ho avoaka atao innn ..ho aiza reo gadra politika reo ee

1. andrywui ( 02/01/2012 21:41)
Rehefa tsy resy lahatra hamoaka anreo n'y fanjakana de aza terena e ho avoaka hameno isa ny mpakorotana eo fotsn v e ,,mis iany reo navoaka d mba hendry f reo mpiondana boro kosa tokony jerena le mafy detety reo aleo izy ilamm ao iany e mandoto rano ety fotsiny ,,any izy mibonoka tsara any ...
répondu par andrywui le 04/01/2012 22:49
2. andrywui ( 02/01/2012 21:44)
Omeo kaly tsara fotsn reo mpanakorotana boro dizina ao reo d aleo izy iainga ao iany fa hanotsana n'y fanjakana eo fotsiny ...
3. galasm ( 04/01/2012 22:23)
andrywui:

Omeo kaly tsara fotsn reo mpanakorotana boro dizina ao reo d aleo izy iainga ao iany fa hanotsana n'y fanjakana eo fotsiny ...


ny mpamangy no betsaka fa ry andrywui tsy mba misy manatitra sakafo mihitsy,mijaly ny gadra politika raha tahaka ny mahazo anao eto ry sakaiza,lasa tsidi pahitra sisa hihihih
4. andrywui ( 04/01/2012 22:49)
ka hanjakan'ny lamasinina ny sehatra zao ry akama galamaso a ,,

tsisy fanantenana azo antenaina intsony fa aleo mizotra miaraka amn mahery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1165