fa maninona tokoa no toa velona foana ny machine administratif e ????

1. andrywui ( 20/02/2012 22:12)
misy tsetsatsetsa kely ty !! .... fahiny dada sy ry ratsiraka etc.. teo amin'ny fitondrana a nahazo vola avy any ivelany foana ry zalahy fanampiana an'i Madagascar na vola nindramina ,,, milliers des dollars sy milliers d 'euros ny resaka eto !!! nihodina ny fierena ,otrotrzao iany ny zavatra niainana ,,tsisy zavatra nisongadina be ohatran'ny oe autoroute be nanodidina an'i madagascar na nahavitra nanangana trano mora bedebe fa de vitavitan'ny sitrany ahay teny foana !! satria nandoa karaman'ny mpiasampanjakana tamin'ireny ministera samihafa miankina sy tsy miankina ireny ny fanjakana ,, volabe ny karaman'ireo naloan'ny mpitondra teo alou !! .... zay a ??

-- de andraso ndray ary !!! amin'izao fotoana izao a sady tsy mahazo fanampiana no tsy misy mampindrambola ny firenena satria tsy milamina isika ato anatiny !! mandeha irery ny fanjakana zany aminireo zavatra tanisaiko eo ambony ireo saingy !! ny eo antanana iany no ampiasaina !!! ,nefa toa :

- voaloa aradalana mbola tsisy nitaraina ny karamampiasampanjakana

- voaloa aradalana daholo ny vola n'ny ministera rehetra

- misy ny volabe mampiodina ny ministera

- misy ny vola hanaovan'ny ministera ny fotodrafitr'asany !! -

-tsy mbola nisy ministera nitaraina fa tsy ampy ny fournitures des bureaux ny ,na ny ministeran'ny TP nitaraina fa tsy vita ny fikojakojana ny lalana eny na de ampian'ny FER aza ry zalah !!

- tsy mbola nisy ministera nitaraina oe tsy ampy fitaovana ny fampianarana fa de nahazo blouse sy kitapo daholo iany ny kilonga
répondu par andrywui le 01/03/2012 23:20
2. andrywui ( 20/02/2012 22:17)
tadidio fa ireo zavatra resahako ireo de tsy vola kely isambolana fa vola tsy toko tsy forohana no kirakirainba amin'ireo resaka ireo !! donc tao anatinzay 3taona zay ary ! taiza no nahitan'i lavasanga vola ??? ....asa na mbola misy ahavaly anzay iany na hanao boraingona de hiala !!!
3. LazaDaddy ( 21/02/2012 04:02)

  • Tsy mitaraina ara-bola ny minisiteran'ny fiarovana fa ampy ny azy (na avy @ fanonganam-panjakana io na avy @ fampanofana basy sa...?)
  • Tsy mitaraina ny minisiteran'ny fampianarana ambony fa betsaka loatra aza ny tambi-karamany (?)
  • Tsy mitaraina ny mpandraharaha @ fizahan-tany satria na tsy misy aza ny mpanjifa dia mizara vola be ihany ny minisitera (?)
  • Tsy mitaraina ny mpandraharaha @ angovo na terena hivarotra solika mora aza satria manatonta "cheque carburant" dia mahazo vola rehefa tsy misy ny solika amidy(?)
  • Miroborobo ny fivarotan-tsolika, mitombo ny isan'ny mpandraharaha (?)
  • Mandeha ihany ny JIRAMA ary vao maika aza mandeha 26 ora/ 24 (?)
  • Mandry fahalemana ny tany satria voaloa ny karaman'ny AV7 hitandro ny filaminana sy hisolo ny SRDI eny Ivato(?)
  • Voaloa ara-potoana avokoa ny karaman'ny mpiasam-panjakana rehetra, hatramin'ny miaramila vao (?)
  • Voaloha mialohan'ny fotoana ny vatsim-pianaran'ny mpianatra ambaratonga ambony(?)
  • Tsy ilaina ny "evacuation sanitaire" any ivelany, feno hopitaly manara-penitra ny tanana(?)
  • Misokatra ny zotra Air Madagascar mankany Etazonia ary mahafa-po ny be kintana ny fikojakojana ny fiaramanidina Air Madagascar ka tsy atahorana ny hisy loza(?)
  • Mizotra araka ny tokony ho izy ny fiarovana ny mpitsara (?)


