Miharia harena...!

1. zokieva ( 24/10/2011 07:37)

Miharia harena any an-danitra!

Toy ny inona moa izany?

Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra
ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia
mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehefa tonga
ny fotoana ka miteny @ Andriamanitra ianao hoe"Mba andefaso vola
aho Andriamanitra ô!dia mahazo ianao miaraka @ zana-bola izay tena tsara be
satria mahatratra h@ 100% mihitsy aza ho an'izay manana kaonty any.
Fa raha tsy mandrotsaka ao @ io banky io ianao dia tsy mahazo raha mangataka satria
tsy manana kaonty ao!

19 Aza mihary harena ho anareo etý an-tany izay misy harafesina sy kalalao manimba,
ary mpangalatra manamy trano sy mangalatra;
20 fa miharia harena ho anareo any an-danitra izay tsy misy harafesina na kalalao manimba,
sady tsy misy mpangalatra manamy trano na mangalatra.
21 Fa izay itoeran'ny harenao no itoeran'ny fonao koa.
(Matio 6:19-21)
répondu par niryna le 25/10/2011 16:27
2. Miharena ( 24/10/2011 12:22)
Ilay tsy mahazo raha mangataka no mety tsy ao anatin'ny fahazoana io teny tanisaina amin'ny Baiboly io Zokieva.

Ny fihariana ataontsika dia tsy hoe omena an'Andriamanitra dia hangatahina Aminy indray fa isika no mihary ho antsika izay ho lanitra hovantanintsika avy eo raha io resaka io no zohina.

Mila mahay izay safidy sy endrika fihariana isika dia ny fihariana ara-nofo sy ny fihariana ara-panahy.

Rehefa mihary ara-panahy dia mampitombo izany ao an-danitra hovantanin'ny fanahy. Rehefa variana mihary ara-nofo dia adino ny fanahy ka lasa kely ny anjara azon'ny fanahy rehefa mody mandry ny olona.
3. bor2lais ( 24/10/2011 12:39)
zokieva:

Miharia harena any an-danitra!

Toy ny inona moa izany?

Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehefa tonga ny fotoana ka miteny @ Andriamanitra ianao hoe "Mba andefaso vola
aho Andriamanitra ô!dia mahazo ianao miaraka @ zana-bola izay tena tsara be
satria mahatratra h@ 100% mihitsy aza ho an'izay manana kaonty any.
Fa raha tsy mandrotsaka ao @ io banky io ianao dia tsy mahazo raha mangataka satria
tsy manana kaonty ao!

Tena mba mampahatsiaro ahy ity tantara (HS) fantatry ny rehetra ity koa io lazainao io ry zokieva a !
H.S
C'est un pauvre pécheur qui arrive devant Dieu et qui lui demande :
- Dieu, c'est quoi pour toi l'éternité ?
- Pff ! L'éternité, pour moi c'est une seconde.
- Dieu, c'est quoi pour toi un million de million de dollars ?
- Pff ! Pour moi c'est un dollar.
- Hou lala, Dieu, t'as pas un million dollars ?
- Attends une seconde.
H.S tapitra
Araka io tantara io toa samy manana kaonty ihany fa mila miandry kely fotsiny a ! :-)
Marihiko fa HS ny ahy io a !
4. didi10 ( 24/10/2011 15:58)

zokieva:


Miharia harena any an-danitra!

Toy ny inona moa izany?

Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra
ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia
mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehefa tonga
ny fotoana ka miteny @ Andriamanitra ianao hoe"Mba andefaso vola
aho Andriamanitra ô!dia mahazo ianao miaraka @ zana-bola izay tena tsara be
satria mahatratra h@ 100% mihitsy aza ho an'izay manana kaonty any.
Fa raha tsy mandrotsaka ao @ io banky io ianao dia tsy mahazo raha mangataka satria
tsy manana kaonty ao!

19 Aza mihary harena ho anareo etý an-tany izay misy harafesina sy kalalao manimba,
ary mpangalatra manamy trano sy mangalatra;
20 fa miharia harena ho anareo any an-danitra izay tsy misy harafesina na kalalao manimba,
sady tsy misy mpangalatra manamy trano na mangalatra.
21 Fa izay itoeran'ny harenao no itoeran'ny fonao koa.
(Matio 6:19-21)



Somary mifanohitra ihany ilay toko sy andininy sy ny fanoharana lazain'ise:
Fa vola inona no hangatahanao amin'Andriamanitra? harena mety ho harafesina?
Tsy harena any an-danitra ho averina aminao ety an-tany velively io fa harena hovantaninao any an-danitra rehefa tonga any ianao!!

Fantatrao ve fa misy "Ange constructeur" be dia be any an-danitra. Ny olony tsirairay (izay voasoratra @ boky) dia samy manana ny toerany any ka arakaraka ny nanaovanao soa sy nikatsahanao ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany tety an-tany no hanananao harem-be any an-danitra mihoatra noho ny hafa izay tonga any,

Ahoana hoy ny Tompo mantsy ireo olona tsy mampianatra ny lalàna sy ireo mampianatra ny lalàna :
Mat 5 : 17 - 20
17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. 18 Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan'ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna, na dia litera iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak'izy rehetra. 19 Ary amin'izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankato sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin'ny fanjakan'ny lanitra. 20 Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy hianareo.
20 fa miharia harena ho anareo any an-danitra, hoy ny Soratra Masina,
5. Miharena ( 25/10/2011 03:41)
20 Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy hianareo.


