tsisy manao resaka ratsy eto ....
1. andrywui
(
08/02/2012 21:20)
Sady tsy manabambany na manopa ah eto ,,tsy mi.se moquer nizaniza ,,tsy manambany anlisany donc asio fifanajana ,, milaza ny hevitro sy ny olona tohanako hatramn farany no alehako eto ...... Ka zao ry zalah manontany anlisany ah aona hiresaka tsara hampiady politika v no.atao sa hifanamamo eto ..fa mety amiko daolo Ze revy miainga eo ..fa za mikozy tsara fona nefa itranny tena aotsandry lerony matetika fona ....
répondu par andrywui le 13/02/2012 00:17
3. andrywui
(
10/02/2012 00:42)
cyril:bainn a averina ndray v resaka nampitsoka anlah teto e mba mifanajah less fa aotsako eto ane lisany ra miakatra eo ny mainako e
dinika tsisy valerany
4. nilex
(
10/02/2012 05:33)
kay izay no mahatonga ny fanohanankevitrareo ho maivana be eto an,tsy ny saina no miasa fa ny maina no miasa.Amiko ity sehatra ity dia ady hevitra hifanakalozana sy hifandresena lahatra ka miasa eto ny fomba fijery samihafa sy ny fahaizana miresaka amin'ny saina madio fa tsy saina entin'ny maina fotsiny ka miteniteny foana eto.
Aleo maneho hevitra normaly fa tsy miady izany mifoka maina izany e.
Aleo maneho hevitra normaly fa tsy miady izany mifoka maina izany e.
6. andrywui
(
13/02/2012 00:17)
mirananirina:Slt mirana ...otran'ny atambatry ry zalah reto oa ry mirana le politika sy le kombaka a refa tsy maharesy tsony na vita ny aminareo de mba manana fo sportif manaiky fa tsy lazaina daolo zao.kozy retra zao ...tsotra fotsn ...rah mbola te ho eto de mifanamamo eto ...Zah mitana ny hevitro fona na innn na innn vovou sy wawawww ataonlah .....betsaka dinikA hafa so ambadika refa ts zaka l eto Sao tapaka lalandrivotra eto fa mpanamainks daolo ny eto ranlex a ...
Zany an!!!!!!!!!!!!!!! :)