INVITE DU ZOMA DU 09 SEPT 2011 ECONOMISTES
2. milamm
(
10/09/2011 12:58)
misaotra an'i rijadolly namoaka io loabary andasy mahafinaritra io misy hevitra mazava fa tsy kobaka ambava ny voalazan'izy roalahy rar mpandinika ny toekarena Malagasy isaorana azy ireo koa.Tsy mpandalina ny fihariana ara-toekarena akory za fa misy azo tsoahina ny fifanakalozankevitra mikasika ny olana mampihitsoka ny fitantanana ankapobeny sy ny fampandehandraharaha eo @ politika fahaiza-miary sy mampiroborobo izany indrindra ny fiarovana ny tombotsoa ankapobeny ny toekarempirenena Malagasy.
Ny hevitro manokana misy ifandraisany @ voalazan'ireto rar mirahalahy ireto mikasika zany olana izany, satria mifantoka foana ao antsaintsika foana ny hoe 70% ny famatsiambola dia miankina any ivelany. Averiko ireto teny fanalahidy 3 voalazany reto avy @ zany tsy fahombiazana izany
- Antony (causes)
- Fiantraikany ( consequences )
- vahaolana ( solution )

3. milamm
(
10/09/2011 13:37)
1.Antony
Raha iverenana ny vanimpotoana niatombohany zany fitadiavana famatsiambola goavana avy any ivelany izany dia mitodika @ fanatontoloina isika aratoekarena rehefa nisafidy iala @ zone franc ratsy iraka ary teo ireo vola nindraminy fitondrana rep.1 petro-dollar voalaza
- 1977 dia nolaniany antenimierampirenena ny fotodrafitrasa famatsiambola avy @ tondrozotra boky mena ( nizara 3 izy io ny fampanantenana de tsotra fahampiantena aratsakafo ary ho lasa firenena mpanondrana zavabita vokatra Malagasy), 1981 fantatsika ny vokany :
. balance commerciale de nanondro deficit 103,4 milliards FMG
. public debts $1035,1 usd (1$ usd = 271 fmg fivarinany sandambola Malagasy voalohany anisany lehibe raha oharina t@ androny Pdt.Tsiranana/ depreciation monetary na devaluation)
. nilatsaka sahady ny fahefamividy ny olompirenena malagasy mazava oazy
io taona tao paris 29-30 apr 1981 io ihany koa de nivory ireo firenendehibe rehefa nangataka fampihenana ny trosa i ratsy iraka WB, IMF, CNUCED, CEE, OCDE
. niroso t@ investissement a outrance aza isika nefa tsy nisy soridalana sy fandrindrana, fanarahamaso sy fitsinjovana mazava zay fahavoazana tanteraka noho tsy fisiany teknisiana ekonomika sy finansiera manana traikefa matanjaka, namafisin'Atoa. J.Robiarivony Dg ny sector industrial (hydro-agricole/energy rakitra afrique-asie 01/07/85) hitohy...

4. rijadolly
(
10/09/2011 16:31)
Misaotra an' Milamm amin'ilay Antony, fa ny antony tena hitako aloha dia ny tsy fahaizana mandrindra ilay vola nindramina izay tsy ampy teknisianina araka ilay tenin'se.
Mazava aloha izany hatreto, fa dia tsy maintsy mindram-bola isika izay vao tafavoaka raha ny filazan'izy roalahy. Na dia ilay tsy mankasitraka an'ireo findramam-bola mahazatra aza. Dia aiza ary izany no mahatoky antsika mba ahazoana vola? izay napetraky Onitiana fa tsy nahitana valiny.Raha ny fahalalako azy dia ohatry ny hevitry Pasitera Richard Andrmanjato " financement parallèle" t@ fotoanandrony. Io anefa dia miteraka antoka goavana tsy misy famindram-po satria tsy ho hisy mihitsy izany fanalefahana trosa na fanafoanana izany.
Dia miverina any amin'ilay tsy fahaiza-mitatana indray isika ka mitarika ny fivarotana Tanindrazana.
Tsao-kevitra hitako izany, izay voalaza matetika tao koa, dia ny fahaizana mitantana.Ary aleo amin' Banque mahazatra toy izay any hafa mitaky zavatra maro.

