Inona no tena hevitry ny SADC?

1. neal ( 17/08/2011 14:46)
Ny Filoham-pirenena afrikanina milaza fa "retour sans condition" nefa ireo majy telolahy mazambikanina(Chissano, Simao, Salomao) , mpanelanelana milaza "amendement". Amiko mifanohitra ihany ny zava-miseo?
répondu par nilex le 19/08/2011 08:58
2. locl ( 17/08/2011 21:01)
Tsy dia misy hoe mifanohitra e! Ireo 3 lahy lazainao dia entiny lohabeny fotsiny. Mitady ny hampitarazoka ny affaire zareo mba misy asa ho azy fa raha regler moa ny krizy gasy, dia vita hatreo koa ny asany.
Pfffffffffffffff, izay voalazan'na SADC ihany re henoina e
3. nilex ( 19/08/2011 08:58)
raha ny tesaka enoko dia izao,efa voafitaky ny hat ity SIMAO ity ka tsy afaka miala intsony fa ny zavatra ataony izao mantsy dia manosika ny hat fotsiny.
Izao ny zavatra henoko ary tsy fantatro aloha raha tena marina na tsia:nandefandry zalahy zaza tsy ampy taona hono tany amin'ny hotelin'i SIMAO ka voafandrika nedala dia voatery tsy maintsy manaraka izay lazain'ny hat raha tsy izany .....
Toa ohatry ny marina izany anefa io raha ny fijeriko azy satria tena nivadika tampoka izany nge nedala e,ary tena lasa nanohina ny hat sisa no nataony,tsy hita izay maha mpanelanelana azy intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327