te hiezaka ny hanadino aho
1. bblaire
(
10/07/2011 20:28)
salama daolo,
Manoratra eto aho satria mila mamoaka ny ato ampoko. Ny zavatra tokony ataoko efa fantako fa hjitako oe mavesatra amiko ilay izy.ary fatako fa tsy ho vitako. MISARAKA.Ny olako dia tia olona efa manana tompo aho. Fantako mihitsy oe tsy tokony atao saingy asa na zay ilay fitia voarara fa otrany vao maika mafana b ato anatiko ilay izy. Ahona ny fomba hanadinoko azy? efa niezaka niresaka taminy aho saingy izy ko t manampy trotraka oe tsy vitany izany e sns. mbol vo 1 volana izahay no nifanerasera,fa mipetrak mifanalavitra zahay saingy ilay bandy tonga mamagy. tena olana b amiko izy dia te hiady aho ny tsy hitia azy fa tsy izay no mitranga fa tena tiko loatra izy, otrany oe vo maika mivaivay izany nato anatiko
tsy haiko v oe misy manana torohevitra v afaka hanampina ana? misaotra betsaka

répondu par lylia le 15/06/2012 11:02
2. vaotonga
(
11/07/2011 15:07)
Araka ny fahazahoako ny lahatsoratrao dia vavy ianao,sa? Ka noho izany dia hajanony izany resaka fifanadalana izany.Avelao ny vadin'olona; mahaiza mipetraka fa raha mahay mipetraka ianao hahita izay tena anjaranao tokoa.Fomban-piainana ihany ny zavatra mahazo anao ka manana herim-po hanapaka ilay rohim-pitiavana misy aminareo.Raha afaka mifindra toerana ianao dia mandehana; tsy maintsy halahelo an'io Rangahy io anefa ianao fa raha vao tonga any amin'ilay toerana handosiranao ianao dia manaova namana malaky.Ok? vitanao io e! Mahereza.
3. Veloo
(
11/07/2011 17:51)
Avelao ny olona efa manambady fa ratsy, adinoy izy ary aza mifanerasera aminy akory fa voa maika harary eo foana ny fonao. Asa ianao raha Kristiana fa ny fijerevako azy dia mitolona @ fanahy masina sy ny devoly ianao, ka avelao ny fanahy masina hanampy anao. Satria ireo lazainao ireo dia mazava fa tsy mety ny ataonao.
Mivavaha ary manaova namana hafa
Mahereza
Mivavaha ary manaova namana hafa
Mahereza
4. Anakounda
(
11/07/2011 18:25)
sarotra kosa alo zany iala maina b zany sy anadino tampoka fa ny mety dia erao izy dia zay kôtiny eo dia vidiny !!!
6. bblaire
(
12/07/2011 04:53)
salama
misaotra mamaly fatena mila fankaherezana betsaka mitsy za.ary tena tsy te hanoy a ny tena marina satria efa fantako fa tsy hisy avenir ho ana izy. Izahay efa mipetraka mifanalavitra, eo @ 1000km eo ny elanelanay fa mifampiantso mtetik izahay mo indraindray izy mandalo.za ko manana nmana ihany fa refa le ariva iny za manina b azy fona.tsy haiko mihitsy ny fomba hanalana azy anaty lohako e!misy ftn miantso izy de tsy raisiko de ref miatso mnaraka izy tsy edivny kory za!tambatambazany indray...tsy haiko e!zay nahatongana hanortra eto satri tena mila miresaka sy ol mamporisika ahy huala f r za rery hitko mafy b.misaotra betsaka e

vaotonga:
Araka ny fahazahoako ny lahatsoratrao dia vavy ianao,sa? Ka noho izany dia hajanony izany resaka fifanadalana izany.Avelao ny vadin'olona; mahaiza mipetraka fa raha mahay mipetraka ianao hahita izay tena anjaranao tokoa.Fomban-piainana ihany ny zavatra mahazo anao ka manana herim-po hanapaka ilay rohim-pitiavana misy aminareo.Raha afaka mifindra toerana ianao dia mandehana; tsy maintsy halahelo an'io Rangahy io anefa ianao fa raha vao tonga any amin'ilay toerana handosiranao ianao dia manaova namana malaky.Ok? vitanao io e! Mahereza.
