tantaran' i Ra8 sy Rajoelina
1. pulm
(
26/08/2011 10:26)
slt daholo e!
mahita anareo mifamaly ato za mika sika an' iRa8 sy Rajoelina dia lasa saina hoe mba fantatrireo mifamaly ireo ve ny tena tantara na ny antony tena napiady an'izy ireo manadraka ankehitriny ireo? tsy fantany angamba matoa mifanasa vangy tahaka izao
Indro ary fa lazaiko ambangovangony izay kely mba fantatro
i Rajoelina : avy ao Ambohimalaza ny tanindrazany
i Ra8 : avy any Antsirabe ny tanindrazany, fa i Lalao Ravalomanana no avy ao Imerikasinina, dia misy milaza fa ao ny tanindrazany, angamba mety hanara-bady angamba izy(tsy fantatro)
Dia nifakahita i Sarah sy Rajoelina dia nifakatia ka niteraka iny bandy kely miaraka @ Ravalomanana iny foana. Tsy nanaiky anefa i Ra8 fa nanakana sady niteny hoe"
RAHA MBOLA NY ZANAKO DIA TSY HAMPANAMBADIAKO IZAY BANDIN' AMBOHIMALAZA IZANY"
(ny antony nisakanany azy angamba raha ny fiheverako azy dia hoe i Ra8 vice president an'FJKM nefa ny zanany hanambady DJ? nefa raha izay no heritreretiny dia diso izy satria matoa ny zanany miaraka @olona DJ dia mpamonjy DJ koa ny zanany( samy madiatra), na mety ho afa koa angamba fa tsy fantatro...)
dia nanomboka teo ny ady satria ny tena mba lehilahy iany koa ka mba nanakambo,ka mba niteny hoe"ANDAO FA MBOLA HIFANKAHITA KOA ISIKA" dia raikitra ny ady
i Ra8 moa nanana ny TIKO, ary i Rajoelina nanana ny DJ sy ny INJET
Lany ho Maire ary i Ravalo ny taona 1998, dia tena raikitra tokoa ilay vava nifanaovana tany aloha na ny vary mangatsiaka
Ny voalohany dia ny fanafoanana ilay takelaby Publicitaire electronique tenny Antanimena satria iny no afaka anaovana ny ady mangatsiaka voalohany, dia noesorina teo ilay takelaby nefa nanome endrika ny tanana le izay sady mba mivoatra kely miala @mahazatra
Nandeha teny iany ny volana sy ny taona, lany filoham-pirenena i Ravalomanana ny 2002, dia teny iany, lany ho Ben tanana an' Antananarivo i Rajoelina ny taona 200. (tsy tadidiko)
Dia teo no tena nanomboka ny tantara satria ilay olona nifana vava tany amboalohany no samy tonga eo @ fitondrana i Ra8 filoham-pirenene, i Rajoelina Ben' tanana an' Antananarivo
Nefa vao lany i Rajoelina tonga dia kasain'i Ra8 ho i Ivato no atao ho centre ville an' i Madagasikara fa i Antananarivo kosa atao 2è ville( izany ve tsy tonga dia hita fa ankasomparana tsotra izao hatraiza ka hatraiza no misy an'izany hoe efa VILLE hatramin'ny Fahagola na fanjanahantany izany no tonga dia avarina atao ho 2è classe? hafa kely)
Manaraka indray, tsy nomena vola ny kaominina Antananarivo ka lasa nisavovona ny fako eran'tanana dia lazaina fa tsy maha vita azy ny ben'tanana fa mila soloina ho PDS (izany ve tsy tohin'ilay ady mangatsiaka tany aloha) nefa avy aminy no nahatonga ny fako niavosa be eran'tanana satria tsy nomena vola ny kaominina fa nogiazina ny vola rehetra, ny akamely ampitaka moa tsy lazaina intsony, nefa i zandry kely tsy afaka nanoatra satria mena ambanin'ny mena, na dia te hanao valifaty aza dia tsy afaka satri ilay fahavolon'tena mbola manankery lavitra noho ny tena, ben'tanana ve hiady @ filoham-pirenena ka dia aleo mangina,izay mangina hono volameno
Leo anefa ny vahoaka sy ny miaramila indrindra indrindra satria nisy mizana tsindrian'ila tao, aiza ny sasany mahazo karama be ny sasany kely karama