Ity sombiny ity no raisiko Didi10 amin'ny Tenin'i Krsity. Marina tokoa ny momba io satria tsy ny fanoratana sy fitandremana no tiana lazaina fa fahatanterahana izay nilazan'i Kristy hoe tsy misy marina na dia iray aza izy rehetra. Midika amiko hoe tsy misy tsotra toy ny zaza izy rehetra fa mikiliolio samy mampiasa ny sainy ny amin'ny ara-panahy toy ny tamin'ny andron'ny Babela ka nikorontana tanteraka daholo.

Fa na izany na tsy izany dia manana fanantenana daholo ny rehetra satria hoy i Kristy:

19 Ary amin'izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra izy

Izany hoe kely ao amin'ny fanjakan'ny lanitra izy fa tsy very akory satria mitohy ny fiainana ao amin'Andriamanitra ary fantany tsara ny zanany tsirairay izay mety marefo sy izay matanjaka fa ny Sahany dia lehibe araka ny nolazain'i Kristy hoe ao an-tranon-dRaiko misy toerana maro.
6. didi10 ( 25/10/2011 08:27)
Miarahaba ry namana

Namana Miharena

Rehefa nijery ny archiven'ny serasera tany aloha tany aho dia nahita ny resaka nataonareo sy Christian 777 (fm foi) ary nanontany anao izy hoe inona no fiangonana misy anao dia namaly ianao fa Kristianina Protestanta,
Tena gaga aho satria raha ny fahalalako dia tena mampianatra ny famaizana sy ny fisian'ny helo sy ny Paradisa mihitsy io Fiangonana io, hitako amin'ny fomba firesakao fa tena mandalina ny tenin'Andriamanitra tokoa ianao ary manana hevitra lalina saro-takarina aza indraindray fa izao: inona moa no antony tokony hitoriana sy amporisihina ny olona hibebaka raha samy handova ny lanitra avokoa isika rehetra, ho antsika efa nifoha dia manana adidy isika amin'ny fanahin'ny mpiara-belona amintsika satria etsy andaniny satana dia manao izay heriny rehetra hisintomana ny olombelona indrindra fa ireo Kristianina.
7. zokieva ( 25/10/2011 11:04)
Inona ary ilay harena e? vola ve sa trano sa fanahy voavonjy?
fa ohateny ilazana iny fa raha zava-dehibe aminao ny an'Andriamanitra dia Izy no mihevitra ny momba anao!
8. Miharena ( 25/10/2011 15:25)
Ny fanahy no harena. Ary io dia tsy hoe hovonjena fa efa namindrana fo efa elabe fa isika Kristiana moa mbola mihevitra fa hanavo-panahy avy ihany ka manjary misaritaka be ihany ny fahazoana ny atao hoe fanahy sombin"Andriamanitra ananana ao anaty dieny vao notorontoronina isika tsirairay.
9. niryna ( 25/10/2011 16:27)

zokieva:


Miharia harena any an-danitra!

Toy ny inona moa izany?

Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra
ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia
mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehefa tonga
ny fotoana ka miteny @ Andriamanitra ianao hoe"Mba andefaso vola
aho Andriamanitra ô!dia mahazo ianao miaraka @ zana-bola izay tena tsara be
satria mahatratra h@ 100% mihitsy aza ho an'izay manana kaonty any.
Fa raha tsy mandrotsaka ao @ io banky io ianao dia tsy mahazo raha mangataka satria
tsy manana kaonty ao!

19 Aza mihary harena ho anareo etý an-tany izay misy harafesina sy kalalao manimba,
ary mpangalatra manamy trano sy mangalatra;
20 fa miharia harena ho anareo any an-danitra izay tsy misy harafesina na kalalao manimba,
sady tsy misy mpangalatra manamy trano na mangalatra.
21 Fa izay itoeran'ny harenao no itoeran'ny fonao koa.
(Matio 6:19-21)

Toy ny hoe nomen'Atra steak be matsiro aho ,nomeny fotsiny io dia voky aho saingy avy eo aho manao ny asa izay ampanaoviny ahy fa tsy mihinana fotsiny dia voky dia hatreo ihany.
ilay hoe aza mihary harena ety an-tany dia tsy midika kosa aloha izany hoe omeo ny olona daholo izay mba kely anananao na hoe tsy anao na inona na inona aho fa dia mivavaka fotsiny ihany dia hovonjena izaho sy ny ankohonako.
Ny fanananao ny harena dia anisany iray notsongoin'Atra tao anatin'ny maro hianao ka azonao ny mizara sy manome ireo fianakavianao mahantra sy ireo izay fantatrao fa mijaly ka mila vonjy.Efa manana harena any andanitra izay hianao satria ny teniNy no manambara fa izay nataonareo tamin'ireny madinika ireny no efa nataonareo tamiKo koa
Tsy ny vola ihany anefa no harena fa ny talenta izay anananao(mozika,hira,fahaizana izay nomen'Atra anao tsy voatery hoe mila vola foana isika) dia ampiasao na any am-piangonana na aiza na aiza ary nomena maimaimpoana hianao ka mizara maimaimpoana
Izaho mahita olona indraindray konjokonjo tsy mba tia mizara na zavatra kely aza kanefa ny zavatra tsara ho fantatra dia arakaraky ny fizaranao izay mba kely anananao no vao maika anomezan'Atra voninahitra ho anao ka omeny mihoatra an'iny indray aza hianao( tsy hoe akory miandry an'izay isika an,fa ilay olona manafinafina ,konjokonjo tsy mba mizara na zavatra kely tsy misy dikany aza no tiako tenenina) mety ho hors sujet ity fa miresaka harena any an-danitra isika moa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4752