7. bblaire
(
12/07/2011 04:56)
misaotra betsaka mamaly, ie sady tsy vitan'ny kristianin ftsiny aho fa vehivavy ko!zay no mahatonga na tena te hiala mafy fa matanjaka b le fankampanahy!de misaotra ko 2 fankaherezana
Veloo:
Avelao ny olona efa manambady fa ratsy, adinoy izy ary aza mifanerasera aminy akory fa voa maika harary eo foana ny fonao. Asa ianao raha Kristiana fa ny fijerevako azy dia mitolona @ fanahy masina sy ny devoly ianao, ka avelao ny fanahy masina hanampy anao. Satria ireo lazainao ireo dia mazava fa tsy mety ny ataonao.
Mivavaha ary manaova namana hafa
Mahereza
8. vaotonga
(
12/07/2011 11:18)
Izao no izy ry bblaire a! raha tena hiala aminy marina ianao dia mandraisa fanampahan-kevitra hentitra fa aza milalao. Voalohany tokony ataonao dia hovanao ny num tel-nao.Malagasy ve ianao sa vazaha e!!! hainao ny fitenenana hoe"mpifankatia tsy miresaka very ny androantokom-pihavanana". Rehefa ela tsy mifampiresaka @ tel eo ianareo, tsy ho tapaka eo ihany ve ny fifandraisanareo rehefa ela ny ela, fa inona ary ity!!! raha mitady hiverina ny hanina dia mitadiava zavatra izay ha"occupe"ny sainao: miresaha @ olona, mamaky boky, mijery tele, mihaino radio, mahandro sakafo, manjaitra sns.....sady tsy izy irery no bogosse ry bblaire a, hahazo ny tena milay ianao raha manaja tena,ok? mahereza vitanao io e!
salama
misaotra mamaly fatena mila fankaherezana betsaka mitsy za.ary tena tsy te hanoy a ny tena marina satria efa fantako fa tsy hisy avenir ho ana izy. Izahay efa mipetraka mifanalavitra, eo @ 1000km eo ny elanelanay fa mifampiantso mtetik izahay mo indraindray izy mandalo.za ko manana nmana ihany fa refa le ariva iny za manina b azy fona.tsy haiko mihitsy ny fomba hanalana azy anaty lohako e!misy ftn miantso izy de tsy raisiko de ref miatso mnaraka izy tsy edivny kory za!tambatambazany indray...tsy haiko e!zay nahatongana hanortra eto satri tena mila miresaka sy ol mamporisika ahy huala f r za rery hitko mafy b.misaotra betsaka e
salama
misaotra mamaly fatena mila fankaherezana betsaka mitsy za.ary tena tsy te hanoy a ny tena marina satria efa fantako fa tsy hisy avenir ho ana izy. Izahay efa mipetraka mifanalavitra, eo @ 1000km eo ny elanelanay fa mifampiantso mtetik izahay mo indraindray izy mandalo.za ko manana nmana ihany fa refa le ariva iny za manina b azy fona.tsy haiko mihitsy ny fomba hanalana azy anaty lohako e!misy ftn miantso izy de tsy raisiko de ref miatso mnaraka izy tsy edivny kory za!tambatambazany indray...tsy haiko e!zay nahatongana hanortra eto satri tena mila miresaka sy ol mamporisika ahy huala f r za rery hitko mafy b.misaotra betsaka e
9. bblaire
(
12/07/2011 12:16)
ok azany e,ny hevitro anie efa tapaka e !efa nolzaiko teny ambolony izany! za ngamba kosa tsy niteny oe inon ny atoko? fa ok e! voaray fa misaotra betsaka.
vaotonga:
bold text
Izao no izy ry bblaire a! raha tena hiala aminy marina ianao dia mandraisa fanampahan-kevitra hentitra fa aza milalao. Voalohany tokony ataonao dia hovanao ny num tel-nao.Malagasy ve ianao sa vazaha e!!! hainao ny fitenenana hoe"mpifankatia tsy miresaka very ny androantokom-pihavanana". Rehefa ela tsy mifampiresaka @ tel eo ianareo, tsy ho tapaka eo ihany ve ny fifandraisanareo rehefa ela ny ela, fa inona ary ity!!! raha mitady hiverina ny hanina dia mitadiava zavatra izay ha"occupe"ny sainao: miresaha @ olona, mamaky boky, mijery tele, mihaino radio, mahandro sakafo, manjaitra sns.....sady tsy izy irery no bogosse ry bblaire a, hahazo ny tena milay ianao raha manaja tena,ok? mahereza vitanao io e!