Tsy voatanisako intsony fa betsaka loatra.
4. andrywui ( 21/02/2012 09:18)
Miresaka zavatra somary en detail loatra I laza ..!!! Tamn mpitondra teo alou rehetra ry laza de niainana fona zan tsy fandriampahalemana zany fa tsy oe vao zao akory a mahagaga be le resakao ,,,otrzay daolo reo zavatra resahanao reo ...niainana hatramzay daolo reo fa tsy any ny resaka fa le oe maninnn oa mahagaga toa miodina tsara ny firenena otran tam mpitondra teo alou mahazo volabe iany nefa tsisy vola miditra mitsy na fanampiana na findramambola !!! Eo ny resaka laza a
5. mirananirina ( 21/02/2012 09:24)


de andraso ndray ary !!! amin'izao fotoana izao a sady tsy mahazo fanampiana no tsy misy mampindrambola ny firenena satria tsy milamina isika ato anatiny !! mandeha irery ny fanjakana zany aminireo zavatra tanisaiko eo ambony ireo saingy !! ny eo antanana iany no ampiasaina !!! ,nefa toa :

- voaloa aradalana mbola tsisy nitaraina ny karamampiasampanjakana

- voaloa aradalana daholo ny vola n'ny ministera rehetra

- misy ny volabe mampiodina ny ministera


fa hono hoa Andrywui!!!!
"ANDRY RAJOELINA 12h15 : "le pays dispose actuellement d’une réserve en devises d’un montant de 1 milliards et 100 millions de dollars, une grande première dans l’histoire de Madagascar"
Tenin i Rajoelina io,fanontaniako aminao de hoe:taiza io DEVISES io,vola AR Malagasy ve nahodina ho lasa devises?????Sa kosa vola AZO!!!(en devises)
6. andrywui ( 21/02/2012 09:30)
Mirana a kou zay mitsy oa ane no mapanotany anah eto ry mirana e satria de manambola mitsy io fanjaknatsika io nefa tsy omen'ny olona vola !!! Kou za ko ary mbo gaga ko ...telo taona be zao nefa zay aa ...
7. andrywui ( 21/02/2012 09:33)
Efa miomakomana amn fotodrafitrasa goavana ry zalah zao ,,ry Atsonjombe sy ny autoroute sy ny trano miravidy ,,de mahagaga oa ..!! Sa mamotsy vola ry le lavasanga ???
8. mirananirina ( 21/02/2012 09:41)
Andrywuiiii tsy voavalinao ilay fanontaniako????Avy aiza io vola(dollars)io hoaaa???
Fanomezana ve??sa nivarotra zvt????sa notrosaina???sa ina???Nahoana moa no misy vola dollars any Mada ,nefa toa AR no ampesaintsika any???
9. m.i.s.a ( 21/02/2012 10:56)

andrywui:

-- de andraso ndray ary !!! amin'izao fotoana izao a sady tsy mahazo fanampiana no tsy misy mampindrambola ny firenena satria tsy milamina isika ato anatiny !! mandeha irery ny fanjakana zany aminireo zavatra tanisaiko eo ambony ireo saingy !! ny eo antanana iany no ampiasaina !!!


zany avy aza tsy takatry ny sainao !!! hatramy ohaviana no nahazo fanampiana ara-bola na fampindramam-bola ny firenena izay mpanogam-panjakana no mitondra? ary mitondra inona aloha? boite de nuit?

