inona no fika politika manaraka ??

1. andrywui ( 27/01/2012 12:40)
Otran oe rah.mbola mitsefotra io famotsorakeloka andrasan'ny ambanilanitra amin faran volana zao io de kely dia kely sisa fanantenana azo eritreretina momba ani dadatsika ty ....miandry ampahatoniana isika m.i.s.à sy locl à ,,,mety hisy fanatenana io rah tsy be loha ndray i kelifingotra hon hon hon hon
répondu par milamm le 31/01/2012 08:33
2. hery ( 27/01/2012 14:18)
Tsy azon'i andrywui mihitsy angamba ilay resaka. Tsy resaka hoe Ravalo na tsia intsony ny resaka efa ela be izay. Fa resaka hoe mety sa tsy mety.
Na mahazo mody aza Ravalo, na lasa prezidà indray aza Ravalo, ny resaka dia hoeraha te haka fitondrana, na Ravalo, na Rajoelina, na Ravolo, dia mirotsaha hofidina fa tsy vitan'ny manakarama miaramila fotsiny dia maka fitondrana.
3. galasm ( 27/01/2012 16:48)

hery:

Tsy azon'i andrywui mihitsy angamba ilay resaka. Tsy resaka hoe Ravalo na tsia intsony ny resaka efa ela be izay. Fa resaka hoe mety sa tsy mety.
Na mahazo mody aza Ravalo, na lasa prezidà indray aza Ravalo, ny resaka dia hoeraha te haka fitondrana, na Ravalo, na Rajoelina, na Ravolo, dia mirotsaha hofidina fa tsy vitan'ny manakarama miaramila fotsiny dia maka fitondrana.

raha i andrywui izao no anontaniana ny heviny dia tsy misalasala izy miteny fa miandry ny cst sy ny ct(solombavam bahoaka) vao mahazo aministie ravalo,sa ahoana lesy bain???
4. galasm ( 27/01/2012 16:52)
raha miteny ny cst sy ny ct hoe mbola tsy omena aminstie aloha ravalo dia hisavoritaka eto isika satria solombavamba hoaka no miteny ,tsy misy dikany ireny vahoaka 250.000 a 800.0000 teny ivato ireny ,eh hon hon hon hon hon
5. hery ( 27/01/2012 21:55)
Solombavam-bahoaka ahoana ary. Fa angaha efa nisy fifidianana solombavam-bahoaka?

Ny CT sy ny CST dia nofidian'i Rajoelina na dia natolotry ny antoko politika vitsivitsy aza. Tsy misy afaka miteny mihisy ireo hoe voafidim-bahoaka, tahaka an-dRajoelina izay tsy afaka miteny hoe voafidim-bahoaka. Sa ireny 250.000 sa 800.000 teny amin'ny 13 mai ireny misy dikany noho ny vahoaka nifidy?

Ka averiko indray, ny principe fotsiny dia tsy hijanona mihitsy io raha tsy hoe ny fifidianana no atao masaka. Ary tsy ny fifidianna ho avy ihany fa ny fifidianana efa lasa ihany koa. Izany hoe na tsy hiverina aza Ravalo dia tokony tsaraina Andry Rajoelina fa nanongam-panjakana. Raha toa moa ka mitady Amnistie izy dia tokony izay filoha voafidy eo no manome amnistie azy.
6. andrywui ( 28/01/2012 00:34)
Ary raha tonga de izy iany no manome amnistie ny tenany ?? Mety zay satria izy no filoha eo ...ny filoha ozy i hery no afaka manome amnistie ok mpetraka tsara zay teninao zay ...n'a innn alo lazaina eto de miandry ani dada daolo n'y oul retr zao e ....adala v reny vahoaka anetsiny maro tonga reny rah tsy mbola manatena dada ho tonga ....sa ronono antavy ko fa efa kobo oe tsy hody any zany ah ...mitsapa halalindrano eee paipaika politika
7. milamm ( 28/01/2012 09:22)
eo ampototry ny jiro tsy mahita hazavana ny vahoaka malagasy fitazomana fahefana ankery tsy voatsodranony safidimbahoaka @ alalany milisy reo no tena olana mibahana voalohany,ireo rava sy potika ary andevoziny ny firenentsika 3 taona zao no vokany isika rehetra samy tompon'andraikitra daholo satria samy nanatrika zany vanimpotoana zany. (Lalampanorenana mihitsy no nitsahiny antokon'olona fat voakaramany frantsay, karana sy ireo malagasy mpamadika ny fireneny)
Ny fanonganampanjakana dia "crime contre l'Etat" ( surete interieure) arakin'ny Code Penal Malagasy velona fampatsiahivana
http://www.youtube.com/watch?v=euqDOwSGX8c

