mba misaina oa ry bainn isany a...
1. andrywui
(
23/08/2011 23:57)
bainnn a
diloo a ! zao no lazaiko anlah rapika !!! tsy hoe rehefa mahay mandrotsirotsy oul sy mandrangitra bandy eto elah de oe mahay politika ,,, elah ane bainn tsy mahay akory ze tena fandehan'ny tantara tao amn tanana tao fa resakin'ny bandy no mba sopapa nlah hhuhuhuhuhu
---fa izao e raha resaka tifitra zany no mamppalaelo anareo bainn de innnn ary no tsy nitoriana anzany oul mamo mitifitifipona anle madama io oe voatifitra teo amin'ny vodiny hono izy ,, ary sao de mba elah iany ary bainn no nitifitra anle madama vilambava io tany amn vodiny zany ka ny miaramila no omena rihatra hohohoh tsy mamely zan bainn a zan ... bon arakizan de oul mamo ry lerony ...tsy ilaozanzay hamarara ny tany ,,, alao any iny !!!afaka toriana tsara mitsy ry lerony satria mihezaka ny ho mamy hoditra sy miala amin fahantrana zao ny fanjakana fa tsy handihizanizao adala sy hendry retr zao ,,,,, fa ny resaka famonoanoul kosa !!!! mba fantatrareo mou i Gal Andrianaivo tamle naratra mafy tao fianaratsoa de nentina tao amn Hopitaly Antsirabe izy zay ,, de nanirahan'i dada commando dimy lahy nironga PA hamono azy tano ,, nitalaho i Gal Andrianaivo , nifona ,nivonona handoalika sy handady ampitomaniana an'i dada izy ,,ary nilaza fa tsy hanohitra an'i ravalo tsony ranomaso zany ,,de niantso an'i dada ry zalah mpamono ,, aona ny valiteny avy any ?? VITAO zao de zao aza asiana indrafo !! ny zanak'i Gal lahy sy ny vinantony nanatrika ny nadoahana azy indimy tamin'ny PA .... betsaka no mahalala anzany !!! ka aza mody zao ny sasany vao mba mody gaga be oe tena mpamono olona ny hat e zao e zao e nefa ny vitan'ny sasany teo alou mbola pire sy avo folo heny ny amzao akory aza ,,, tsy lazaina ny namakiana tamin'ny vy maranitra ny lohandravolomaso tao Ambohitsorohitra rehefa nosamborina tao amn Colbert izy ,,izy daolo zany ,, otrizay koa i Mme Sonia mpiasan'ny Douanes tsy nanaiky nampiditra ny menakin'ny TIKO satria efa tena akaiky lany daty ,, tonga de nanirahana commando koa nitifitra sy nanatsatoka sabatra anilay vehivavy kely iny ,,, asatanan'i dadadaolo zany e !!! manginy fotsiny ny filalaovana aina amampolony mba tsy atao oe amanjatony teo ambotsirohitra sy ny fanaovana sorona zaza natao fanery joro amin'ny fitazomana fanjakana !!! aokizay , aokizay sao atsoiko eo ndray i antimpanahy hijoro vavolombelona eto ndray !!!.....

répondu par andrywui le 01/09/2011 00:06
2. xhavier
(
24/08/2011 06:51)
Tsy taty Dago marina ianao ry andrywui ny teto aza amoa tsy mahalala fa maika fa ianareo any am-pita any: voalohany aloha na iza na iza ary na aiza naiza eto ambon'ny tany na inona antony na inona antony vao mieritreritra ianao hoe hiakatra ny lapam-panjakana (na camp miaramila na bureau admnistratif) zany TSY MAINTSY BASY SY TAFONDRO no mandry anao ao ary io tsy misy sommation hain'i Rasoloson Dolin sy Ramakavelo tsara zany ZONE ROUGE ireny adalana ny anao, ny ordre handrasan'ny miaramila avy amin'ny DSP miandry ao de hoe "aza mitifitra" fa tsy hoe mitifira iza ary no DSP tamin'io fotoana io (ary tsy Raoelina velively no DSP tamin'io) andramo ny miakatra eny Ambohitsirohitra amin'izao fa tsy maintsy voatifitra ianao. Faharoan'izay mba efa nijery documentaire ve ianao ry andrywui sa de faly ny hiteny fotsiny ary mba efa nanao analyse koa ve fa nainona ry Rasoloson Dlin no tsy voatifitra kanefa ry zareo ny teny aloha indrindra, ary ny tenin'ilay prezident ny AV7 tamin'io fotoana io hoe" arosoy ny vahoaka fa hifitra hono ry zareo" raha tsy hilaza aminao hafa tsy ireo za, manana porofo maro ny comité international mikasika an'iny 7 fevrier iny. Ty misy tranga iray nampalahelo teto amin'ny tanana: raha handeha ho eny Iavoloha ny filoha hajaina mamim-bahoaka Andry Nirina Rajoelina dia nisy taxibe zay nijanona nanala olona teo akaikin'ny fidirana ho any @ lapa-panjakana Iavoloha fa de notifirin'ny FIS lay izy, toy izany koa lay tena Ankasina. Fehiny refa hita fa tsy nety nataon'ny teo aloha aza averina intsony namono olona ny teo aza mamono e! raha nangalatra ny teo aloha de aza mangalatra re!raha mpandianga sy mpamitaka ny teo aloha de mba lazao ny olona kosa re ny marina e!zay anie no nahatonga ny oloona teny @13 Mey e sa tianareo heverina eny indray reo olona ireo
andrywui:
bainnn a
diloo a ! zao no lazaiko anlah rapika !!! tsy hoe rehefa mahay mandrotsirotsy oul sy mandrangitra bandy eto elah de oe mahay politika ,,, elah ane bainn tsy mahay akory ze tena fandehan'ny tantara tao amn tanana tao fa resakin'ny bandy no mba sopapa nlah hhuhuhuhuhu
---fa izao e raha resaka tifitra zany no mamppalaelo anareo bainn de innnn ary no tsy nitoriana anzany oul mamo mitifitifipona anle madama io oe voatifitra teo amin'ny vodiny hono izy ,, ary sao de mba elah iany ary bainn no nitifitra anle madama vilambava io tany amn vodiny zany ka ny miaramila no omena rihatra hohohoh tsy mamely zan bainn a zan ... bon arakizan de oul mamo ry lerony ...tsy ilaozanzay hamarara ny tany ,,, alao any iny !!!afaka toriana tsara mitsy ry lerony satria mihezaka ny ho mamy hoditra sy miala amin fahantrana zao ny fanjakana fa tsy handihizanizao adala sy hendry retr zao ,,,,, fa ny resaka famonoanoul kosa !!!! mba fantatrareo mou i Gal Andrianaivo tamle naratra mafy tao fianaratsoa de nentina tao amn Hopitaly Antsirabe izy zay ,, de nanirahan'i dada commando dimy lahy nironga PA hamono azy tano ,, nitalaho i Gal Andrianaivo , nifona ,nivonona handoalika sy handady ampitomaniana an'i dada izy ,,ary nilaza fa tsy hanohitra an'i ravalo tsony ranomaso zany ,,de niantso an'i dada ry zalah mpamono ,, aona ny valiteny avy any ?? VITAO zao de zao aza asiana indrafo !! ny zanak'i Gal lahy sy ny vinantony nanatrika ny nadoahana azy indimy tamin'ny PA .... betsaka no mahalala anzany !!! ka aza mody zao ny sasany vao mba mody gaga be oe tena mpamono olona ny hat e zao e zao e nefa ny vitan'ny sasany teo alou mbola pire sy avo folo heny ny amzao akory aza ,,, tsy lazaina ny namakiana tamin'ny vy maranitra ny lohandravolomaso tao Ambohitsorohitra rehefa nosamborina tao amn Colbert izy ,,izy daolo zany ,, otrizay koa i Mme Sonia mpiasan'ny Douanes tsy nanaiky nampiditra ny menakin'ny TIKO satria efa tena akaiky lany daty ,, tonga de nanirahana commando koa nitifitra sy nanatsatoka sabatra anilay vehivavy kely iny ,,, asatanan'i dadadaolo zany e !!! manginy fotsiny ny filalaovana aina amampolony mba tsy atao oe amanjatony teo ambotsirohitra sy ny fanaovana sorona zaza natao fanery joro amin'ny fitazomana fanjakana !!! aokizay , aokizay sao atsoiko eo ndray i antimpanahy hijoro vavolombelona eto ndray !!!.....
3. diloo
(
24/08/2011 13:26)
diloo a ! zao no lazaiko anlah rapika !!!
rapika ve. Izana an! hi hi hi!
oe mahay politika ,,
Ekena fa ny tena mahay politika "number one" (sans rire) eto amin'ny sera dia ilay "fou du roi" malaza mi-hhhhhhhhumer jamala izay. Tsy iza fa ilay akama atao hoe: andrywui.
Anisan'ny be mpandray anjara indrindra ny lohateniny.(Be mpandray anjara? Suivez mon regard).
Be ny ezaka sy ny fandraisana anjara, hanadiovana elahy ny fotam-pakom-paty ny foza, eny na dia atao hiomehezana fotsiny aza.
Araka izany, dia tokony omen'ny HAT marimboninahitra "légion d'horreur" elahy. Kozy e!
Rehefa sahirana elahy miala zigla ny zava-misy "dans le présent", izay hihainan'ny vahoaka, dia tohizo ny "traitement-njamala" an'ialahy, ahazoan'ilahy korazy.
Efa nambarako elahy, fa tsy andron'ny filalaovana kanety intsony izao. Zatra mihaina "dans le passé" foana elahy, no sady tsy mahasaky midinika ny"présent".
Taloha ny kanety, ary ankehintriny efa andron'ny wii (andrywui). Koa raha izaho elahy milalaova wii na PSP3. Sady tsaratsara kokoa ny milalao wii, dia fidio ilay mpanao "boxe" mba hafahan'ialahy manapatra an'i radiloo.
Efa andron'ny wii (andrywui) ihany, dia avelao amin'izay ity fi-huuuuuumer-na jamala ity, fa tena mahonena ny famaky sy ny fandinihana ny mba hevitra elahy sy ny soratra: tsy misy lohany tsy misy vodiny.
Fa izaho aloha, dia manohana an'ialahy hanoy ny fandraisana anjara eto: ilaina ny fanalana voly. Sa tsy izany leitsy ry akama "bonne"?
Mba mitsiky leitsy fa aza manao bodogerina an! Kozy e!
4. andrywui
(
25/08/2011 00:38)
huhuhuhuhuh...tena lanakin fimemezana less ah bainnn mamaky n zavatr soratanlah ,,, ay v elah ty mba mahay gothliebb be otran'ny hery iany koa e !! misaotra analah alou nanome tsikitsiky kely !! vita zay ny vazivaziko amlah fa izao !!! mba misy saina mou elah io sa vomanga be fotsiny sa mitapimaso sa minia jamba !! tsy hitan'ny voamasonlah angaha bainn reo oul bobaka b novonoin'i dada tao anatin'ny fito taona nitondrany teo (efa nofinofy sisa) ka ny anlisany vao mba misy oul iray be vinany voatrobaka kely defa miwawawa b ,,, zany ary tsy daitra akory fa voagoka kely teo amin'ny vodiny fotsiny ozy le ramatoanalah vilambava atsy ambany atsy io !!! huhuhuhuhuhuh... mapme b le ramatoa sady miampanga an'i prezida izy no mivlavila be ny vavany ..oouuuff zanak'i dada ireny !!!! olty rapika diloo a ! tadidinlah mou le namoahan'i hery ny miaramilanlah rehetra tamle elah nanopanopa an'i zama tato iny ??? tamin'iny lety no nahaizako anlah bainn oe elah iany kay no cyril , DILOO ,ouioui ,pikatti , dadabe ,bekiraro , zigzag , foudre..... fa tsy elah kosa i ngaila fa i mirana no i ngaila !!!.... izy mou efa niaiky sy nifona de lasa mpiakamabe tsy mifankafoy ndray zahay zao ,!!!!... fa izao bainnn amisy hafatra ho anlah ty ...na innn hono na innn fahotana mahafaty nataonlah andrzama de nikozy lery fa mbola tia anlah fona hono izy e huhuhuhuhuhuuh....ho any Toulouse ndray hono lisany raha tsy firanlah otranle teo iny ndray lery refa maita sipa elah re-huhuhuhuhuh !!!
5. xhavier
(
25/08/2011 08:15)
Mba omeo santionany kely za hoe ry andrywui zay olona novonoin-dRabain zany fa mba tianay ho fantatra fa homeko vidéo iray manontolo ianao ny tamin'ny 2009 fotsiny tsisy montage io fa tena marina ary mbola ampiako vidéo tamin'ny préparation an'io 2009 io ianao raha tianao, raha tamin'ny 2002 no lazainao de raha mba azonao hanontaniana ry Jly Fidy sy ry Ramakavelo ahoana marina no tena fandehany mbola ao koa ny Jly Marcel Ranjeva, isika de mandany andro fotsiny ary tsy mahalala ny marina miseho sy ny tena fandehan'ny tantara fa ataon'ny olona pion fotsiny de faly manohana na faly manohitra be fahatany fotsiny raha tsy te haray fo de aza miditra lalina fa sao omen-dry zalahy daka vody ao vao gaga, de ho gaga ve ianao raha nivadika tampoka ry Voninahitra miaraka @ Escopol omaly nanao hoe avelao hody Ravalo misy antony ao reska ambany latabatra zany ry bain, vola no tadiavin'ny mpanao polotika eto @ tanana ka zay mety aminy ihany no arahiny ka mety efa ho lany ny paiso ao ankady angamba de miova filina ka ianao ry andrywui ho tapaka lalan-drà tsy fidiny eo ianao averiko lay fanontaniana hoe firy ireo olona nanao hoe "PISODIA ZAHAY MANDRAPAHAFATINAY" de aiza zao reo olona reo tsy hita intsony kanefa mbola misy velona fa tsy miteny intsony fa niova filamatra ka ianao io raha tsy hoe angaha hiova solon'anarana indray

7. mirananirina
(
28/08/2011 08:34)
Raisiko manoana ity teninao ity "tsy mahay akory ze tena fandehan'ny tantara tao amn tanana " :Iza moa @ izao no tsy mahita sy mahay ny tena fandehan'ny tantar misy eto,be ny info azo etsy sy eroa,indrindra raha mahalala sy mahafantatra mpanao politika maro2 manaraka akaiky ity firenena ity fa aza miteny izany na tsy eto Mcar aza ny olona!Iarahatsika mahalala angamba fa na maire ny Tana aza Rajoelina,taty France no nipetraka,asa raha tadidinao fa nigrevy sy nitondra banderole teto France izy ireo!Nefa naharaka tsara ny tany Mada!!!!
Izany lalàna izany dia tsy misy eto Mcar,mandainga izay milaza fa misy ny lalàna eto.Izay manambola sy manampahefana no tompon'ny lalàna.Na tamin'ny fitondran'iza na iza!Tsy manana permis enao:tsy mila manao auto école de mahazo,mamono olona na mangalatra enao:madoa vola @ mpitsara de ilay nitory anao idray no midoboka;mandona olona enao fa mamo be eny andalana:omena vola ny polisy na zandary de iny enao fa madio2;Manao taratasy enao any @ birao,miverena afaka 2 andro na 2 sem na mois...mandoa vola de vita eo no eo!!!(firenena aiza moa no misy ohatrizany)

8. andrywui
(
29/08/2011 00:46)
anselmino ---)))) satria tsy miaramifandrotsirotsy amlah ah fa hafa mitsy ny feombasiko de lazainlah fa tsy ao mitsy ty bandy andrywui ty ??? nenlisany ane ry anselmino ka resaka mifanao eny oa , enyoa e !! fotsiny de mifanabosibosy eto de mifanaratsaindratsy de manivaivaiva mpitondra de miseho mizesta sy miseho ,milay oe mafy be n mpiondana ee tsisy afatsy zay hatramzay ,,, de mody asiandry lepika fampihorohoroana kely ndray ,, de manao resaka tsy reel fa mamoroporona oe mety ho izao na izao io afaka iray volana de mampiady bolll tsy izy eo ;;;tssssshhhhh atody sy vato !! zao fotsiny izy e ,, aza manao zavatra trop fotsiny satri efa vitsy anisa ny mpihogahoga zao no sady lany bala ozy gal fidy zay ka sao miotsana refa tratry ny manindry noh ny tena less!