raha misy tokoa ny vola dia tena tsy takatry ny sainao hoe avy taiza zany volazany? sa mila mandeha mianatra kely aloha? ary ny bois de rose namidy sy ny fanodikodinana mba ao anaty sainao ry mpivika?
10. andrywui ( 21/02/2012 11:40)
Tsy mbola mamaly anlah sh misa fa mis fotoanany daolo n zavadrehetra ... Valio ampahendrena zay voasoratra d aza entimpo calme toi alou .... Ny zavamisy oa de tsotra ...miodina ary msndeha ny firenena hatramzao ary tsis mitaraina n ministera miankina s tsy miankina .... Ayyyy de mazava b ny tenin I misa oe bois de roses ....Kay ve lets nentina nanodinana ny mach.admin le bois de rose fa tsy nankany ampaosy ee mazava be zay ...
11. andrywui ( 21/02/2012 11:46)
Yeny e iaraha maita io fa tsy milamn ny fIrenena e ...tsy t iditra ah oe avy amniza no tsy maplamn azy ..tsy any ny tiko ahatongavana ...fa sujet isika ry misa amzay resaka zay ...fa ity volabe nampiodina ny firenena telo taona taiza ..amzay mblla mahavita manangana fotodrafitrasa etsy sy eroa ry zalah ...
12. andrywui ( 21/02/2012 11:52)
Mirana a de mbola averiko iany ko ny valiny oe asa oa ze aitandry zalah volabe tsy toko ts forohana lazainao io ...misy point kely lazain'i,misa io ambony io oe bois fr roses ony de hay zany oa kay le bois d.r. nahabe resaka b teto reny Kay nentina niAsa sy io lazain I mirana io angamba ....notrandrahandry zalah zany ny harena ankibon tany fr tsy nataony otran'ny fanaovan'ny mpitondra teo alou azy ny azy fa io itani mirana io ...nampiasain I fanjakana satria nitohana ny fanampiana sy vola findrana ....mazava b !!!!!
13. LazaDaddy ( 21/02/2012 22:30)

mirananirina:

fa hono hoa Andrywui!!!!
"ANDRY RAJOELINA 12h15 : "le pays dispose actuellement d’une réserve en devises d’un montant de 1 milliards et 100 millions de dollars, une grande première dans l’histoire de Madagascar"
Tenin i Rajoelina io,fanontaniako aminao de hoe:taiza io DEVISES io,vola AR Malagasy ve nahodina ho lasa devises?????Sa kosa vola AZO!!!(en devises)
Ny vola tsy fanta-pihaviana dia antsoina hoe "vola maloto", ka raha tafiditra amin'ny kitapom-bolam-panjakana izany dia mbola ho takiana amin'ny taranaka fara aman-dimby.
14. andrywui ( 21/02/2012 22:40)

LazaDaddy:


mirananirina:

fa hono hoa Andrywui!!!!
"ANDRY RAJOELINA 12h15 : "le pays dispose actuellement d’une réserve en devises d’un montant de 1 milliards et 100 millions de dollars, une grande première dans l’histoire de Madagascar"
Tenin i Rajoelina io,fanontaniako aminao de hoe:taiza io DEVISES io,vola AR Malagasy ve nahodina ho lasa devises?????Sa kosa vola AZO!!!(en devises)
Ny vola tsy fanta-pihaviana dia antsoina hoe "vola maloto", ka raha tafiditra amin'ny kitapom-bolam-panjakana izany dia mbola ho takiana amin'ny taranaka fara aman-dimby.


ouudrryy !! f'angah vola maloto ramse raha ohatra ka nitombina io filazan'i m.i.s.a azy etsy ambony io hoe vola vidina bois des rose ozy lery reo vola mampiodina firenena ireo !! ka raha zay tenin'i misa zay de tsy vola maloto reo fa tena vola madio mangarangarana mihitsy ary nandeha tsara amin'ny falehany satria ny harena ankibon'ny tany no trandrahana de hanodinana ny firenena !!! efa nohirahiraintsika amantaona zany hoe maninnn raha trandrahana ireo harena be antsika eto madagascar reo ee isika anie manankarena fa innn iany ary no mbola hangatahana sy hisamborana vola any ivelany any iany ee !!

