te hiezaka ny hanadino aho

21. soanja ( 24/07/2011 04:32)

Ny hevitro indray dia voajanahary ny fitiavana. Na kosehina aza dia tsy voatery ho voafafa. Na akifika aza tsy voatery hikipily. Misy ny fitiavana nambolena izay azo vonoina fa izay tonga tsy nirianao fa nisy teo aminao kosa dia tsy mora ny manesotra izany noho n'ny alalan'ny saina. Satria tsy voatery voabaikon'ny saina ny fontsika.

Ny fotoana no zezika voalohany hampaniry ny fanadinoanao raha toa ka hisy izany. Manina azy ianao, haniry azy ianao, hitady azy ianao... iafio raha tsy te hanohy ilay fiarahana intsony ianao. Marary toa ny voan'ny tazo ireny ihany. Mijaly fa rehefa avy eo sitrana ela ny ela. Raha hitanao fa tsy mahasoa ny fiarahana dia aza tohizana. Fa ny hoe hanadino dia iny Andriamanitra irery no mahay mandio an'iny. Tsy misy afaka mitompo teny fatratra. Efa samy nandalo teo daholo ary samy efa nigoaka ny mafaitra tamin'io daholo. Nefa rehafa atao ny jery todika indray andro any dia ihomehezanao izany fijalianao zany satria olon'afaka ianao satria tsy voagejan'ny fitia intsony.

Mahereza. Izay mitia sambatra fa ary izay mitia mijaly! Ny fametrahana ny mavesatra amin'Andriamanitra no zavadehibe fa tsy anao ny hadisoana fa voajanahary ny fitiavana!
22. bblaire ( 24/07/2011 05:57)
Misaotra betsaka soanja a, tiko b mihitsy ny rehetra nosoratanao. ary itako oe tena marina.Efa manomboka calme za par rapport taminiza vo nanomboka nanoratra teto. Tena malahelo mihitsy a fa araky ny lazainao mino aho fa milamina ihany io miaraka amin'ny fotoana. Tena misaotra betsaka.
23. 3188 ( 24/07/2011 23:23)
just stay away from him.just for one month.
24. diamondra27 ( 25/07/2011 19:50)
oa ohatry ny sur commande koa ny an'i 3188 izany an
just 4 one month de mialahono, hummm vao maika hitombo eo ndray le fitiavany azy koa!
25. nofinofy ( 18/08/2011 12:52)
Za mahafantatra cas ohatranenao io, fa ny tena probleme de izy roa mihintsy no tena mifankatia be, zany hoe io angamba ilay vehivavy nofisin'ilay lehilahy hatramin'izay, ary ilay lehilahy koa tsy nandainga fa tonga de nitsotra ny marina hoe manambady tamin'ny voalohany,
Ianao ihany anefa no erany, fa nytsara aloha dia ny misaraka aminy raha araka ny hevitro
26. hasiniony ( 16/09/2011 13:51)
efa maro ireo nanampy anao; fa teny indraim-bava fotsiny no azoko omena ano dia izao:
- omeo haja sy vidiny fotsiny ny tenanao dia fantatrao hoazy ny tokony hatao!
27. zokieva ( 01/10/2011 05:59)
bblaire:Tsotra ny an'i Zokieva @ fotoana ahatsiarovanao azy na oviana na oviana @ maha kristiana anao dia angataho ny Fanahy Masina hameno ny banga ao am-ponao dia avy eo avadiho ho vavaka izay dia ho hitanao ny vokatra!
28. lylia ( 15/06/2012 11:02)
ts haiko aloha raha tara loatra izahako vao mamaly fa zao e,mino ahako fa novakianao ny momba amiko rehetra,vehivavy 25ans ahako! satria na izaho miteny io ary misy olana!Ny tiako ho lazaina dia tsotra ihany,mipetraha dia manaja tena,vehivavy enao ary mbola manana avenir be dia be eo aloha anao sady izao ataovy an tsaina an,efa misy ny anjara voatendry ho anao any fa mila faharetana fotsiny fa tsy tsara izany mangala badin olona izany no ihany koa ahitana loza!!!tsapako tsara ny adin tsaina sy haleolo ahavesatra anao fa mba tsy ihitarany ilay zavatra io ho lasa alavitra dia tapaho ny serasera rehetra izay misy aminareo!!!!tena sarotra izany kanef tsy misy afa ts izay ihany ny lalana tena tsara indrindra sady feno fahendrena!!!!
Olona kristianina enao dia mivavaha,omeo an Andriamanitra ny enta mavesatra anao fa izy mihaino sy manampy anao aminy izy ady sy alaelo misy aminao!!!ny olona mety hiaino sy i critik ny olananao,ts oe ratsy akory fa ny voalohany dia Andriamanitra;ao aminy enao no ahita fitsaharana sy fahatoniana ary tolo tsaina!!!!
farany koa dia aza manimba tena miaraka amin olona izay ts tianao akory,aza maika ny hitia olona vaovao izany mba oe hanadinonanao ny teo aloha fa manjary ho fitsaboana ny ratranao fotsiny izany,fa maka aloha pause kely mits,d zavatra hafa mahafinaritr ieritreretana sy atao hanadinoana az!!ohatra oe manao izay distraction tianao enao,sy izay mampifalifaly ny fonao fa ny manimba vatana aza atao mihintsy!!!!
Zay fa vehivavy ny tena sady tempolin Andriamanitra ka mila fitandremana be mihints ary aza adino fa Andriamnitra ts manome izay ts zakan olona izany fa zakanao sy ho hitanao ny vaha olana matoa omeny anao!izay fa mahereza an!!!!
bblaire:

