tantaran' i Ra8 sy Rajoelina

21. pulm ( 31/08/2011 08:02)
izao no mahagaga ahy, ahatsiarovako izay rangahy iray zay,hoy izy: ianao raha miteny ny marina dai tsy misy olona milaza mihintsy fa tena misy, fa raha misy olona iray miteny zavatra diso,tonga dia iny no malaza
na lazainao aza fa mitatara valamaty aho dia tsy maninona,ianareo ange mihezaka mamona afo fone e! satria oaina fa tsatra ny nafenina dia miezaka ny mandiso izay lazain'ny olona,tsy omeko tsiny, ny teny hono toy ny atody ka raha foy manan'elatra,mbola vao ny ambikambiny sy tsotsotra ange ireny nolazaiko ireny e!mbola betsaka ny zavatra tiako ambara nefa zao dia efa kivy sahady ianao,(tsy omeko tsiny)
amiko tsy hilaiko na i Ravalo na i Rajoelina fa namotika ny hoavin'ny taranako rehetra
22. milamm ( 31/08/2011 11:41)
zao kosa ry pulm a, ny marina mandratra indraindray milaza sy manatitratitra vao2 etsy roa ianao oe fantatrao ny mikasika an'i Atoa Ravalomanana sy lavanify manokana nisy fanotaniana 2 napetrako taminao mikasika zany fantatrao zany fa manjary mitompo teny fatratra @ zv tsy marimpototra enao (ny ol kalo ra tsisy porofo de lazainy mpitsaho enao e oe zao ony na zao ... zay le oe mamahan-dalitra ny hafa raha omenao io zv io de mangina ny vavany ilay niteny ao ambony oe tantara @ 1 sy 1/4)
farany, itovizantsika ny tsy misy idirako na anohanako an'iza2 @ izy mitsamm mianaka satria tsy ireo no atao oe vahoaka sy firenena amiko
23. pulm ( 31/08/2011 14:08)
ny tsy ilazana ny marina rehetra ange manjary sao dia lasa manimba an'ity seratsika ity na mety... ho fatatrao ny fiafarana, sady izao e! ny marina rehetra hono tsy filaza( tsy adala akory ny olona taloha niteny an'izany,)mety hanimba zavatra be dia be ny fahafatarana izany, ka aleo mihonona @izay kely mba fatatra mba tsy hisy zavatra hafa hiseho.eto @tsika raha vao misy olona mba te hilaza ny marina dia efa any...no misy azy.
24. milamm ( 02/09/2011 10:11)
pulm, azoko tsara ny resakao fa zao tsy mety le mifandaingalainga vaovao tsy marimpototra aleo aza tsy milaza mintsiny ( fa tsy mamafy habobo, afaka manamarina sy manaporofo ny zv lazaina )satria manana ethic mazava tsara enao ra nilaza oe tsy daoly ny marina rehetra no filaza
25. anselmino ( 02/09/2011 19:45)
forum.serasera.org dia takelaka malagasy rano iray natao ho an'ny namana mahazo ny teny malagasy mba hahafahany miady hevitra. Tsara raha vakianao tsara aloha ireto fitsipika fohy ireto alohan'ny hidiranao ho namana.

io aloha d fitsipika hitako tato,

http://forum.serasera.org/fitsipika
26. pulm ( 05/09/2011 05:47)
misaotra anao nanome anio, zay aho vao nahita anio, dia ny mahagaga ana dia tanteraky ny tomponandraikitra atsakany sy andavany ve ireo fitsipika ireo? mahita zavatra hafa mihitsy ato mantsy nefa ohatry ny tsimisy resaka, afatsy ilay hoe fampiasana teny gasy rano ray fotsiny? sy ny fifamaliana misy ato
27. miangalyandria ( 10/09/2011 11:23)
Tsy mampihomehy ny zanak'i dada amiko tsy mampihomehy koa ny mpomba an-dRajoelina fa ny zava-dehibe tokony atao izao dia hoe inona no asa atao ary inona no mampandroso firenena sy ny ekonomia, izay ilay dinika raha tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2752