9. afito
(
31/08/2011 07:08)
xhavier:
tandremo anefa ry xhavier an! politika io ary betsaka no efa mahafantatra tsara an'ireo olona mamela an'ilay raika lahy taloha iny hiverina fa ekeny tsara ny hidirany eto fa raha vao tonga eo mety ho zavatra hafa indray no hiseho , "aza matoky mpanao politika fa vola no laoka".
Mba omeo santionany kely za hoe ry andrywui zay olona novonoin-dRabain zany fa mba tianay ho fantatra fa homeko vidéo iray manontolo ianao ny tamin'ny 2009 fotsiny tsisy montage io fa tena marina ary mbola ampiako vidéo tamin'ny préparation an'io 2009 io ianao raha tianao, raha tamin'ny 2002 no lazainao de raha mba azonao hanontaniana ry Jly Fidy sy ry Ramakavelo ahoana marina no tena fandehany mbola ao koa ny Jly Marcel Ranjeva, isika de mandany andro fotsiny ary tsy mahalala ny marina miseho sy ny tena fandehan'ny tantara fa ataon'ny olona pion fotsiny de faly manohana na faly manohitra be fahatany fotsiny raha tsy te haray fo de aza miditra lalina fa sao omen-dry zalahy daka vody ao vao gaga, de ho gaga ve ianao raha nivadika tampoka ry Voninahitra miaraka @ Escopol omaly nanao hoe avelao hody Ravalo misy antony ao reska ambany latabatra zany ry bain, vola no tadiavin'ny mpanao polotika eto @ tanana ka zay mety aminy ihany no arahiny ka mety efa ho lany ny paiso ao ankady angamba de miova filina ka ianao ry andrywui ho tapaka lalan-drà tsy fidiny eo ianao averiko lay fanontaniana hoe firy ireo olona nanao hoe "PISODIA ZAHAY MANDRAPAHAFATINAY" de aiza zao reo olona reo tsy hita intsony kanefa mbola misy velona fa tsy miteny intsony fa niova filamatra ka ianao io raha tsy hoe angaha hiova solon'anarana indray
andrywui:
huhuhuhuhuh...tena lanakin fimemezana less ah bainnn mamaky n zavatr soratanlah ,,, ay v elah ty mba mahay gothliebb be otran'ny hery iany koa e !! misaotra analah alou nanome tsikitsiky kely !! vita zay ny vazivaziko amlah fa izao !!! mba misy saina mou elah io sa vomanga be fotsiny sa mitapimaso sa minia jamba !! tsy hitan'ny voamasonlah angaha bainn reo oul bobaka b novonoin'i dada tao anatin'ny fito taona nitondrany teo (efa nofinofy sisa) ka ny anlisany vao mba misy oul iray be vinany voatrobaka kely defa miwawawa b ,,, zany ary tsy daitra akory fa voagoka kely teo amin'ny vodiny fotsiny ozy le ramatoanalah vilambava atsy ambany atsy io !!! huhuhuhuhuhuh... mapme b le ramatoa sady miampanga an'i prezida izy no mivlavila be ny vavany ..oouuuff zanak'i dada ireny !!!! olty rapika diloo a ! tadidinlah mou le namoahan'i hery ny miaramilanlah rehetra tamle elah nanopanopa an'i zama tato iny ??? tamin'iny lety no nahaizako anlah bainn oe elah iany kay no cyril , DILOO ,ouioui ,pikatti , dadabe ,bekiraro , zigzag , foudre..... fa tsy elah kosa i ngaila fa i mirana no i ngaila !!!.... izy mou efa niaiky sy nifona de lasa mpiakamabe tsy mifankafoy ndray zahay zao ,!!!!... fa izao bainnn amisy hafatra ho anlah ty ...na innn hono na innn fahotana mahafaty nataonlah andrzama de nikozy lery fa mbola tia anlah fona hono izy e huhuhuhuhuhuuh....ho any Toulouse ndray hono lisany raha tsy firanlah otranle teo iny ndray lery refa maita sipa elah re-huhuhuhuhuh !!!
10. andrywui
(
01/09/2011 00:06)