Ka hita mivandravandra fa jiosy ray jiosy reny isika malagasy 90%!

1. ndenn ( 29/12/2011 23:45)
Mbola roritina ihany ve izany resaka izany ?
répondu par niryna le 18/01/2012 06:10
2. ndenn ( 30/12/2011 00:22)
Azafady 60 % no tena marimarina .
3. rijadolly ( 30/12/2011 03:26)
Ilay loha hevitra miverimberina ve no tsy tian' i Ndenn? ihihihihihi! Jereo sy vakio tsara kosa fa misy hevitra vaovao foana mivoaka ao e! nefa na dia izany aza dia io ilay olana nolazaiko foana fa manjary mverimberina foana ilay loha hevitra iray arakaraky ny olom-baovao eto amin'serasera. Dia eo ilay tolo-kevitro hoe atokana ny mikasika ny Baiboly ohatra...
4. bor2lais ( 30/12/2011 15:20)
Mety any amin'ny "Kolotsaina" koa no toerana mahamety azy ! ;-)
5. rijadolly ( 30/12/2011 17:01)

bor2lais:

Mety any amin'ny "Kolotsaina" koa no toerana mahamety azy ! ;-)

Izay koa ray, hihihihi! sa ity loha tenin'i Ndenn ty atao any fa manjary voarirotra eto indray? :-)
6. fahamarinana ( 02/01/2012 15:58)
Izaho zany ka taraiky, kay moa ? :)
7. niryna ( 18/01/2012 06:10)
Toa tsy mety tapitra ity malagasy Jiosy ?
Hoy aho hoe taranak'i Abrahama ,izay rehetra manana finoana an'Atra
Ny vaovao mahafaly kosa ankehitriny dia efa misy Jiosy mino an''i Jesosy Kristy ary tena mitoriteny mihitsy ilay Rabbi Aleloia ! alleuia ! Hallelujah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1397