ramanonaka
1. guant
(
25/07/2011 07:09)
bjr!
fanontaniana mety hampihomehy nefa mety mahaliana ny olon-drehetra.
Avy aiza ny nihavian'ny teny hoe "ramanonaka"
ra misy olona ao academie na mitovitovy amzay mahafantatra dia mba omeo!
misaotra!

répondu par zokieva le 11/08/2011 09:49
2. sipagasy
(
25/07/2011 08:36)
guant:
bjr!
fanontaniana mety hampihomehy nefa mety mahaliana ny olon-drehetra.
Avy aiza ny nihavian'ny teny hoe "ramanonaka"
ra misy olona ao academie na mitovitovy amzay mahafantatra dia mba omeo!
misaotra!
ny ahy ilay fanamboarana azy no mba ilaiko raha misy manana azafady, fa ny mofo gasy aloha mba efa haiko izao e!
ataoko angamba fa mitovy à anarana ihany ilay hoe 'ramanonaka' sahala @ hoe, Peta na Rasoa na Tsiepo ....
3. guant
(
25/07/2011 11:13)
le tena niaviany mintsy no tedaviko ka!
sipagasy:
guant:
bjr!
fanontaniana mety hampihomehy nefa mety mahaliana ny olon-drehetra.
Avy aiza ny nihavian'ny teny hoe "ramanonaka"
ra misy olona ao academie na mitovitovy amzay mahafantatra dia mba omeo!
misaotra!
ny ahy ilay fanamboarana azy no mba ilaiko raha misy manana azafady, fa ny mofo gasy aloha mba efa haiko izao e!
ataoko angamba fa mitovy à anarana ihany ilay hoe 'ramanonaka' sahala @ hoe, Peta na Rasoa na Tsiepo ....
5. guant
(
11/08/2011 07:31)
za tsy mahay ny tena nihaviany!fa zay no anontaniko
zokieva:
Ramaka + manonaka no valiny satria modaka,mihinana ianao dia voky
sa tsy zany?