MISAOTRA NY FILOHA EEEE

1. andrywui ( 12/01/2012 22:28)
misaotra anao ry filoha hajaina fa :

NAKARIN'NY FILOHA 7% NY KARAMAN'NY MIARAMILA E

NAHAZO 15% NY FARANY AMBANY !! METY TSARA PREZIDA A MERCI


IO LE FANGATAHANA NATAOKO TETSY AMBANY HAY TENA ITAN'I PREZIDA IANY LE IZY


HUHUHUHUHUNNNNNN
répondu par andrywui le 18/01/2012 10:50
2. golem ( 16/01/2012 19:50)
hitsoakan'ny kil ianao ry andrywui ,milalao vovoka irery ato sisa ,
3. andrywui ( 16/01/2012 23:24)
ka fifaliana ho anay zany fangah ko fifaliana ho an'ny mpiondana lany mofo ???

manao bal irery ato zah sy ny lamasinina ka maninona mou !!! tairo ny maneno ee regarega aaa
4. rijadolly ( 17/01/2012 03:06)

Hoy i Andrywui:

ka fifaliana ho anay zany fangah ko fifaliana ho an'ny mpiondana lany mofo ???

manao bal irery ato zah sy ny lamasinina ka maninona mou !!! tairo ny maneno ee regarega aaa


Aza taitaitra i se fa eto foana ao e! ao aorinan'se foana a fa aza mandeha irery izany wa. Aza mihira irery izany koa ry se a!
Anjanony any izany regarega izany fa andao hiara hihira hoe

[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xb7ue5_hiara-hivavaka-isika-rija-rasolondr_music[/dailymotion]

raha ohatra hoe somary teny Faran'izay tsy hay no mampipelipelika ny lelantsika dia ity indray hiraina

5. trondrogasy ( 17/01/2012 21:53)
mahagaga koa ity andrywui ity ,namako rehetra tgv eto france fa tsy misy mahalala na iray anao aza ,na rajoelina aza naontanianay fa tsy mahalala anao akory ,inona koa mahatonga anao hanohana an'io ,lazao eto e
6. andrywui ( 18/01/2012 10:50)
izaho ragasy no olona voalohany mpandefa rapport ny filoha a !! zany oe somary misy interm kely ( amn miaramila ) alou vao zay vo tonga any am filoha ny rapport ko rehetra huhuhuhuhuhuh !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6152