Nisy fihaoanana nontontosain'ny mpi-FB vitsivitsy t@ zoma lasa teo tao @ café de la Gare Soarano, rehefa nandeh ny resaka dia nahatsapa ny rehetra fa "tsy mbola motraka daholo akory ny tanora malagasy" ka dia nanapaka hevitrary fa hampiasa ny facebook sy ny internet ho fitaovanana hitenenana ny tsy mety sy ny vahaolana @ ny fomba fanaon'ny politisianina teto @tsika hatr'izay!
.... ho avy tsy ho ela ny akon'ny hetsika