TSOTRA ANDRIAMANITRA
1. Miharena
(
07/04/2011 05:08)
Miarahaba ny rehetra. Ity misy resaka kely iray mametraka fa tsotra be Andriamanitra rehefa miteny (jereo ny lien).
http://terrenouvelle.ca/Messages/2011/04/06/l%e2%80%99invitation-de-dieu/

répondu par Miharena le 07/04/2011 16:48
3. Miharena
(
07/04/2011 06:59)
Midira ary site terre nouvelle , message dia ho hitanao ao ny hoe Invitation de Dieu dia vakio e!
4. christian777
(
07/04/2011 07:13)
Traduit par: Normand Bourque
Page originale :http://www.heavenletters.org/l-invitation-de-dieu-6-avril-2011.html

5. christian777
(
07/04/2011 07:25)
Mipetraka ny fanotaniana eto hoe Invitation de Dieu ve io sa i Normand Bourque mba manana teny aseho fotsiny.
Ny tena invitation dia ny hoe
(Jaona 14:6) « Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. »
(Jaona 5:39) « Dinihinareo* ny Soratra Masina, ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy. [*Na: Diniho] »
(Ohabolana 8:17) « Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy. »
(Ohabolana 2:1) « [Ny soa hitan'izay mandray ny fahendrena] Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko, »
(Ohabolana 2:2) « Ka atongilanao amin'ny fahendrena ny sofinao, Ary ampitandremanao fahalalana ny fonao; »
(Ohabolana 2:3) « Eny, raha miantso ny fahalalana ianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina, »
(Ohabolana 2:4) « Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina: »
(Ohabolana 2:5) « Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an'i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra. »
(Daniela 12:4) « [Teny farany] Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika*, ka hitombo ny fahalalana.[Heb. hivoivoy] »
(Apokalypsy 22:17) « Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina. »
Amen Deraina Jesosy.
Mahereza

6. Miharena
(
07/04/2011 08:11)
Christian:
Mipetraka ny fanotaniana eto hoe Invitation de Dieu ve io sa i Normand Bourque mba manana teny aseho fotsiny.
Tsy manafoana ny resaka rehetra lazainao eo ambany io resaka nataon'Andriamanitra io izay nandika teny fotsiny i Norman Bourque ary fantsona fotsiny izay nampita ny teny tamin'ny teny angalisy ao amin'ny Heavensletter.
Io resaka méfiance io hatrany no nikolokoloana ny toe-tsain'olombelona ary lasa andevon'izany izy no niafarany = lasa zary ota ilay izy ny farany araka ny dinika momba ny ota novelabelarina atsy ambadika atsy.
Io voambaranao io Christian777 dia efa fantatra fa valin-teny tsy maintsy hipoitra avy aminao. Tsy hoe ratsy io fa io ilay maha - monde relatif antsika dia andevon'izany isika jiaby (Fahotana fototra ilay izy). Te hahalala hatrany nefa tsy mahita valiny mahafa-po. Efa ela ihany Kristy no niteny izany: Manana maso nefa jamba ihany, manan-tsofina nefa marenina ihany.
Isika ilay miandry daka vao mifoha Christian777 an! sa ahoana?
7. christian777
(
07/04/2011 08:19)
Marina izany e!
Mila olona mamoha izany isika raha izany?
Fantatrao ve ilay olona manome sakafo ny ondrin'Andriamanitra amin'izao fotoana izao sy notendreny mba hiandry ny ondriny?
Aiza no misy azy io?(eto an-tany bien sur fa aiza eto Madagascar?)
Efa mba nisotro sy nihinana ny sakafo nomeny ve ianao?(Am-panahy izany)
Izaho dia efa nandray sakafo tsy mety ritra tamin'izany olona izany.
Rehefa vonona isika dia hambarako ilay olona.
mahereza

8. Miharena
(
07/04/2011 08:50)
Christian777:
Aiza no misy azy io?(eto an-tany bien sur fa aiza eto Madagascar?)
Efa mba nisotro sy nihinana ny sakafo nomeny ve ianao?(Am-panahy izany)
Mahafinaritra ny fomba filazanao azy Christian777. Ary tiako tokoa fa misy eto Madagasikara.
Ny olon-drehetra anefa dia manana sakafo tsy mety levona tsy atolotr'olona tanana. Rano miboiboika rehefa mifoha izy.
Ho sahirana ihany manko ilay olona lazainao rehefa tena hipoitra marina Kristy hiteny hoe "ity irery no nofidiko hanao ny asako".
Tsy aleo ve IZY mihitsy no miasa ao anaty fa tsy hanondro olona isika Christian777? dia amin'izay mifoha daholo ny olon-drehetra?
Mampahatsiahy ahy ny tantaran'i Dadatoa Rakotozandry izay nalain'ny Tompo tanora dia tanora satria takona Izy hoy ny nambaraNY fa i Rakotozandry foana no hatonin'ny olona fa tsy IZY naniraka.
Mahafinaritra fa miala tsiny satria fizaràna avy aminao ahitana fa mamokatra ianao no tena tiako kokoa fa tsy fanondroana olona.
9. Miharena
(
07/04/2011 09:00)
Ahitsy kely Christian777 ho valin'ny fanontanianao. Tsy mila olona mamoha fa mila ny Tompo hamoha.
10. mirananirina
(
07/04/2011 10:41)
Rehefa ny olona na zvt no tiana dia hatsaraina iny zay.ka amitsika Atra dia nahary dia hatsaraina.tsotra tokoa Atra na nolazaiko fa masiaka az.ny tena marina dia tsy mety mino mihitsy ny saiko fa avy @ Atra daholo ireny famonoana olona ireny satria amiko na mpanota na tsia dia tiany satria nohariany
11. andrywui
(
07/04/2011 11:01)
rehefa manohitra ny zanak'Atra dia fahavalon'Atra izy zay !!!...ireo nanoitra ny olon'Atra taloha Egyptiana ,palestiniannn de nametaveta ny anaran'Atra sy ny zanany dia nofaiziny ary laa fahavalony ,...ka na ireo Israeliannn ko ane refa nanohitra an'Atra tamle nanao sary ombikely volamena de nofaizin'Atra koa e avy eo e(jereo ny tantaranle menarana varahina) fa maty novonoin'Atra daholo izay manohitra azy tamzany(tamzany hoy ah) fa isika izao efa eo ambany "fahasoavana" de tsy mitsara toy talou direct intsony jehovah fa efa misy an'i Jesosy sy ny Fanahy Masina mifona ho an'ny zanak'olombelona isan'andro, dia mitony ny fahatezerany !!....
--fa raha oe ho kaikerin'ny menarana otran'ny tam zanak'israely daholo ve izay manota sy izay Athé mafiloha rehetra ve tsy ho foana ny antsasak'oul eto atany ??....huhuhuhu...

12. Miharena
(
07/04/2011 16:48)
Ilay manohitra andrywui no aoka jerena kely.
Atao hoe Anriamanitra no manao izao rehetra izao ary Tenany izao rehetra izao.
Iza no manohitra azy? izay tsy manaiky fa Tenany. Ahoana no hahatongavan'izany?
Atao indray hoe izay manohitra ny Zanany, nefa zanaNY daholo ny rehetra. Tsy hiteny ilay Zanany hoe tiavo ny fahavalonareo, raha tsy fantany fa zanak'i RaiNY daholo ireo ka tokony tsy hiady.
Avy aiza àry ny fanoherana? Avy amin'ny tsy fahalalàna fa zanak'Andriamanitra isika ary tenan'Andriamanitra noho izany. Dia izay.