politika avo lenta less io ry stylo fa mba takaro lavidavitra kely a !
efa mande ny anketin'nle avocat n'i michael jackson fa tandremo !! efa tonga hatrany amin'ny firenena niavian'i lay sipa mody oe "voaolana" ny tantara zao ! __remarque kely :io sipa "voaolana" io dia efa sipan'i prezidan'ny fireneny taloha ! miodikodina b ny politika avo lenta oa fa mety ho voaray hatramin'i ra-sarko ra mitohy ny fidirana lalina !... tantara mitohy mbola tsy hay fiafarany io mbola ho ela vao hiakatra ny soratra