Djhamhal Ihany é!
1. Djhamhal
(
10/05/2011 10:49)
Miarahaba antsika rehetra ! ary ny vaovao ho lazaiko dia ny tohin'ilay dinika teto 9 volana lasa izay ! toa tsy tadidy tsotry zany ô ! (efa ela be lôtra kou !) ka zao é! t@ zay le we inona no atao raha te hahazo vavy kely ???? tadidinareo ??? dia samy naneho hevitra teto dôlo sika ; dia ny valiny @ zao ???? tonga tokoa ilay vavy kely ! ary misaotra antsika namana rehetra indrindra ilay Andriamanitra be fitiavana fa tonga soa tokoa I Fenitra Sandrianah t@ 22 avril 2011 teo ! ary faly mizara an'zany amintsika rehetra izahay mivady ! Andriamanitra anie homba antsika rehetra ary hitantana antsika hatrany indrindra ny Serasera !! mandra-panoratra ndray ! Djhamhal ! tsy manadino anareo !!!!
répondu par ledala le 24/05/2011 22:55
2. fahamarinana
(
10/05/2011 11:08)
Faly miarahaba Djhamahal a, mirary soa ho anareo dia maroroa taiza !
Faha
Faha
3. arialy
(
10/05/2011 12:16)
nomen'Andriamanitra ny fara izany é, mirary soa ny fianakaviana kely
fahamarinana:
Faly miarahaba Djhamahal a, mirary soa ho anareo dia maroroa taiza !
Faha
7. mmmhh
(
20/05/2011 11:50)
Mirary soa e, ... dia mitomboa haingana ny zaza
Dia oviana indray ny lahy kely?
Dia oviana indray ny lahy kely?
9. ledala
(
24/05/2011 22:55)
de arahabaina izany e
fa ahoana moa ilay hevitra fa tsy tadidy intsony e? sao mba...
sarbika:
Mirary sou re a! Nahomby zany ny hevitra tato an!
good.
fa ahoana moa ilay hevitra fa tsy tadidy intsony e? sao mba...