Misadasada ny Sadeky

1. diloo ( 09/07/2011 00:59)
Anano sa tsy anano i Simao na i Salomao sy ny sakamalaon'ny Sadeky. Very vola fotsiny i TGV, fa izy roalahy mao-mao nandrasany, lasa omeo omeo, any ka iny dia tsy hita tany @'ny fivorian'ny Sadec sy ny CPS akory.
I Chissano omaly no chissa matin-kena maso tao @'ny sommet CPS, UA, no:
alors qu’il sortait de la salle de réunion fut toutefois des plus surprenantes. « Président Ravalomanana devrait étre autorisé à rentrer dans son pays et il devrait lui étre permis de participer à la politique » a-t-il indiqué. La pression de l’Union Africaine aurait-elle été trop forte pour le Mozambicain ?
Par ailleurs, ce dernier a également laissé entendre qu’un plan de sortie de crise et d’organisation des élections sera bientôt élaboré. Ce qui semble mettre la feuille de route du Dr Leonardo Simao et l’amendement du Dr Tomaz Salomao hors course.
Aza misadasada intsony ry Sadeky. Ataovy ny fanapahan-kevitrareo, fa mijaly ny vahoaka.
répondu par andrywui le 09/07/2011 08:07
2. diloo ( 09/07/2011 01:11)
Misy Ghassim Wane izay nilaza: pour sa part a précisé que comme les parties (à Addis-Abeba) ne sont pas parvenues à une résolution, un accord devra étre formalisé dans les semaines qui viennent.
Sao dia mana Wane toa i Simao sy i Salamao i Ghassim, fa mety tsy hisy indray ny accord andrasan'ny be sy ny maro.
3. andrywui ( 09/07/2011 08:07)
tsy hanao zavatra ny anlah ry bainn a ,, mitsefotra lava zao , ny taoatra etsy andaniny ;jereo ary mou ty avonavonanlah otran'ny vevavy ty kou .....otran'io ko ny antoko politika arahanlah huhuhuhuhh ... ok bainn a mananatena anlah mba hiantso e ... hohohohoho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5383