salama
misaotra mamaly fatena mila fankaherezana betsaka mitsy za.ary tena tsy te hanoy a ny tena marina satria efa fantako fa tsy hisy avenir ho ana izy. Izahay efa mipetraka mifanalavitra, eo @ 1000km eo ny elanelanay fa mifampiantso mtetik izahay mo indraindray izy mandalo.za ko manana nmana ihany fa refa le ariva iny za manina b azy fona.tsy haiko mihitsy ny fomba hanalana azy anaty lohako e!misy ftn miantso izy de tsy raisiko de ref miatso mnaraka izy tsy edivny kory za!tambatambazany indray...tsy haiko e!zay nahatongana hanortra eto satri tena mila miresaka sy ol mamporisika ahy huala f r za rery hitko mafy b.misaotra betsaka e
10. arialy
(
13/07/2011 09:30)
marina daholo ny voalaza etsy ambony afa tsy ny poizin'ny anakounda, fa di-doha ihany no mahavaha ny olanao, rehefa tena te isaraka ianao mahita hevitra foana, tadidio anefa fa plus ianao mi traîne eo plus ianao lany fotoana am zavatra ratsy ary efa fantatrao fa tsy mety.
Raha lehilahy no andrasanao isaraka aminao dia eo ianao, zarany aza manana olona maromaro atao kilalao.
tonga dia roaso, aza raisina intsony am tél raha tsy te hanova tél ianao, manaova mafy saina é
courage

11. bblaire
(
13/07/2011 11:53)
pk, ka zay mihitsy zo ny ataoko. stri ny hanova num tsy mety satri ao daholo na ny resaka asa aza. Atreto al efa manombok mafy ny saiko, ny fo sisa no ambarina!misaotra betsak e
arialy:
marina daholo ny voalaza etsy ambony afa tsy ny poizin'ny anakounda, fa di-doha ihany no mahavaha ny olanao, rehefa tena te isaraka ianao mahita hevitra foana, tadidio anefa fa plus ianao mi traîne eo plus ianao lany fotoana am zavatra ratsy ary efa fantatrao fa tsy mety.
Raha lehilahy no andrasanao isaraka aminao dia eo ianao, zarany aza manana olona maromaro atao kilalao.
tonga dia roaso, aza raisina intsony am tél raha tsy te hanova tél ianao, manaova mafy saina é
courage
12. niry17
(
15/07/2011 08:45)
aty dago za manoratra ho anao io ary lhl efa manambady amanjanaka,matetika dia zahay efa manambady no tadiavinareo vhv, izahay koa moa mahita anareo de tsy mahatandamba,marina sarotra ny manova nr phone , bloqué-o fotsiny ny nr-ny,faharoa ny aretina fitiavana dia fitiavana ihany no mahasitrana azy,betsaka ny lhl tia anao fa efa jamba enao de tsy mahita azy ireo,farany dia aza lalaovina intsony fa midira @ ny sehatry ny fanambadiana
mahereza
mahereza
13. sitlo
(
15/07/2011 19:31)
Ilay mifankatia koa ange tsy voatery hiaraka eh. Ny ahy kosa aloha rehefa misy olona tiako, tsy raharahiko mihitsy na efa manambady aza eh. Asiana fetrany fotsiny fa raha hoe tapahina tsotra izao izany tsy point sss fa ilay fo lasa mitoloko modaka be.
