tgv mianakavy hivezivezy izao tontolo izao gratuit
mirana ----))) mandainga be !! tsy marina zany !!mteniteny fona ndry !! voakapoka eo .....ssssshhh !! tenenina fona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493