5. milamm
(
11/09/2011 09:42)
marina ny voalazanao rijadolly ny mindrambola lava aloha dia tsy mahafaka fahantrana na olona 1 io na firenena ary tsy vahaolana maharitra indrindra miankina ny fepetra mazava ifanarahany roa tonta, misy ohabolana sinoa hoe aleo mampindrana harato olona 1 toy izay manome trondro azy raha tsy diso za. Ny tiako lazaina dia hoe na etazonia aza dia manana trosa bdb sy mindrambola ihany koa etsy sy aroa fa eo @ famerenana azy no tsy mitovy efa mandroso dia mandroso ny fahaizamanao sy traikefa ananan'izy ireo @ fitantanana sy fampiasana izany vola izany ary ny famerenana azy no efa nanatsoaka lesona t@ reny economic depression izy ireo dia mora @ izy ireo ny manarina ny tsy nety (oh. reny General Motors sns...), ny tsy fananana izany (competence sy experience ) dia mitarika fitakiana antoka toy fambaboana ny tany lova navelan'ireo razantsika (bail emphyteotique), harena sarobidy sy fanandevozana mandramaty ny mpindrana ao koa indrindra2 ny fitiavankely mangalatra antaonany maro ireny vola nampisamborina tsy nisy arakaraka ary ny kolikoly, izay no azo amintinana ny antony
http://farmlandgrab.org/2849
Miainga @ fototra sy rafitra ary fanarahamaso mangarahara akaiky izany eo anivony ambaratongam-panjakana samihafa ary ny Lalana mifehy isantsokajiny ny banky madinika hatrany @ banky foibe izay tokony hahaleo tena fa tsy tsabahany fitondrampanjakana @ alalany hitsivolana avy @ prezidansa oh. niarahanahita hatr@ androny pdt Tsiranana, ka hatr@ izao io fomba mamohehitra io nanao dolidoly ireo mpitondra rehetra nifandimby tsy ankanavaka indrindra ny kolotsaina tsy maty manota
Zavadehibe tokoa ny tsy maintsy hanafoanana ny MID niforona ny 1994 misahana ny vola fampiasa sy ny takalombola any ivelany satria loza mihantona foana @ fampandehanandraharaha araky efa voalazany rar jean jacques @ io fandaharana io
Ny resaka financement // nanomboka ny 10/08/93 ankoatry ireo mpamatsy vola mahazatra IMF, WB dia ny swiss society IC & CE notarihiny franz marz no tompomarika sy ny afera flamco constantin liechtenstein zay ndrema no toko nahandro nanasonia t@ anarany antenimiera sy solombavambahoaka nampanantena ireo vokatra ilaina andavan'andro(ppn) zay nyBTM no niantoka izany findramambola zany t@ fotoan'androny dia fatiantoka 1 lavaka nangalany ireto vondrona vahiny fitrandrahana volamena varoboba tao amintsika ka niafara ny fandroahana an'i raoul ravelomanana governora ny banky foibe ny janoary 1995 ary anisany nampiongana an'i pdt Zafy

6. milamm
(
11/09/2011 13:22)
tsetsatsetsa tsy aritra ny resaka petrodollars zay efa lova napetraky frantsay mpanjanaka @ alalany trosa holovainy taranaka rehetra (tsy nihevitra na kely aza ny ampita transfert de savoir-faire na connaisances taorinany 1960 ) no niatombohan'io resaka io rehefa nationaliser-ny ratsy iraka ireo orinasa vahiny marobe agro-alimentaire 1975, dia notakiany ireo ny vola de nitohy teny ka navotsotra t@ drsp 40 taona mahery taty aorina notohanany imf sy wb t@ androny pdt Ravalomanana dia iny saika hiditra t@ daewoo iny koa izy ary farany teo dia mbola nosoniaviny lavanify/ratsiana orana hat 2009 indray koa ny varun karana zay tany midadasika be lavitra @ fampanofana tany ho azy reo tsy misy na kely aza miditra ho an'ny vahoaka very tany tokony hamboleny, asa raha tadidintsika koa i lavanify nihaona t@ reo printsy saodiana ( ao ambadiky ny golf finance, abu dhabi investment house, al ihmar sompitra mpamatsy vola ny agricapital ) tsy ela zay nampanatena vary na ppn mora ho takalony fomba ratsy fivarotana Tanindrazana ny devises ny petrodollars de tsotra
- le marriage reussi d'excedents de liquidite du golf et l'accaparation des raretes de terres agricoles chez les pays africains qui ont des diffucultes de financement