Salama o,

za aloha atreto efa ataoko oe 1 semaine teo zan no tsy nifampiresaka taminy intsony.
Dia inona no tianao lazaina amile oe tsy mitombona "tsy afaka ny ho mpinaman izahay satri tiko izy" ny ahy mantsy zany ny anisan'ny principeko le oe je veux tout ou rien. Niaraka izahay dia tsy vitako ny hinamana satri ny sentimentko aminy zany mbola amour b mihitsy fa tsy amitie mnjary mamitaka ny tenak aho. Le mijongle indray iny mety possible ihany fa saingy ny lhl ref manambady tsy ho tiny noh ny vadiny mihitsy za. Noho izany sur fa ho kilalao ny fiarahana izany. dia izay mihitsy le olana satria ny tena mitady zavatra mba milamina moa ny taona mandroso ihany. Azoko ihany ny tinao avoka di misaotra betsaka fa raha aventure no notdiaviko de tena nanaraka tsara ny torohevitrao aho.Za te hiezaka ny handino araka ny lohateny napetrako teny amboalohany satria tokantrano no tadiaviko.misaotra betsaka e
sitlo:

bblaire:

salama o, tsy azoko ny tinao lazaina amile oe " mifankatia tsy votery miaraka". Za aloha tsy mety amiko ny ho namany satri tiko izy. samy manana ny anaty sainy ko aloh ny olona de tsy manina fa henoina daolo fa za indray aloha tsy afaka ny tsy hirara zany oe manambday izany izy satri za tsy afaka ny iady ny anjaranol , za ko tsy te hizara ny olona tiko aminol.Misaotra ihany na izany aza fa ra tsy nirara ko za de tsy niresaka teto.


bblaire:
Za aloha tsy mety amiko ny ho namany satri tiko izy

Io indrindra no tiako lazaina. Amiko io tsy mitombona.
Azavaiko kely.
Araka ny famakiko ny valiteny eto dia mitombona io aminareo.
Ny ahy indray dia ny fitiavana izany dia zavatra tsara ka tsy tokony hovonoina na handosirana sns. Ny fahaizana mi-jongl (mifehy tena) arakaraka ny zavamisy no ketrehina.
Raha misy olona efa manambady ka mieritreritra ny hiaraka amiko satria mba te hanana 2em bureau dia mazava ho azy tsy ho tia an'izany aho. Raha ditra-tokatrano no ao an-tsainy, dia tsy hitako akory ny hitempoko an'izany.
Kamo aho hanohy fa raha mbola tsy mazava dia ho tohizako am manaraka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901