- de nisy namaly ,ny antsoantso tany anefitra hatramzay ,de io fa nataondry zalahy TGV le izy de mety ho tafarina haingana ihany zany i madagascar raha ireto bandy tanora reto fa tsy ry fen'antitra efa lozotrapaty efa sisampasana reny no averina ndray itondra eto,, fa hiverina itondra cyclone fotsiny eto,, nefa jereo ty zavamiseho mahatalanjona fa na isika rehetra koa aza itako hoe gaga amin'izao resaka zao fa mody mba .... mamalimaly kely eo sitrany ahay mba oe tsy resy ara-kevitra !! fa tena mitombona ary tsy azo iadiankevitra io analyse iray io !!!
15. LazaDaddy ( 22/02/2012 00:31)

mirananirina:

Andrywuiiii tsy voavalinao ilay fanontaniako????Avy aiza io vola(dollars)io hoaaa???
Fanomezana ve??sa nivarotra zvt????sa notrosaina???sa ina???Nahoana moa no misy vola dollars any Mada ,nefa toa AR no ampesaintsika any???


Sao kosa dia izay no sandam-bidy azo tamin'ny fivarotana tanindrazana?
16. andrywui ( 22/02/2012 07:03)

LazaDaddy:


mirananirina:

Andrywuiiii tsy voavalinao ilay fanontaniako????Avy aiza io vola(dollars)io hoaaa???
Fanomezana ve??sa nivarotra zvt????sa notrosaina???sa ina???Nahoana moa no misy vola dollars any Mada ,nefa toa AR no ampesaintsika any???


Sao kosa dia izay no sandam-bidy azo tamin'ny fivarotana tanindrazana?
. De tsy haiko oa ry reto fa za kou manotany tena sao ...sao de.... Sao de ...... Otran'I daddy zao kou . Fa de be vola be alou ry zalah ...jereo sahady ko fa hanao pont valeur na 12milliara mahery ao atsinanana ao ndray ry zalah ....
17. moi ( 23/02/2012 16:37)
za mbô gaga ! mba tiako aloha iny hira iny e !
fa ny famoahanao ity lohahevitra ity zao no lasa ipoiran'ny fitarainana avy amin'ny ministera isan-tsokajiny, hanoherana ity analyse ity ! Efa fandre tokoa taloha ny hoe ny vola misy, fa ny anaovana azy...
za koa mba miaiky fa dia sahy ny FAT manao resabe hoe hanangana an'izao sy zao atsy e, ary e ! tsy matahotra ny ho voafatotry ny teniny, nefa ange ny fahavalo manao zay hiletehany e ! ka rediredy sa tsy fahamatorana, sa ny vola misy, dia avy aiza ? ho hita eo raha tafatsangana tokoa reny e, na dia krizy aza ! Fa za ndray klo tsy dia manao olana na blanchiment io, na inona e !
18. andrywui ( 23/02/2012 17:32)
le kabarin'i omer beriziky tany amin'ny faritra antsinana izy nanome fanampiana traboina tany iny anie tena nahavariana mihitsy e !! niteny irery mitsy ah oe tena manambola ry zalah ka !! ozizy oe hanao tetezana vaovao any amin'iny faritra antsinana iny hono ny fanjakana ka mitetimbidy 12miliara ariary ny hanaovana azy !! .... ka diso ve ry zareo zao raha ohatra ka vola-na bois des roses no hanaovany anzay tetezana zay ??! ...
19. trondrogasy ( 24/02/2012 20:52)
mangina ise ry andrywui,tetezana 52 no tokony ho vitaina t@ andron'i ra8 tao anatiny 10em fed @ iny RN5 manomboka tamatavejusqu'a ambilobe atao tara nefa nosombaran'i ry tgv
20. andrywui ( 24/02/2012 20:55)
mangina less trondrogasy fa efa ho avy dada hanonitra anireo tetezana a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2221