témoignage hypothyroidie

1. blou ( 04/04/2011 13:36)
Miarahaba antsika rehetra,

Mb saika hila fanampiana na fijorona vavolombelona avy aminareo zay manana havana na zanaka, manana an io cas io, "hypothyroidie" na ko mafantatra Dr specialiste momba an io.
misaotra mialoha.
répondu par bichette le 09/05/2011 15:37
2. bichette ( 09/05/2011 15:37)
Blou > aiza moa ianao io no mietraka fa tsy haiko ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1182