TRATRAN'NY PASKA RY ZAREO A IRARIANA MBA AHAZO GRACE I DADA E

1. andrywui ( 07/04/2012 22:47)
- ZAY ALOU ZANY NO FANIRIANA AMZAO ANDRO FETY ZAO EE TSY FALY AMZE HANAGADRA AZY ANY IVELANY ANY AKORY NY OUL SAINGY TANY MISY LALANA MOU I MADAGASCAR DE ATAO OKORY FA DE SAMY MBA MIJINJA ZE NAFAFINY EO EEE
répondu par andrywui le 08/04/2012 10:35
2. cbd ( 08/04/2012 09:57)
tena ts avotra tsony ty bandy manamoly ty!! na d andro paska aza d midegany hatrany! tany misy fanjakana inn mada zao? fa lety v mitapy e?
3. andrywui ( 08/04/2012 10:35)

cbd:

tena ts avotra tsony ty bandy manamoly ty!! na d andro paska aza d midegany hatrany! tany misy fanjakana inn mada zao? fa lety v mitapy e?


aza malaelo voalavo maty ry lety fa ny antsaha mbola hiakatra a !!

mijinja izay nafafiny daholo ny olona hoy ny baiboly

izay namono de mbola hovonoina (lery ary tsy ho vonoina fa ho tsiafahena fotsiny "alefa any Tsiafahy zany "Tsiafahena" zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0498