Iza no diso iza no tsia samy diso izy rehetra, satria samy tompon'antoka @ zao krizy zao
ny resaka oe 26/01/09, 07/02/09 efa be ny porofo sy vavolombelona vonona (sarla... ), ny bala sy basy nahafaty ireo mpitolona teny efa fantatra fa tsy avy @ GP ary tsy mbola misy fitsarana mijoro mamoaka didy fiampangana (toy ny Haute Cour de la Justice oh. fa Tribunal Cour Ordinaire otrany christine no lazaina fa mahatapaka zany, noho izany tsy itombina na oviana2 ny fiampangana) tsy any tsony ny olana fa ra te ho vitaina io ady seza io, fampihavanana ihany. Ny resaka "amnistie" ange, arakin'ny fahafantarantsika azy, dia resaka lalAna, lalana avoakan'ny solombavambahoaka ary manery ny fijanonan'ny fanenjehana /famafana ny sazy e. Rehefa avy ao amin'ny solombavambahoaka dia ataon'ny "mpanatanteraka" ofisialy ("promulgation") mba ho lasa lalanam-pirenena, ho tanteraka.
8. jesuisla ( 29/01/2012 14:47)
Ny zavatra fantatro sy ekeko d zao. Tsy misy trano haorina amin'ny hevitra na fotokevitra. Tsy mofo vidiana sy hoanina @ tsanga-kevitra.

Ohatra, nahoana lay TOYOTA 4x4, WWT zay niala teto Antananarivo no tsy tafiditra tany Antsiranana? Nefa saofera 28ans, salama tasra, tsy misotro, sns,... no nitondra azy?

Fantatry Toyota reseta tsara zany zavatra lazaiko zany. Satria, mihoatra ny 20 ireo toyota ireo teo anelanelan'ny taona 1995 - 2006.

Zany hoe, na dia zavatra efa tena harifomba aza dia mbola misy lesoka mandrakariva.

Zavatra hafa mihitsy no tokony hajoro sy hatsangana, fa tsy mampihetsika anay na inona na inona lazainareo.

Zavatra hafa mihoatra ny hevitra sy ny foto-kevitra.

Andao ry zalahy hividy vary @ foto-kevibaovao a!
9. jesuisla ( 29/01/2012 14:47)
Ny zavatra fantatro sy ekeko d zao. Tsy misy trano haorina amin'ny hevitra na fotokevitra. Tsy mofo vidiana sy hoanina @ tsanga-kevitra.

Ohatra, nahoana lay TOYOTA 4x4, WWT zay niala teto Antananarivo no tsy tafiditra tany Antsiranana? Nefa saofera 28ans, salama tasra, tsy misotro, sns,... no nitondra azy?

Fantatry Toyota reseta tsara zany zavatra lazaiko zany. Satria, mihoatra ny 20 ireo toyota ireo teo anelanelan'ny taona 1995 - 2006.

Zany hoe, na dia zavatra efa tena harifomba aza dia mbola misy lesoka mandrakariva.

Zavatra hafa mihitsy no tokony hajoro sy hatsangana, fa tsy mampihetsika anay na inona na inona lazainareo.

Zavatra hafa mihoatra ny hevitra sy ny foto-kevitra.

Andao ry zalahy hividy vary @ foto-kevibaovao a!
10. jesuisla ( 29/01/2012 14:57)
Nisy olona niampita rano, ary tsy tody teny @ farany. Fa satria nahoana? Ny rano ve no homena tsiny? Lay rano mihitsy ve no tena lalina.

Tena lalina zany. Mba lalina koa zany.

D inona no hevitra? Inona no atao? Iza no sahy hamonjy lay olona ao anaty rano ao?