NY desembre 2008 nisy fandaharana nalefan'ny VIVA momba an'i Ratsiraka, Nakaton'ny fitondraha haingana ilay tele zarany aza misy aniny mba hanenjehana azy, dia nikatona tokoa ilay fahitalavitra( mbola tohin'ilay ady mangatsiaka tany aloha ihany iny)
Tsy nanaiky itsony kosa ary i zandry kely satria efa ela no nandeferany, dia raikitra ny ultimatum, raha tsy mivoha hatr@ ...zao ny VIVA dia hidina andalambe izahay, nanao be marenina ny fitondrana satria izay bandy kely io ve dia havita inona! teny ihany... raikitra aza ny teny Ambohijatovo niaraka ny vahoaka maro be, mbola tsy tonga saina ihany ingahy Ra8 fa vao maika aza nampiany vava hoe: TSY NY VAHOAKAN' ANTANANARIVO IHANY AKORY NO ATAO HOE VAHOAKA(nefa tsy fatatry Ra8 fa raha tsy ny vahoakan'Antananarivo ange no nametsaka azy teo dia tsy teo akory izy fa mbola ny Amiraly no teo e! mahagaga e!sady fanaova tsinontsinona antsika vahoaka eto izany) ka dia tezitra ny vahoaka teto iarivo ka tonga hatrany @fametrahapialan'ny Filoha no heno tao @ kianjan' Ambohijatovo,..., farany tonga teny @ 13 May ny tantara, tonga daholo ireny rehetra ireny ny lundi noire, ny 07 fevrier
tonga koa ny 7 Mars2009 leo ny miaramila( talohan'izany rehetra izany ny lakrimozena sy ny daroka sy ny hafa tsy lazaina intsony...ny miaramila koa tezitra satria lasa vahiny indray no mibaiko azy)ka naka ny fahefana ary avy eo nomeny an'i Rajoelina ny baolina dia hitatsika hatramin'izao ny fandehany ,mitsimbadika ny tantara eto i Rajoelina indray no filoha, nopotehiny daholo izay fananan'i Ra8 rehetra ary lasa nitsoaka any ivelany i Ra8 sao matahotra ny ho faty( mbola tohin'ilay ady mangatsiaka ihany no antony izany rehetra izany)
Ka antsiaka no mandinika, ady tany tany antokatrano ve no entina hanapotehina ny firenena tahaka izao tena mampalahelo
Ny fehiny dia ireo OLONA ANAKIROA IREO NO TENA FOSOTRA ETO AMIN'NY FIRENENA KA TOKONY SAMY HO VOAHELOKA HO FATY MIHINTSY satri ange ka efa ho olona amanalina no maty noho ny ady mangatsiaka ataon'izy roalahy mianaka ireo e!
Inona no tokony ho fanampahankevitra tokony ho raisintsika fa faly mifanasa vangy ato fotsiny
Izany ny tantaran'i Ra8 sy Rajoelina, ka isika rehetra no misaina hoe: raha mbola iRa8 no mitondra eo dia mbola tsy maintsy misy ilay ady mangatsiaka, ary koa raha mbola i Rajoelina no mitondra eo dia mbola tsy maintsy misy ilay ady mangatsiaka
Ka saintsaino sy lalindalio tsara @ manaraka vao manao vazatra
ok

répondu par miangalyandria le 10/09/2011 11:23
2. ilohity
(
26/08/2011 11:50)
marina ny tantaranao fa tsaraontsika rehetra aloha hatreto am izy roa lahy hoe iza no tena diso, manina no manapatra fahefana ra8 rf tonga teo am fitondrana, ary nahoana no ts zandry kely irery no leo andra8 fa ny vahoaka sy ny miaramila. Dia antsika no mieritreritra
3. andrywui
(
26/08/2011 11:50)
ka tara iany ra pulm satria ny kofiboay rehetra anga zao mirevy ra8 sy rafingotra zany tsony raha n tena marina fa efa i vatofototra raharimanana patrick daholo izao no sakelehan'ny bandy kou !!! mazava b ny fanazavanao ra pulm na de efa re sy fantampantatra efa ela sy re tsiliotsofina iany aza kozy zan !!! ka samy ho vita izy mitsamy reo zao ka ,, ny iray le mpamono oul sy mpangalabola mou efa nadio n rano nitany fa ny hitsoahanity le marotsaka kely ty no itadiavana hevitra satria be loha b zay ko nedala io ...
