za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakorak...
1. mamialisoa
(
04/11/2011 16:08)
za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakoraka hoe " poti-taratasy" fa tiako be na ilay clip koa raha sendra misy mahita fomba hahazoako an'izany. Lavitra be an'Iarivo aho.
Merci e
Merci e
répondu par mamialisoa le 07/11/2011 09:56
2. Dreamlover14
(
07/11/2011 05:46)
mamialisoa:
za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakoraka hoe " poti-taratasy" fa tiako be na ilay clip koa raha sendra misy mahita fomba hahazoako an'izany. Lavitra be an'Iarivo aho.
Merci e
Ravin-taratasy ilay izy fa tsy poti-taratasy. Tato @ sera² ihany no nahitako azy ka io ambany io.
RAVIN-TARATASY
Ravin-taratasy iray tsy tsaroany akory
Saika hitroatra mafy mantsy ny fony
hanadino anao hahafoy anao
Ravin-taratasy tsy voasoratra akory
Daty na ny andro tsy tadidiny intsony
fa hoe lasa ianao, nandao azy ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany mafy, potehiny
Saingy tsy eo ianao ka dia izao
Ravin-taratasy kotsan-dranomaso
Ny fony no miteny hoe : andraso
fa ho avy ianao , tsy ho ela ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Nofihininy mafy fa raha teo mantsy ianao
Nofihininy,
3. mamialisoa
(
07/11/2011 09:56)
mankatelina sy mankasitraka e
Dreamlover14: