Afro basket: Kepoka ireo zanak'idada

1. ronaldo09 ( 18/08/2011 06:22)
nanomboka omaly ny afrobasket men izay mbola tsy nisy teto raha tsy tamin'izao fanjakana tetezamita entin'ny filoha hajaina ANDRY RAJOELINA izao;eto moa dia isaorana ity filoha hendry ary mamimbahoaka ity satria na dia tsy misy aza ny fanampiana avy any ivelany dia mandroso ny firenena ary miroso ny asa....Ny indro kely dia nisy ireo olombitsy nisiotsioka ny PM VITAL sy ny president ny FIBA rehefa nikabary ireo olona ireo Fantatra moa fa olona voakarama ireo niditra tao ireo satria ny olona mana-tsaina tsy hanalbaraka firenena !!!Na izany na tsy izany dia tsy nasian olona sira ireo olombitsy ireo
répondu par afito le 29/08/2011 13:17
2. hery ( 18/08/2011 08:40)
Dia voky ve ny gasy? :-)
3. locl ( 18/08/2011 10:41)

Raha izaho no tany mbola atody lamokany no natsipiko teny aminy, tsy mahalala menatra na efa halambahoaka mbola misehoseho ihany.

Mbay fa maimbo e
4. ronaldo09 ( 18/08/2011 10:59)
Halam-bahoaka ahoana!Impiry ny PM sy ny president ny FAT no mikabary eny ankalamanjana nefa tsy misy olona na iray aza sahy misioka fa vahoaka antapitrisany no mihoby sy mitehaka fa matoa ireo olom-bitsy ireo niditra tao dia voakaraman-dRavalo sy ny forongony nefa tsy nasian'olona sira mihitsy!
manontany i Hery ery ambony hoe dia voky ve ny gasy mba valio aho hoe ry ingahy web master tsy nisy 4MI ve tamin'ny andro dravalo fa voky be daholo??? Ianao manko fantra ry ingahy fa zandrin'i Lalao Ravalomanana angamba !!!
Mba afaka miala voly ny olona fa tsy voafehy tahaka ny fanaon'ilay mpanao didy jadona iry!!!
5. sitlo ( 18/08/2011 11:19)
Ny kva miaro ny tompony...

Eo fa TGV efa manana taolana bdb. Sa tsy zany ronaldo?
6. milamm ( 18/08/2011 11:39)
kva entiny tahotra fa tsy hery reny rasitlo a, hihihi imehezana ftsn ol criminal v no arovana voakarama oa io kofa io @ taolana hivovo eto... ny marina les ronaldo tsy azonla takomana a iainanay eto M.kara zany hitany masony zao tontolo zao atrany ampitany atlantika fa jiolahy tsy mifaditrovana i lavanify sy reo mpiray tsikombakomba aminy toa anla nandritra ny 30 volana sy ny niakarany teo porofo? iainanay eto sy toy itony avoakany kabinetrany H.Clinton sampana Democracy & Global affairs
http://www.state.gov/g/drl/rls/hrrpt/2010/af/154355.htm
rariny ra voahorakoraka i vital za zao no nahita tao Mahamasina t@ kabariny sy ty rolly mercia ty
7. locl ( 18/08/2011 12:06)
hihih, fia mahagaga fa eto amin'ity tany ity dia misy foana ny olon tsy mahita ny zava-misy fa mivilam-pijery.
8. Optimus ( 18/08/2011 12:14)

Marina letsy zany a!
Na dia tsy tiana ary ny mpitondra dia tsy tokony halana baraka ny firenana raha tena tia tanindrazana marina isika.
Fa raha tsy izany dia aleo tampenana fotsiny ny sofina dia akombona ny vava,tsy maintsy misy foana olona manao aty jerena e!
Fa raha resa-politika dia aleo eny @ magro mamoka hevitra fa tsy any @ kianja fanaovana fanatanjahan-tena imason'ny vahiny ohatry ny ireny ratsy taiza ireny e!
Sa ahoana hoy ianareo?
9. reeves ( 18/08/2011 12:21)
Tsy i Camille Vital ihany anie fa i Lavanify koa efa voasioka be tao @ Palais tao teo aloha e ! Tsy misy tia an'ireo ny olona Ronaldo a ! Matahotra repression n'ny polisy/zandary , miaramila fotsiny izy dia tsy sahy maneho hevitra ! Fitondrana biby fampitoharana toy izany moa no inona aminao ? Tsy didy jadona ve ? Sa ndeha hatao koa hoe democracy ? Fa ireo ngamba mihevitra fa ho eo @ fitondrana foana ! Manahy be ny @ izay ho aviny aho na dia efa nahazo volabe aza izy t@ fanonganam-panjakana ! Raha tsy hoe angaha tsy hipetraka eto intsony ! Toy izany koa ireo miaraka aminy rehetra ireo , fa indrindra moa ireto karana ireto izay tena nandray anjara mavitrika t@ financement putsch !
10. milamm ( 18/08/2011 12:27)
lazaiko tsara @ lisany reto, ronaldo- andrywui- neal- darojo fa isaky ny miresaka lisany de mietry ambany be ny tafatafa politika eto @ serasera mba miezaka ihany manampy ampivoatra zany fa fahambaniantsaina lalina no setriny, mazava fa tsy fidiny anlisany io satria foza mijanona ho foza...
- tsy oe rehefa tsy mankasitraka ty fitondranjiolahy ty de zanak'i dada, olompirenena tsotra tsy afaka miaina aminkalalahana eto antanindrazana izahay tsy tim tsy arema tsy tgv mazava!!! tsy mankasitraka ny fampiharana herisetra eo @ fitondrampanjakana ataony fat toy ireo firenena marobe tsy mankasitraka izany any ivelany
- mba hainy lisany moa fa zao sika miresaka zao de mahatratra 9,4 % ny inflation, ny tao-ny fiakarany vidimbary 16 % tao anatiny 1 taona monja na de tapitra nagalariny fatinalika reo aza ny variny tiko tany alaotra 2 taona lasa zay
ret aby ny lokaloka sy fampanantenana teny @ 13 mai 2009

. vidimbary oe 500 Ar/kg, menaka 2000 Ar/l, trano mora sns
. tsy hisy tsony ny famoretana sy fanagadrana politika
sa vao nahazo toerana de very tadidy mandefa ny alikakeliny toa anlisany hivovo, zao no koziko @ lisany tsarovy tsara reo vahoaka marobe leony fitaka tsindry hazolena ireo ihany no hanala azy eo fa tsy mbola nisy zany mpitondra mafibe zany n'aiza2
11. nofinofy ( 18/08/2011 12:38)
Taiza tamin'ny mptondra nandalo teto no nahazo siostsioka raha tsy ny FAT, ka na inona no holazainareo eto ny marina marina foana, ary mba tongava saina amizay fa rehefa tsy tin'ny olona dia ny miala mora no mety. Sady normal koa ireny e! iza moa no nanalabaraka ny ekipa gasy tany Morisy? ianao mahafantatra azy
Raha mbola te hanohana ianareo voky bois de rose de tohano eo foana fa ny olona akory tsy adala ohatranareo daholo, ary maninona koa moa le bandikely no tsy sahy nipoitra, fa miaramila antidahy iny no nalefa tany? Sady izahay tsy hihaino kabary no nalehanay tany fa hijery basket, any antoerakafa (VIVA, TVM, Antsiva), mivalampara tsara fa any tsy misy miiisotsioka
12. xhavier ( 18/08/2011 13:39)
fa maninona kay rehefa ny olona no maneho ny heviny de lazaina fa voakarama daholo tsy afaka manana hevitra mintsy zany ny olona ry ronaldo, ianao io zany voakaraman-dry andry Rajoelina io miteny sa maneho hevitra ihany koa sa rehefa ianareo no manao voromanga fa raha ny olona de vorondolo, mba ataovy kely ny enquete-nareo fa tsy mamim-bahoaka zany ary tsy hendry koa enga anie ka tsy hisy zavatra hiseho anio na rampitso fa resolu haingana io gréve ny douane io de mazotoa manohana ry ronaldo a!Mino aho fa voakarama ireo douanier ireo
13. Optimus ( 18/08/2011 14:38)

nofinofy:

Taiza tamin'ny mptondra nandalo teto no nahazo siostsioka raha tsy ny FAT, ka na inona no holazainareo eto ny marina marina foana, ary mba tongava saina amizay fa rehefa tsy tin'ny olona dia ny miala mora no mety. Sady normal koa ireny e! iza moa no nanalabaraka ny ekipa gasy tany Morisy? ianao mahafantatra azy
Raha mbola te hanohana ianareo voky bois de rose de tohano eo foana fa ny olona akory tsy adala ohatranareo daholo, ary maninona koa moa le bandikely no tsy sahy nipoitra, fa miaramila antidahy iny no nalefa tany? Sady izahay tsy hihaino kabary no nalehanay tany fa hijery basket, any antoerakafa (VIVA, TVM, Antsiva), mivalampara tsara fa any tsy misy miiisotsioka

Ndry!!!!!!!
Zany an!fa na izany aza e!tonio ihany ny fo fa politika anie io e!
hainao ihany,fa raha ny amiko aloa de tsy te hifandritra aminareo aho satria isika samy malagasy ka aleoko politikan'ny vola miditra ato amiko no ataoko satria n'iza n'iza mitondra eo dia raha tsy hiasa ianao fa hiandry an'izay mpitondra eo dia normal raha minainaina fa ts misy vola ts mande daholo izay atao,sasany moa dia hanafenana ny hakamona hitady asa ny hivoriana etsy sy eroa hanoherana ny fitondrana.
Tsy misy afa-tsy ny herim-ponao sy herintsainao ihany no hivelomanao sy hisondrotanao fa tsy hiandry fanampian'olona lava izao.
14. Optimus ( 18/08/2011 14:45)

Optimus:

- Raha misy roa na telo mivory amin'ny Anarako dia eo afovoany Aho » Matio faha 18 : 19
) ... Antoka lehibe ho an'ny olona rehetra io « Momba anareo ...
- Ra misy zato na roanjato mivory amin'ny anarako dia tsy ho avy any aho< Marc faha : 8
15. rijadolly ( 18/08/2011 17:48)
Azo alaina amin' lafiny hafa koa anefa ny fisehon-javatra tato ato rehefa misy ireny. Raha ny hevitro manokana dia mahatsiaro tena fa voagenja loatra ny demokrasia eto amintsika. Hany ka raha vao mahita lalana dia mitraotra manararaotra satria eo no tsy ho voasambotra. Raha ny fitataran'olona , fitataran'olona hoy aho a ! dia tsy vitsy fa maro tokoa ny olona no nisiotsika tao fa tsy vitsy izany. Mety ho fitsaran' mpomba ny fitondrana ny hoe nisy nanakarama, fa raha ny fijeriko azy dia misy fiforetana anaty ny vahoaka. Izany hoe te-hiteny fa tsy hafaka. Tokony tsy azo atao ohatra ny fisian' miaramila mpitandro ny filaminana eran' tanana izay tsy misy na inona na inona akory miseho, fa manjary lasa ramatahora fotsiny. Ny fanotaniako izay mila valiny amin' andaniny roa dia hoe: Ara-dalana ary azo atao ve ny fanehoan-kevitra an-dalam-be rehefa tsy manakorotana(manaja) ny hafa sa tsia amin'ny Firenena repoblikanina? Raha ENY, aza asiana miaramila mampatahotra izay te-hanao izany. Ary dia ho hitatsika fa tsy misy mihitsy ireny zava-miseho tahaka ireny tao @palais ireny.

Faha-roa, Raha izaho ny FAT, dia ataoko lakilosy fanairana ireny zava-niseho tao ireny, fa tsy handeha hanamaritena foana sy hampirisian'ny hefa hoe nokaramaina izany ireny olona maro nisiotsioka ireny.
Raha tadiditsika koa ilay hira fiderana fanokafana nisy an' Rija Rasolondraibe izay tsy nisy fidiram-bola izay notakian'Mpijery ny handefasana ilay hira " Mbola ho tsaraina". Ary dia ny mpijery no nihira na dia tsy nataon' Rija aza ilay izy. Dia mbola nokaramaina ihany koa ve ireny. Dia mety hiteny ianao hoe ka ilay hira anie no tian' olona e! Eny tian'olona ilay hira fa kosa fantatry ny olona fa tao i Andry Rajoelina. Ho an'iza ary ilay hira? ho an' Ravalomanana ve? Izay no hitenenako hoe ataovy lakilosy re ireny fa aza varina manamaritena hoe nisy nanakarama izany ireny.

Dia mitaona hatrany foana aho fa mifandraisa tanana ianareo mirahalahy mianaka, dia i Ravalomanana Marc sy Rajoelina Andry. Tsy misy vahaolana tsara ary tsy misy rà mandriaka sy valifaty raha izay no atao sy handeferana ny ambom-po ary ny fijerena ny vahoaka efa reraka.

