Fijangajangana (sous forme d'Adultère) ndao ho resahina
1. didi10
(
17/10/2011 11:11)
Faly miarahaba ny mpisera rehetra.
Fantantsika ve fa ny vehivavy manambady mpampirafy no maro an'isa kokoa noho ny lehilahy manambady mampirafy?
Aza tezitra aloha ny vehivavy fa araho ny tohiny fa lojika be.
Matetika aloha dia avy amina lehilahy manambady foana ny initiative "hikoty" vehivavy iray efa manambady ihany koa, ny manam-pahaizana ara-tsiansa mantsy dia efa namoaka valin'ny fanadihadiana fa ny lehilahy dia toy ny biby rehetra izay manana "gène polygame" ka tsy afaka ao aminy io fa efa ao anaty rany hoy ny fiteny malagasy.
Ny ankamaroan'ny lehilahy mpampirafy fantatro dia manana sipa (vadikely) tsy iray monja fa mety ho 2 na telo, ary tsy dia tia miaraka amin'ny vehivavy célibataire izy ireny fa amin'ny vehivavy efa manambady ihany, mety mitranga any am-piasana izany, na eny an-dalambe, eny fa na hatrany am-piangonana aza.
Ity amin'izay ary ilay fanazavana:
A(lehilahy) dia manambady ara-dalana an'i 1 (vehivavy)
B (lehilahy) dia manambady ara-dalana an'i 2 (Vehivavy)
C .................................................3............
D..................................................4............
E..................................................5............
F..................................................6............
miaraka anefa i A sy i 2, i A sy i 3
Izany hoe manana sipa 2 i A ankoatra ny vadiny, eto aloha izany raha ny isa fotsiny no jerena dia lehilahy iray no mampirafy fa ny vehivavy dia miisa 2.
Tratran'i 1 (vadin'i A) anefa i A ka dia tsy nahatanty izy, nijery ireto zanany ity vehivavy ka nalahelo, tsy nisaraka izy fa lasa nanao sipa koa, ka niaraka tamin'i E (vadin'i 5), i E koa anefa efa miaraka amin'i 6 de ainsi de suite...
Raha fintinina dia izao:
- Misy ny lehilahy na vehivavy izay tia mampirafy tsotra izao, mety noho ny vola, na coud de foudre, na afo tsy maty taloha, na fitia andrakandrana.
- Misy ny lehilahy na vehivavy mampirafy par vengeance dia tafiditra ao anaty "chaine d'adultère" izay tsy mety tapaka. Misy tokoa mantsy lehilahy tahaka an'i E izay manararaotra manambitamby ireo vehivavy en detresse fotsiny mba hanaovana firaisana aminy.
Tadidio fa ny Adultère dia CHAINE IRAY LAVABE ifampitohizan'ireo mpijangajanga rehetra, rehefa tonga ny andro fitsarana dia hosintomin'i Satana io CHAINE io ka ho voasaringotra miaraka avokoa ireo mpanao Adultère rehetra.
- Raha tsy mpamirafy ianao? tsara izany ary mivavaha mafy tsy to tafiditra amin'izany, tandremo anefa fa maro ny olona no tsy mahafantatra fa mampirafy ny vadiny,
- Raha maditra ny vadinao? aza mamaly ratsy ny ratsy fa ho very ny fanahinao, anaro izy ary ataovy izay ananany an'i Jesosy sy hahatahorany an'Andriamanitra, ireo ambany ireo misy lien maromaro témoignage na olona nampisehoan'i Jesosy ny fahorian'ireo mpijangajanga lasa any amin'ny helo.
Vakio dia aparitaho fa efa maro ny olona niova tao aorian'ny namakiany an'ireto témoignage ireto.
Yves (gasy) : http://agape1.fr/?p=2014
Angelica Zambrano (Equatorienne) : http://spiritlessons.com/Documents/Prepare_to_meet_your_God/French_Prepare_to_Meet_Your_God_Angelica_Zambrano.doc
Baxter (Americaine): http://www.insightsofgod.com/downloads/divinerevelationofhellFRENCH.pdf

répondu par niryna le 04/11/2011 16:36
2. lals
(
17/10/2011 14:44)
Miarahaba antsika namana,
Ny hanampiako azy dia: tsy ny fijangajangana ihany no tokony hialantsika fa marobe.
Hoy ny Soratra Masina: Apok. 21: 8
"Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara;"

3. m.i.s.a
(
17/10/2011 16:22)
didi10:sao dia misy fahadisoana kosa io nolazain'ny mpandefa ny dinika io hoe "ny vehivavy manambady mampirafy no maro an'isa noho ny lehilahy manambady mampirafy"
Fantantsika ve fa ny vehivavy manambady mpampirafy no maro an'isa kokoa noho ny lehilahy manambady mampirafy?
ny manam-pahaizana ara-tsiansa mantsy dia efa namoaka valin'ny fanadihadiana fa ny lehilahy dia toy ny biby rehetra izay manana "gène polygame" ka tsy afaka ao aminy io fa efa ao anaty rany hoy ny fiteny malagasy.
toa tena mifanohitra @ fahamarinana io !!! mpijangajanga , mpanolana sns no maro noho ny vehivavy.
zany izy efa voalaza zany hoe toy ny biby !!!!
hic !!! tsy ny lahy rehetra fa raha hoharina ny lahy sy ny vavy dia ny lahy no tena manao sy mahavita habibiana.
4. judi2303
(
18/10/2011 07:32)
m.i.s.a:

5. judi2303
(
18/10/2011 07:40)
Samy manana ny heviny daholo ny olona rehetra fa raha ny baiboly no resahina dia :
ny firaisana alohan'ny fanambadina dia fijangajangana
ny firaisana ivelan'ny fanambadina dia fijangajangana
ny lahy misaraka @ vadiny dia maniraka azy hijangajanga
- ny herin'A/tra miasa ao anatin-tsika no afahan-tsika manohitra ny fakampanahy jaona 1 and 12
Aoka isika ho tarihin'ny Fanahin'A/tra raha mbola zanany hoy izy ao @ Romana 8: izay tarihin'ny Fanahin'Atra no tena zanak'Andriamanitra
Fa hoan'izay tsy mbola manana an'A/tra dia mitondra ambavaka hoazy mba ho kasihan'A/tra izy ireo fa hoy ny teny ao@ soratra masina manao hoe: tsy misy afaka manantona an'Atra raha tsy izy no mikasika" ka mba hafahan'A/tra mikasika azy dia mila mitondra ambavaka isika ho an'ny olona rehetra.
Ary aza manenjika izay mbola ao anaty fahotana fa mba ratsy koa isika taloha no novonjen'A/tra, ary Jesosy dia efa maty ho an'ny olona rehetra mba hanaisotra ny faotana anan-tsika fiainana tsara.

6. didi10
(
18/10/2011 07:48)
Zay d'efa misendoatra sahady i Misa,
Mifona aminao aho raha nahatezitra anao ny hevitro fa izao, ny fieritreretan'ny besinimaro fa ny lehilahy foana no betsaka amin'ny mpijangajanga (tsy miresaka fanolanana sns aho) dia mandiso ny tena "réalité" hita amin'ny fiainana an-davanandro.
Averiko azavaina indray, raha misy olona samy manambady nefa miaraka dia mitovy isa aloha izany ny isan'ny lehilahy sy vehivavy mpampirafy vady, fa raha ilay lehilahy miaraka amina vehivavy vadikely 2 na 3 dia efa 2 na 3 contre 1 sahady izany, vitsy anefa ny vehivavy mampirafy betsaka noho ny lehilahy mampirafy betsaka.
Ry lehilahy, mba mailo ihany amin'ny tokantranonao fa tena maro dia maro ny lehilahy tsy mahalala ny toetram-badiny, fotoana fohy no iarahanao aminy isanandro ka ataovy izay hahasambatra azy ary ataovy feno ny fitiavanao izy mba tsy hitadiavany any an-kafa.

7. mirananirina
(
19/10/2011 11:41)
za kosa aloha tsy manaiky fa hoe ny vhv no betsaka mampirafy noho ny lhl manambady.
ary aza adino koa fa tsy io irery no ao anatin ny didi10 Atra fa misy hafa koa izay betsaka mpanao mpandika tokoa.donc amiko refa manota dia diso daholo fa tsy ny fanitsakitsahina ihany.zany hoe lasa any @ helo daholo zany isika rehetra .mandainga enao raha tsy efa mba nangalatra kely.nanameloka ny namanao.mitsiriritra fanan ny hafa sns.....

8. zokieva
(
24/10/2011 06:22)
Ny fijangajangana sy ny fitiavam-bola no mandrakotra ny tany @ izao,jereo fa tafalatsaka ao ny tanora ny fotsy volo ny lazondazony!
9. didi10
(
24/10/2011 16:18)
Miarahaba namana
Isika izay efa nifoha ary nanaiky an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy mpamonjy antsika dia manana adidy hananatra sy hiteny an'ireny olona mpijangajanga ireny, mino aho fa samy mahafantatra isika farafaharatsiny olona iray eo amin'ny mpiara-monina, na eo amin'ny mpiara-miasa, na any am-piangonana manao izany nefa tsy sahy miteny isika satria "Aza miditra amin'ny fiainan'ny olona".
Fampianaran'olombelona izany ry namana fa tsy avy amin'Andriamanitra.
Misy rangahy iray izao maty tamin'ny Sabotsy, olona tena mifanerasera akaiky tamiko izy saingy nangataka fotoana foana aho hiresahana taminy io finjangajangany io nefa izy mba Diakona ihany, maty tampoka anefa izy ka lasa manana "culpabilité aho mieritreritra ny mety ho fijalian'ny fanahiny any amin'ny helo, Mifona aho Jesosy fa tsy nahatanteraka ny adidiko tamin'iny olona iny,
[b]MIAMBENA ISIKA RAHAVANA ARY TORIO AMIN'NY MPIARA-BELONA NY SAZIN'NY FAHOTANA TSY VOADIO TAMIN'NY RAN'ZANAKONDRY, NA TSY HINO AZA IZY DIA VITAO NY ADIDINAO.[b]

10. niryna
(
04/11/2011 16:36)
m.i.s.a:misy finoana izay manambady mihoatra ny dimy ry zalahy ary ny tena mampalahelo dia ireny vadiny ireny no miasa sy mitango ny volan'ny fanjakana.Misy koa finoana hafa izay izy mihitsy no mampianatra ny olona ao aminy ary ny lehilahy iray dia manana vady maro.Ka mety mitombona ihany fa ny lehilahy no betsaka mampirafy .asa anefa aloha fa eritreritra ny ahy iny