Afro basket: Kepoka ireo zanak'idada
21. milamm
(
20/08/2011 12:29)
ozy le ronaldo
Iza moa ny olona nogadrain'i Filoha hajaina ANDRY ???
http://www.state.gov/g/drl/rls/hrrpt/2010/af/154355.htm
de miverina @ teniny oe
Mba mieritrereta rizareo vao miteny a!!!!
zany oe miteny izy kalo vao mieritreritra na tsy fantany akory zay teneniny

22. diloo
(
22/08/2011 23:40)
Ny alahelon'i ronaldo09 mikasika ny lohateniny etsy ambony.
Rehefa mandinika ny tsetratsetra tsy andriny, dia amin'ny ankapobeny manao latsa-dranomasom-boay fotsiny lery.Normal: Tsy ampy traikefa nefa mba tehanandrana, any ka
coiffer toa ny fanaovana basket any ka tsy mety tafiditra ao anaty arato ny baolina.
Fitinintsika manaraka eto ambany ireo mpifanandrana aminy.
Amin'ny ankapobeny, raha mihainga amin'ny arguments du passé i ronaldo09, ny mpanandrana aminy kosa dia mihainga amin'ny réalités quotidiennes.
Rappel:
Valiny:
Setriny:
Menatra ny présent ny goaikam-PHATy ny sera eto. Tsy ampy arguments crédibles, fa mody fanina manoloana ny tena zava-misy ihainan'ny vahoaka.
Tsy misy raharaha vanona afa tsy ny mampijaly vahoaka.
Rehefa avy voasioka ny PM AVC, dia mitohy hatrany ny fahafambarakan'ny HAT.
Vakio ity:
Atreto aloha, dia larmes de crocodile no aseon'i ronaldo09 rehefa tsy mahatohitra ireo mpanandrana azy ato amin'ity lohateniny.
Fa na dia izany aza, misaotra azy fa mafana ny dinika fa tsy mampatory.

nisy ireo olombitsy nisiotsioka ny PM VITAL
Valiny:
Raha izaho no tany mbola atody lamokany no natsipiko teny aminy, tsy mahalala menatra na efa halambahoaka mbola misehoseho ihany.
ny marina les ronaldo tsy azonla takomana a iainanay eto M.kara zany hitany masony zao tontolo zao atrany ampitany atlantika fa jiolahy tsy mifaditrovana i lavanify sy reo mpiray tsikombakomba aminy toa anla
misy foana ny olon tsy mahita ny zava-misy fa mivilam-pijery.
Tsy i Camille Vital ihany anie fa i Lavanify koa efa voasioka be tao @ Palais tao teo aloha e ! Tsy misy tia an'ireo ny olona Ronaldo a ! Matahotra repression n'ny polisy/zandary , miaramila fotsiny izy dia tsy sahy maneho hevitra ! Fitondrana biby fampitoharana toy izany moa no inona aminao ? Tsy didy jadona ve ?
tsy oe rehefa tsy mankasitraka ty fitondranjiolahy ty de zanak'i dada, olompirenena tsotra tsy afaka miaina aminkalalahana eto antanindrazana izahay tsy tim tsy arema tsy tgv mazava!!!
Taiza tamin'ny mptondra nandalo teto no nahazo siostsioka raha tsy ny FAT. ka na inona no holazainareo eto ny marina marina foana...
ary maninona koa moa le bandikely no tsy sahy nipoitra, fa miaramila antidahy iny no nalefa tany? Sady izahay tsy hihaino kabary no nalehanay tany fa hijery basket
fa maninona kay rehefa ny olona no maneho ny heviny de lazaina fa voakarama daholo tsy afaka manana hevitra mintsy zany ny olona ry ronaldo, ianao io zany voakaraman-dry andry Rajoelina io miteny sa maneho hevitra ihany koa sa rehefa ianareo no manao voromanga fa raha ny olona de vorondolo
Faharoa, izaho manokana tsy miasa saina ny amin'ny efa lasa any, ny ankehitriny sy ny ho avy no hatrehiko
Setriny:
Menatra ny présent ny goaikam-PHATy ny sera eto. Tsy ampy arguments crédibles, fa mody fanina manoloana ny tena zava-misy ihainan'ny vahoaka.
Tsy misy raharaha vanona afa tsy ny mampijaly vahoaka.
, ny mazava amizao fotoana izao dia tsy mandeha amin'ny laoniny ny firenena, ary fampanantenana poakaty ny teny amin'ny 13 mai tamin'ny 2009;
mahatsiaro tena fa voagenja loatra ny demokrasia eto amintsika. Hany ka raha vao mahita lalana dia mitraotra manararaotra satria eo no tsy ho voasambotra...tsy vitsy fa maro tokoa ny olona no nisiotsika tao fa tsy vitsy izany...misy fiforetana anaty ny vahoaka. Izany hoe te-hiteny fa tsy hafaka...aza varina manamaritena hoe nisy nanakarama izany ireny.
ireo nihorakoraka ireo anie tsy mpomba an'ny 3 mouvance e!a,...fa ireny karazana olona ireny de maneho ny tsy fankasitrahany ny fitondrana misy
Rehefa avy voasioka ny PM AVC, dia mitohy hatrany ny fahafambarakan'ny HAT.
Vakio ity:
Après l’humiliation au Palais des sports Mahamasina, voici que le Gal Albert Camille Vital se fait jeter par le pays de l’Oncle Sam.
En effet, l’actuel locataire de Mahazoarivo a tenté un voyage aux États-Unis pour assister aux travaux de commission des Nations Unies sur la protection de l’environnement. Il a d’ailleurs reçu une invitation à cet effet. Ce voyage entre également dans le cadre de la préparation de l’Assemblée générale des Nations unies, laquelle devrait se tenir à New York le mois de septembre prochain.
Le périple du Premier-ministre s’est toutefois terminé à Paris où il a fait escale puisqu’il a tout simplement été refusé de visa par les États-Unis. Finalement, le cas d’Andry Rajoelina lors de son dernier voyage ne sera isolé. Bien obligés de sauver l’honneur du régime, les médias à la solde de la HAT ont indiqué que le Gal Albert Camille Vital s’est rendu en France pour trouver des solutions pour le développement du pays.
Atreto aloha, dia larmes de crocodile no aseon'i ronaldo09 rehefa tsy mahatohitra ireo mpanandrana azy ato amin'ity lohateniny.
Fa na dia izany aza, misaotra azy fa mafana ny dinika fa tsy mampatory.
23. afito
(
29/08/2011 13:03)
Optimus:ia ia
Marina letsy zany a!
Na dia tsy tiana ary ny mpitondra dia tsy tokony halana baraka ny firenana raha tena tia tanindrazana marina isika.
Fa raha tsy izany dia aleo tampenana fotsiny ny sofina dia akombona ny vava,tsy maintsy misy foana olona manao aty jerena e!
Fa raha resa-politika dia aleo eny @ magro mamoka hevitra fa tsy any @ kianja fanaovana fanatanjahan-tena imason'ny vahiny ohatry ny ireny ratsy taiza ireny e!
Sa ahoana hoy ianareo?
24. afito
(
29/08/2011 13:17)
ampidiro ndray ny lohahevitra manaraka ry ronaldo a. De ho hitanao fa . . . . . . . . . . . . . . . . .
Tena ohatrany ts misy atao ny olona.Politika no resahina de oa oa oa oa oa oa oa oa oa oa oa oa
f'angaha ra eo i Rakoto na Rabe amin'ny politikany de ireo no hampiditra vary iray kapoaka ao ambilany-n-tenisany ,lany rora fotsiny eo bla bla bla bla bla bla