VOA AFAFY

1. zokieva ( 22/09/2011 11:49)
http://www.youtube.com/watch?v=DJ6WG_lqqHI&feature=mfu_in_order&list=UL
répondu par zokieva le 24/09/2011 05:52
2. rijadolly ( 22/09/2011 16:49)


LOL! fihetsy namboarina mba hampitan-kafatra ve ilay izy sa tena izao mihitsy nataon'ireo olana ireo nihano ilay voa nafafy.
3. rijadolly ( 22/09/2011 17:07)
MITRONGY






Tsy hita tsara ilay olona ao ambadik'ilay camera ô!
Misaotra betsaka, tena tsara be fa tohizo e!
[/quote]
4. zokieva ( 23/09/2011 07:52)
Misaotra e,mbola misy ny tsy lavorary fa hiezahana ny hanatsara @ manaraka;lay voa afafy tsy namboarina fa reél.
5. rijadolly ( 23/09/2011 15:47)

lay voa afafy tsy namboarina fa reél.

dia ahoana hoy ireo ankizy raha vao naseho azy ilay video avy eo? Tafita tsara angamba ny hafatra a!
6. zokieva ( 24/09/2011 05:52)
Raha voarainareo tsara ny hafatra dia vorainy koa kanefa moa betsaka ny karazana tany hamafazana koa miankina betsaka @ ilay tany niantefa'ilay voa koa io.Izaho maniry mba hamokatra ireny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0914