Efa lera hanaovana izany izao. Dia inona indray no andrasana? miandry inona?
16. xhavier ( 19/08/2011 06:36)
Marina ny teninao rijadolly,fa ny tena loza anie de ireo nihorakoraka ireo anie tsy mpomba an'ny 3 mouvance e!ary mbola ho gaga isika indrindra ianreo any ampita raha lazaina fa raha mpankato ny 3 mouvance ireo efa feno Magro ary efa ela no niongana i andry fa ireny karazana olona ireny de maneho ny tsy fankasitrahany ny fitondrana misy izany no ataoko hoe raha misy fifidianana eo tsy lany ireo indrindra raha eto tana, mety amin'dry zareo anie io tetezamita lava be io e!afaka mbola manao zay tiany atao izy !
17. ronaldo09 ( 19/08/2011 12:19)
Optimus a! Ry zareo ato reo ange ka ry Fetison, rakotoarivelo, Guy Rivo, ivohasina, Lalao, Tojo, maika, josoa .....fa miafina ao anaty pseudo e!!!!! Raha ny didy jadona nataon-dravalo teto dia tokony tsy ho niteny sy nanakiana ny fat ry zareo : firy moa ny olona nogadraina sy namoronana dossier sy nanao sesitany ny tenany tamin-dravalo:Pierrot;Maharante aza maty ny dadany tsy hitany toa izany koa i tantely, iPety izay nanao ny ainy hahazoana an'i Fianarantsoa t@ 2002 niaraka t@ Jeneraly fidy dia namoronana dossier , zakahely boniface zay tsy naninona nogadraina toa izany koa i voninahitsy , ny fiangonana toa ny FPVM izay tsy naninona aza nakatona tsy amin'antony .... Nefa zary hadinon'izy ireo satria very seza ianao : Ny nataon-dravalo aza hadinoinareo: Iza moa ny olona nogadrain'i Filoha hajaina ANDRY ??? I Rakotoarivelo izay voatonotonona t@ raharaha marais masay navotsotra tahaka izany i ralitera novotsorana koa aiza ny herim-pamoretana lazainareo??????
Mba mieritrereta rizareo vao miteny a!!!!
18. locl ( 19/08/2011 13:13)
Tereo foana io vahoaka io fa jereo fipotsirana rehefa avy eo.
19. xhavier ( 19/08/2011 14:10)
De gaga aho ronaldo tena tsy maharaka za zao tao Toliara nahazo menace à mort tamin'i Maharante satria Merina,za zao miaraka amin'ny sofiko roa no naheno ny vavan-dry Pety tao Fianar, tena tsy fantatrao marina ireo mpanao politika ireo (tsy misy ankanavaka io ry lery na de Ravalo) amin'izao fotoana hoy lay mpanao poloitika ngeza lahy zay "Isika tsy maintsy manao zay hitazomana an'ity tetezamita ho ela fa rava eo ny programa rehetra" hoy indray ny sasany : "izahay indray de tsy hanao sonia eo raha vao tsy azonay anjaranay" de hoy koa ny sasany:"avelao izahay mba hihinana fa tsy ianareo irery akory ..." hoy ry zareo PSD taloha :"Pisodia zahay mandrapahafatinay" de izay koa no ataon-dry Ronaldo na de efa ho faty aza
20. nofinofy ( 20/08/2011 04:45)

ronaldo09:

Optimus a! Ry zareo ato reo ange ka ry Fetison, rakotoarivelo, Guy Rivo, ivohasina, Lalao, Tojo, maika, josoa .....fa miafina ao anaty pseudo e!!!!! Raha ny didy jadona nataon-dravalo teto dia tokony tsy ho niteny sy nanakiana ny fat ry zareo : firy moa ny olona nogadraina sy namoronana dossier sy nanao sesitany ny tenany tamin-dravalo:Pierrot;Maharante aza maty ny dadany tsy hitany toa izany koa i tantely, iPety izay nanao ny ainy hahazoana an'i Fianarantsoa t@ 2002 niaraka t@ Jeneraly fidy dia namoronana dossier , zakahely boniface zay tsy naninona nogadraina toa izany koa i voninahitsy , ny fiangonana toa ny FPVM izay tsy naninona aza nakatona tsy amin'antony .... Nefa zary hadinon'izy ireo satria very seza ianao : Ny nataon-dravalo aza hadinoinareo: Iza moa ny olona nogadrain'i Filoha hajaina ANDRY ??? I Rakotoarivelo izay voatonotonona t@ raharaha marais masay navotsotra tahaka izany i ralitera novotsorana koa aiza ny herim-pamoretana lazainareo??????
Mba mieritrereta rizareo vao miteny a!!!!

Voalohany aloha, ajanony ny fomba fisainana hoe mpanao politika miafina anaty pseudo, ianao angamba no mpanao politika miafina anaty pseudo, natao hoa n'ny rehetra ity ho anay olontsotra tsy avela maneho hevitra indrindra indrindra..... fa ny mpitondra fanjakana efa fantatra ny fanagiazany ny serasera rehetra
Faharoa, izaho manokana tsy miasa saina ny amin'ny efa lasa any, ny ankehitriny sy ny ho avy no hatrehiko, raha te hiresaka momba andravalo sy ny ekipany efa tsy eo intsony ianao de resaho eo foana, ny mazava amizao fotoana izao dia tsy mandeha amin'ny laoniny ny firenena, ary fampanantenana poakaty ny teny amin'ny 13 mai tamin'ny 2009;
Ka inona moa iznay zao no mahasamihafa andravalo sy dj? vao aminka aza grave ny censure sy ny fanagadrana olona tsy aminantony, ny sinema sns tsy resahina intsony. Aza manao ny malagasy ho Vendrana ianareo. Mialà mora rehefa voasiotsioka fa sao dia tsy siotsioka intsony ny azo amin'ny manaraka fa zavatra hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813