4. andrywui
(
26/08/2011 11:52)
aleo ndray zany alou miondana vitatsika e autoroute no tanjona hono kou ...iny 4X4 nlah iny zan bainn mety tsara any amn tanana refa vitandravato ny otoroty
5. manampi67
(
26/08/2011 12:39)
J'ai déjà entendu cette histoire, la source est " problème privée" entre eux mais pourquoi ils ont détruit le pays et les Malgaches ? A mon avis ni l'un ni l'autre = oust !!!! pas besoin de rester. Isika Malagasy koa tokony mitandrina tsara fa ataon'ny sasany fanangonan-karena sy mpiaro ny sezany.
6. milamm
(
26/08/2011 13:49)
pulm, tsy ny olona no mifamaly fa ny hevitra aleo azava izay reo tantara ireo de misy marina na de sombiny aza zay fantatry rehetra ihany ko nefa tsy ampy porofo bdb na fanamarinana aza dia mipetraka ho siosio oh.
Nefa vao lany i Rajoelina tonga dia kasain'i Ra8 ho i Ivato no atao ho centre ville an' i Madagasikara fa i Antananarivo kosa atao 2è ville( izany ve tsy tonga dia hita fa ankasomparana tsotra izao hatraiza ka hatraiza no misy an'izany hoe efa VILLE hatramin'ny Fahagola na fanjanahantany izany no tonga dia avarina atao ho 2è classe? hafa kely)
1. ianao nga no vavolombelona t@ io nanatrika zany resaka zany sa misy ttsy na tahiry kirakira azonao avoaka eto anamarinana zany ?
2. maninona no tsy lazainao mazava ny antony reny fandoroana tanana sy fananan'olona reny iza no naninaraka iza no nahavanondoza miaraka @ porofo ? 26/01/09 sy 07/03/09 ary iza izao no mitavana tombotsoa @ zany mampivarina isan'andro ny fiainampirenena ?
3 . tsy misy iraharahiako manokana zay adin'izy mitsamy satria tsy ireo no antsoina oe vahoaka sy firenena amiko fa ny mahazo ny tanindrazana iombonana no sy ny tombotsoa amboniny firenena no mahasarotiny ny rehetra

7. anselmino
(
26/08/2011 15:59)
inona moa no hidirako am zay zanaka, vady momba rajako sy ra8 ? na ande mbaka ny lohany aza rajako tsy ahavita ny vitan'i ra8
8. rijadolly
(
26/08/2011 16:49)
Dia teo no tena nanomboka ny tantara satria ilay olona nifana vava tany amboalohany no samy tonga eo @ fitondrana i Ra8 filoham-pirenene, i Rajoelina Ben' tanana an' Antananarivo
Nefa vao lany i Rajoelina tonga dia kasain'i Ra8 ho i Ivato no atao ho centre ville an' i Madagasikara fa i Antananarivo kosa atao 2è ville( izany ve tsy tonga dia hita fa ankasomparana tsotra izao hatraiza ka hatraiza no misy an'izany hoe efa VILLE hatramin'ny Fahagola na fanjanahantany izany no tonga dia avarina atao ho 2è classe? hafa kely)
Misy resaka tsy marina ao, hitanareo ve?
9. andrywui
(
27/08/2011 00:11)
???fa innn no kozy bombina ao rarijadoolika fa tena tsy koboko mitsy ane zan e !! raha mandainga na mamahandalitra lery tonga de potsay eo hiontsana faza afenipenina e innn io kozy fopla itanao io ary ?? okay
10. nofinofy
(
27/08/2011 13:45)
Shhhh resaka fandaniana lera fotsiny izany, efa halohalika ny ranombarin'i kely fingotra de atao daholo izao tsaho rehetra izao, ary efa ela anie io tsaho io no nandeha fa tsy vao izao e! fa mahagaga ny hamohazana azy indray, na koa tsy mahagaga ny hamohazana azy indray, familiviliana ny saimbahoaka tsy hisiotsioka
11. andry08
(
27/08/2011 14:53)
Mpme koa raplum e! Ny res-b.. sy resak'ankizy rehetra izao, sao tantara t@ 1 sy 1/4 ary ity!! Ny tsao dia feno eny dago eny looool, aza mapme moa e! Tsy mazme intsony fa lasa resaka politika be ny resa-body izany!
12. mirananirina
(
28/08/2011 08:04)
Misaotra an i pulm nanome ny tantara :)
Tsy hoe ireo akory no atao resaka isan andro eto fa ireo no vao haingana sy mpifahavalo miady seza lava eto.d tsy mahagaga raha atao resaka.