Mila olona sahy, sy vonona ary mahay ny fireneny. Zany hoe, mila olona feno fahendrena.
11. milamm ( 29/01/2012 17:07)
hay ve? ny hevitra araky ny fahazaoako azy dia fototra iorenana sy ananganana drafitr'asa 1 miainga @ io dolidoly ny rehetra, oh. ny architect zao dia manao plan vao afaka manangana trano toy zany koa ny mpitondra firenena 1 manana program atolotra sy fidiany marobe sy ireo olomboafidy vao afaka mantanteraka zany, tsy azo iodivirana zany zay no tsy anekeny rehetra ho aradalana fanonganampanjakana satria mitsipaka safidiny marobe (mandrava ny efa sy ny voafidy midongy seza fotsiny fa tsy misy hevitra mazava hanangana zv ho tombotsoany marobe)
12. andrywui ( 30/01/2012 10:17)
milamm ---)) mazava aminao ny resaka !! zao anie isika de tonga amlay teninao io oe mandrava efa ndray ee ngah heverinao fa raha hiova mpitondra ndray ny malagasy tsy ho lany 2taona ndray handaminana ny fotodrafitrasan'ireo mpaninjara fahefana rehetra tsirairay !!de lany amzay alou ny roa taona farafakeliny !! de mbola hanofana an'ireo tompon'andraikitra tsirairay ny fanjakana !! (telo taona) !! de mbola hijery ny laharampamehana ho atao sy hijery ny totalimbolampanjkana azo ampiasaina (efatra taona) !! ka otran'ny isika gasy iany no mandrora mitsilany eto ,, lany andro manangana , mandrava , manangana , mandrava ,, hatramin'ny ovina ry malagasy aa!!! zay angamba no mahatonga andrabazilou mi - se moqué ny gasy fa ny fo no miasa fa tsy ny saina ,, sady mora andairana tsaho sy be sentiment loatra !!! tokony rehefa misy mpitondra tonga eo alou de miara manohana !! sao de mba ho tafavoaka iany le firenena !!

--zao ravalomanana efa hita zao ny asa nataony fa tsy nisy tombotsoa ho an'ny malagasy ny fito taonany de odiana tsy fantatra zany fa ny fo iany de le miki-dadadada foana ty no atao !!

--lekely ty ndray mbola tsy hita mihitsy ze tena fiasany defa atao hazalambo ho esorina ndray !! maninnn raha jerena alou ze zavabitany vao tsaraina izy !! tsisy asa malalalaka azony natao mitsy anie fa voan'ny oditrakondro daholo ze atao rehetra e e mikatso aby kou innn tsony !!
13. milamm ( 30/01/2012 15:03)
aza afangaro ny voafidiny marobe sy ny manoratena mpisandoka e, manjary mifamototra sy mifandrebireby @ resaka tsy mitombona hajaina ny voafidy esorina ny mpisandoka de vita io
14. andrywui ( 30/01/2012 15:41)

milamm:

aza afangaro ny voafidiny marobe sy ny manoratena mpisandoka e, manjary mifamototra sy mifandrebireby @ resaka tsy mitombona hajaina ny voafidy esorina ny mpisandoka de vita io
ary naninn ary tsy najaina ny mpifidy de nesorina koa ny mpisandoka tam 2002 !! satria raha tena manontany mpanao politika maro enao de betsaka no ilaza fa ratsiraka no nahazo vato ambony lavitra tamreny saingy ny olona efa nanaradrenirano fotsn oe hanova hanova de navadika sy nisandoka fotsiny ny sasany !! raha tena voafidimbahoaka marina tamreny de tokony nahasahy nanao 2em tour fa tsy nanao tokin'aina tam vahoaka de nandromb aka fahefana nefa tsy voafidimbahoaka aradalana akory
15. milamm ( 31/01/2012 08:33)
io njay le hevitr'akoho efa mahazatra tsy maha-omby an'i andrywui fa miala any looool, efa voafidy in-2 ny filoha Ravalomanana aza adino koa ny 2007 noho izany lanimbahoaka izy. Ny resaka 2002 iza no nanala azy iza no mpanao politika tokony anotaniana eto araho,

http://www.journal-le-democrate.com/index.php?option=com_content&view=article&id=36%3Anorbert-lala-ratsirahonana-le-probleme-de-madagascar-&catid=1%3Aactualites

io lhl io no nandrombaka sy nanao ny fanonganampanjakana mila fitsarana manokana anotanio izy fa izy zao no mpanolotsainy lavanify ratsy rahonana no anarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0987