Tsotra ny Marina
1. Miharena
(
13/03/2012 04:23)
Tsotra ny marina, dia ny fahafantarana sy fampahafantarana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:42
2. jesuisla
(
14/03/2012 01:03)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94
Ry zanako Malalako,
Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !

3. LazaDaddy
(
14/03/2012 01:42)
Miharena:
zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.
Hoy i Jesosy tamin'ireo olona tsy nanaiky Azy:
"Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao." Jaona 8:44a
Efa nisafidy ny hino an'i Jesosy aho ka amiko dia diso io tenin'i Miharena mifanohitra amin'ny tenin'i Jesosy io.
4. Miharena
(
14/03/2012 04:26)
Marina ny Tenin'i Jesoa satria raha tsy zanaky ny devoly (fahadisoam-piheverana) isika tsy tonga IZY hilaza hoe mifohaza fa zanak'Andriamanitra ianareo fa aza mihaino ny fitaka nifandimbiasan'ny razambe, izay olona tafaroboka tao anaty fahadisoana ihany. Mandray fahamarinana araka ny lovantsofina fa tsy mahay miaina ny ankehitriny omen'Andriamanitra iainany. Mahita ny soratra milaza an'i Imanoela fa tsy mahita hoe IZY miresaka ankehitriny anie no IZY.
Ary betsaka ny Kristianina mbola tafaroboka koa ankehitriny zary manao tsianjery ny famaizana fa tsy mampianatra amim-pitiavana ary mahatsiaro mandrakariva fa izay olombelona na iza na iza dia zanak'Andriamanitra.
Marina fa mety ho saron'ny haizina izy noho ny tsy fahalalàna ary izany no antony hampahalalàna na ny marina kokoa hamohazana azy.

5. LazaDaddy
(
14/03/2012 05:37)
Miharena:
zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.
Hoy i Jesosy tamin'ireo olona tsy nanaiky Azy:
"Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao." Jaona 8:44a.
LazaDaddy:
Efa nisafidy ny hino an'i Jesosy aho ka amiko dia diso io tenin'i Miharena mifanohitra amin'ny tenin'i Jesosy io.
Miharena:
Marina ny Tenin'i Jesoa
:)
6. didi10
(
14/03/2012 06:49)
Miharena:
Tsotra ny marina, dia ny fahafantarana sy fampahafantarana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.
Tsara ny Tompo
Miharena : TSIA
Fahadisoana BE mihitsy ny fieritreretana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra. Tsy misy tokony nanirahana an'i Jesosy tety an-tany raha zanaNY avokoa ny olona rehetra ka tsy hisy ho very fa ho any amin'ny Ray avokoa.
Ny zanak'Andriamanitra dia ireo nandray ny famonjena ihany: aleo azavaiko amin'ny lohahevitra vaovao fa tsy mety raha eto.
7. Miharena
(
14/03/2012 11:18)
TSIA : izay no fiheveranao saingy vao misokatra ny Baiboly dia efa izay no voalaza ao hoe Andriamanitra namorona izao rehetra izao.
Fomba fiady hevitra manahaka ny menarana nilaza tamin'i Eva fa tsy ho faty tsy akory ianareo fa ho toa an'Andriamanitra. Zanak'Andriamanitra mazava anefa no nofitahana. Ka raha tsy taranak'i Adama sy Eva àry, dia iza no namorona ireo tsy zanak'Andriamanitra? Mba jereo tsara ao anaty Baiboly hoe??
Sokafy amin'ny loha-hevotra tianao atsangana fa tsy maninona fa arahantsika tsara ny TSIA lazainao Didi10.

8. niryna
(
14/03/2012 15:59)
Miharena:namboarin'Atra ny olona rehetra satria avy tamiNy no nisian'ny mazava dia nisy ny mazava,Izy no nanao izao rehetra izao fa ny hoe zanak'Atra daholo dia misy zanak'i satana .
Tsotra ny marina, dia ny fahafantarana sy fampahafantarana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.
Vao maika anie Miharena izany miala amin'Atra andro aman'alina sa izao no atao hoe ANTICHRIST efa tonga amin'izay ilay fanahy mpiampanga ny fahamarinana ho diso ? ooops
9. Miharena
(
14/03/2012 18:07)
Aza tonga dia mametraka etikety ianao Niryna fa porofoy ny maha-manam-pahefana an'i Satana hanan-janaka na koa hoe afaka namorona olona ho azy izay famoronana manokana tsy asan'Andriamanitra mihitsy. Izay vao miteny ianao hoe misy ny zanak'i Satana.
10. pomderenette
(
16/03/2012 15:42)