14. vaotonga
(
16/07/2011 03:58)
Raha tsy fantatrao ny atao hoe"MAKORELA"dia ianao no isany ry stylo.Angaha ny olona tsara eto ambonin'ny tany ho laninao no homenao izao olona rehetra izao ny vatanao.Aza mba hambakain'ny vorona fa olona manan-tsaina sy manam-panahy, fantatrao ny vorona atao hoe"cygogne", sady mahatoky no tsy mivadika @ vadiny ity vorona ity; iray ihany ny an'ity karazam-borona ity no vadiny ka rehefa maty ny iray @n'izy ireo dia mijanonona tsy manambady mandrakizay ny iray, ka ianao olona manan-tsaina sy manam-panahy ka hanao zavatra tahaka izany!!! Fehezo ny tenanao fa aza manaiky ho baikon'ny fo izany.Dia mba hendry na dia tsy mino an"Andriamanitra koa aza ohatra!!!
Dia aza toroana vilana ihany koa ny olona fa sao ny zanaka amam-paranao no tratran'ny olana tahaka itony any aoriana any, dia tsy ho ontsa ve ny fanahinao, sanatrian'izany!!!

15. mirananirina
(
16/07/2011 11:33)
Raha vao nanadala anao ilay olona dia fantatrao ve fa manambady izy?sa nandainga taminao izy?
Matetika mitranga @ olona miaraka @ vadin olona manko de io daholo...mandainga ilay lhl fa tsy manambady..refa hitany fa raikipitia(amoureuse)iny enao vao milaza izy fa manambady grrrrr!!efa tafiditra enao zao ka ataovy izay hialana aminy tsikelikely..vita io rehefa atao.fa efa tratran io koa aho fony fahatanorako.efa heritaona niarahana vao fantako fa manambady ilay olona.izy anefa efa niaraka nipetraka tamiko.efa niseho ahy grrrr.za anefa tena tia azy koa ohatra anao zao.ka ny hevitro angamba dia izao.ampidiro ao antsainao fa tsy anao iny fa efa an olona ka na haninona enao na aninona de vadiny iny tiany foana.fa enao lalaoviny fotsiny.

16. bblaire
(
16/07/2011 18:33)
Misaotra an'i Mirana, tsy fantak izy oe manambady t@ nlalako azy fa tampoka b ny nahalalako oe hay izy manambady.Efa manombok milamina aloha za satri nboqueko le numny de tsy mahare vaovao ny intsony za mo miezaka ny manao zavatra foana refa avy miasa mba tsy hatdidy b azy. ten mandreraka mihitsy le refa tratrany alha satri ref tina marina le ol tsy te hino. efa manomboka matanjaka ny saiko zao, ny tena marina ny saik tena tsy nanaiky oe iarak@ol manabady fa le fo no nanda! zao zany efa manomboka milamina le fo de misaotra nareo mamaly .
mirananirina:
Raha vao nanadala anao ilay olona dia fantatrao ve fa manambady izy?sa nandainga taminao izy?
Matetika mitranga @ olona miaraka @ vadin olona manko de io daholo...mandainga ilay lhl fa tsy manambady..refa hitany fa raikipitia(amoureuse)iny enao vao milaza izy fa manambady grrrrr!!efa tafiditra enao zao ka ataovy izay hialana aminy tsikelikely..vita io rehefa atao.fa efa tratran io koa aho fony fahatanorako.efa heritaona niarahana vao fantako fa manambady ilay olona.izy anefa efa niaraka nipetraka tamiko.efa niseho ahy grrrr.za anefa tena tia azy koa ohatra anao zao.ka ny hevitro angamba dia izao.ampidiro ao antsainao fa tsy anao iny fa efa an olona ka na haninona enao na aninona de vadiny iny tiany foana.fa enao lalaoviny fotsiny.
17. bblaire
(
16/07/2011 18:39)
salama o, tsy azoko ny tinao lazaina amile oe " mifankatia tsy votery miaraka". Za aloha tsy mety amiko ny ho namany satri tiko izy. samy manana ny anaty sainy ko aloh ny olona de tsy manina fa henoina daolo fa za indray aloha tsy afaka ny tsy hirara zany oe manambday izany izy satri za tsy afaka ny iady ny anjaranol , za ko tsy te hizara ny olona tiko aminol.Misaotra ihany na izany aza fa ra tsy nirara ko za de tsy niresaka teto.
sitlo:
Ilay mifankatia koa ange tsy voatery hiaraka eh. Ny ahy kosa aloha rehefa misy olona tiako, tsy raharahiko mihitsy na efa manambady aza eh. Asiana fetrany fotsiny fa raha hoe tapahina tsotra izao izany tsy point sss fa ilay fo lasa mitoloko modaka be.
