varotra tanindrazana!
1. ziva6
(
14/08/2011 23:13)
raha izao zany no mitohy d lasa privé daholo ny plage Malagasy, d eny amoronan' Anosy sy amorony Masay sisa enao ry malagasy no maka rivodrivotra!
http://www.plages-madagascar.com/
http://www.plages-madagascar.com/
répondu par ziva6 le 15/08/2011 13:25
2. mirananirina
(
15/08/2011 03:59)
Marina ny anao ry ziva..mankarary saina mihitsy fa de an ny sinoa sy karana daholo ny rehetra,sambava..sns,lalana makany Diégo iny.zay hitanao hotel ngezalahy,sinoa grrrr
3. mirananirina
(
15/08/2011 04:09)
saika hadinoko,fa na ny tompon ny tany(misy ireo bois de rose) aza anie de efa andry zareo vahiny eh
4. manampi67
(
15/08/2011 06:48)
Raha tafahoatra loatra ny "immigration" dans un Pays = pauvreté. Malalaka loatra ny fidiran'ny vahiny à Madagascar. Vous savez, aty an-dafy raha misy olona etranger, te-hividy tany ou construire, ou vivre, quelle enquéte!!!
5. mirananirina
(
15/08/2011 11:35)
Tia vola loatra koa isika Malagasy!izay manome vola ihany no ambony sy andrandraina..iza moa izao no mba étranger mahantra ao Mada ao eh!!!hummmm!nefa tena maro tokoa izy ireo @ izao indrindra ny sinoa,asa ianareo raha mba mandende any amorontsiraka rehetra any fa azy ireo daholo
6. manampi67
(
15/08/2011 12:43)
Tena mampanahy satria ireo vahiny ireo mety misy intérét hafa, ny Malagasy tokony prudent !!!! indrindra ny mpitondra sy ny tomponandraikitra any amintsika.
7. ziva6
(
15/08/2011 13:25)
marina ny anao ry manampi67 tokony ho prudent daholo ny vahoaka Malagasy fa tena mampalahelo,ny télevision kanal austral sy ny TV VIVA no mandefa ny pub anio varotra plage io ka no jereko lé site ka nahatonga niteny hoe sao d tsy rariny,tena manao zay tiany tokoa reto olony tetezamita reto.