13. anselmino
(
28/08/2011 08:32)
mirananirina:mba nofa ko ty mirananirina ty a! k'efa hita zao fa tantara noforon'pulm tsiss mahamarina azy na d pitiny aza ka mbola misaotra a misaotra eo
Misaotra an i pulm nanome ny tantara :)
Tsy hoe ireo akory no atao resaka isan andro eto fa ireo no vao haingana sy mpifahavalo miady seza lava eto.d tsy mahagaga raha atao resaka.
14. mirananirina
(
28/08/2011 08:36)
anselmino:
mirananirina:mba nofa ko ty mirananirina ty a! k'efa hita zao fa tantara noforon'pulm tsiss mahamarina azy na d pitiny aza ka mbola misaotra a misaotra eo
Misaotra an i pulm nanome ny tantara :)
Tsy hoe ireo akory no atao resaka isan andro eto fa ireo no vao haingana sy mpifahavalo miady seza lava eto.d tsy mahagaga raha atao resaka.
Fomba ny misaotra olona na inona na inona,fa raha mahalala fomba ny "nofa"dia misaotra anao koa.
15. anselmino
(
28/08/2011 19:48)
na dia lazaina aza ve hoe fihinana ty tsy fihinana ty dia hisaorana ko satria mizara?
16. pulm
(
29/08/2011 11:43)
misaotra aloha t@ fanakianana e!fantatro fa tsy zakanareo fianakaviany ireny vztr nolazaiko ireny e!aleo anefa ho fantratry ny rehetra ny zava-misy, sa hoainina ianareo? te hanao aminy eo dia lazaina fa tatara @ 1 sy 1/4, izao vao tena marina ilay zavatra nolazain'ilay olona tato hoe : fianakaviany daholo ireo manaratsy ireo fa miafina @solona anarana fotsiny
ry anselmino angamba: tojo?
andry08 angamba :Ra8?
sns....
io fa tratra ny nafenina, sady le olona any ivelany koa ange tsy mahafantatra izay zavamisy eto akory fa tsahoan'ny olona fotsiny dia lazaina fa izao sy izao e!tsy omeko tsiny aloha fa very finanana kose!
io hevitra no aposako mandray ianao tsara, tsy mandray akory atao!

17. andrywui
(
30/08/2011 00:31)
raha i kelifingotra alou de manomboka derain'izao ttlo zao fa misy miracle mon amie nataony hono fa tsy nomena vola nefa nahavita asa betsaka foana (???).... fa ity i dada no de dirandoza fa ny vola nentina nitsoka ty lany ,ny oul tsary mety mamela hiditra ny tena , ny tena sesitany rateo ,, reo oul matiny ko asa na nanaona fa toa nanody azy angah fa tsindrian'ny fanahin'ireo isakalina de lasa manaonao fona ka tetezina ao reo sipa swazilaka ,,ny alaelon'ireto mpiondana ef mitady ho kive(na efa kivy)mou tsy lazaina tsony fa de kiry biby sisa le hogahoga tsary smitsy mikirao micro tsony fa de ady ambava sy hamafin'ny tenda sisa aparina !! i dada koa rahateo tezitra de tsary nandefa vola koa ,, ny oul miena atoerana oatran'ny fean'i dadabe , ireo mba mafimafy feo otrandry yves aimee mou defa nadio ny rano nitany eeeeeeeeeeeeeehhheee ....tsitako tsony ze lalana ahafahana mivoaka amzany zavatra zany fa de kiry biby kirin'antitra sisa ny anireto mpiondana ato reo
18. papala
(
30/08/2011 08:08)
pulm : ampifamadihan'le ry daholo ny fihavian'ilay olo. tena mpitantara valamaty tsy alehany mihintsy lay ty! ary tsy misy hidiran'ny vahoaka 20tapitrisa an'izany fa , le domelina no efa nokaramain'ny frantsay hamotika ny Malagasy mihintsy. sady le pulm tena mpamely tsaho mpanatombo resaka blabla be! to enao rery no nahare an'izany ville ville zany? Sa nahita an'ilay saika handraisana ny filoha Afrikana. lay cité tsra be bdb de hamoron-dainga be eo. tena hita mihintsy fa fianakavin'ny domelina!!!!!!!!!!
19. ilohity
(
30/08/2011 10:49)
tena mapme mits reto zanaka dadfa reto a, mlay fon dda n'in² nataony. Ze tiana tku mitombo tareh e
20. ilohity
(
30/08/2011 10:50)
tena mapme mits reto zanaka dada reto a, mlay fon dada n'in² nataony. Ze tiana tku mitombo tareh e