18. sitlo
(
17/07/2011 06:16)
vaotonga:
Raha tsy fantatrao ny atao hoe"MAKORELA"dia ianao no isany ry stylo.Angaha ny olona tsara eto ambonin'ny tany ho laninao no homenao izao olona rehetra izao ny vatanao.Aza mba hambakain'ny vorona fa olona manan-tsaina sy manam-panahy, fantatrao ny vorona atao hoe"cygogne", sady mahatoky no tsy mivadika @ vadiny ity vorona ity; iray ihany ny an'ity karazam-borona ity no vadiny ka rehefa maty ny iray @n'izy ireo dia mijanonona tsy manambady mandrakizay ny iray, ka ianao olona manan-tsaina sy manam-panahy ka hanao zavatra tahaka izany!!! Fehezo ny tenanao fa aza manaiky ho baikon'ny fo izany.Dia mba hendry na dia tsy mino an"Andriamanitra koa aza ohatra!!!
Dia aza toroana vilana ihany koa ny olona fa sao ny zanaka amam-paranao no tratran'ny olana tahaka itony any aoriana any, dia tsy ho ontsa ve ny fanahinao, sanatrian'izany!!!
blabla fa adinonao ny namaly ny hoe: warum
plus: za tsy cigogne
Nahoana no rehefa misy olona tiako no handeha handositra aho?
19. sitlo
(
17/07/2011 06:42)
bblaire:
salama o, tsy azoko ny tinao lazaina amile oe " mifankatia tsy votery miaraka". Za aloha tsy mety amiko ny ho namany satri tiko izy. samy manana ny anaty sainy ko aloh ny olona de tsy manina fa henoina daolo fa za indray aloha tsy afaka ny tsy hirara zany oe manambday izany izy satri za tsy afaka ny iady ny anjaranol , za ko tsy te hizara ny olona tiko aminol.Misaotra ihany na izany aza fa ra tsy nirara ko za de tsy niresaka teto.
bblaire:
Za aloha tsy mety amiko ny ho namany satri tiko izy
Io indrindra no tiako lazaina. Amiko io tsy mitombona.
Azavaiko kely.
Araka ny famakiko ny valiteny eto dia mitombona io aminareo.
Ny ahy indray dia ny fitiavana izany dia zavatra tsara ka tsy tokony hovonoina na handosirana sns. Ny fahaizana mi-jongl (mifehy tena) arakaraka ny zavamisy no ketrehina.
Raha misy olona efa manambady ka mieritreritra ny hiaraka amiko satria mba te hanana 2em bureau dia mazava ho azy tsy ho tia an'izany aho. Raha ditra-tokatrano no ao an-tsainy, dia tsy hitako akory ny hitempoko an'izany.
Kamo aho hanohy fa raha mbola tsy mazava dia ho tohizako am manaraka
20. bblaire
(
18/07/2011 10:04)
Salama o,
za aloha atreto efa ataoko oe 1 semaine teo zan no tsy nifampiresaka taminy intsony.
Dia inona no tianao lazaina amile oe tsy mitombona "tsy afaka ny ho mpinaman izahay satri tiko izy" ny ahy mantsy zany ny anisan'ny principeko le oe je veux tout ou rien. Niaraka izahay dia tsy vitako ny hinamana satri ny sentimentko aminy zany mbola amour b mihitsy fa tsy amitie mnjary mamitaka ny tenak aho. Le mijongle indray iny mety possible ihany fa saingy ny lhl ref manambady tsy ho tiny noh ny vadiny mihitsy za. Noho izany sur fa ho kilalao ny fiarahana izany. dia izay mihitsy le olana satria ny tena mitady zavatra mba milamina moa ny taona mandroso ihany. Azoko ihany ny tinao avoka di misaotra betsaka fa raha aventure no notdiaviko de tena nanaraka tsara ny torohevitrao aho.Za te hiezaka ny handino araka ny lohateny napetrako teny amboalohany satria tokantrano no tadiaviko.misaotra betsaka e