nify madilo

1. pomderenette ( 06/02/2012 15:25)
inona ny fanafodin'ny nify madilo, efa avy tany @ dentiste, talohan'izay tsy nisy anizany fa rehefa avy any indray (herinandro aoriana) vao madilo.

@ herinandro aho vao nahazo RDV any, ka sao mba misy afa manome toro hevitra azafady?
Marihina fa tsy misy carie
Misaotra ô!
répondu par Ratoa le 12/02/2012 17:35
2. hery ( 06/02/2012 18:42)
Nisy vaky ny émail dentaire http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89mail_dentaire matoa madilo ny nify fa tsy voatery misy carrie. Mety voakitik'ilay dentiste tamin'ny fikarakarana nify dia nisy nipika na koa nalefaka loatra dia nony nihinan-kanina taty aoriana dia nisy niala ny émail.

Tokony ho afaka ho azy ilay izy satria mivoatra tsikelikely ilay émail raha resaka voadona fa tsy carrie. Fa ny ahy ny nataoko, ary azonao andramana dia azo hosorana dentifrice matetika koa mba hivoaran'ilay émail avy ety ivelany.

3. pomderenette ( 07/02/2012 01:52)
Misaotra indrindra amin'ilay toro hevitra sy ny fanazavana ary ilay lien, andramako indray izany ilay hosorana dentifrice amtetika.

:)
4. bichette ( 09/02/2012 07:55)
Misy dentifice special koa ho an'ny nify madilo
5. pomderenette ( 10/02/2012 02:31)
Efa tsy maninona intsony ilay nify amin'izao, fa misaotra @ torohevitra.
Fa tena resaka émail dentaire tokoa, andeha annuler-ko agamba ny RDV dentiste !
Misaotra e!
6. Ratoa ( 12/02/2012 17:35)
aza annuler izany ilay rendez-vous fa mbola mety hisy zavatra hafa ao. Misy zavatra azon'ny dokotera atao amin'ny nify toa izany: volena émail, izany hoe saromana résine na céramique ilay toerana madilo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2459