mba jereo kely le debat

1. bazylou ( 12/03/2011 15:25)
an'i fetison sy alain andrimiseza tao amin'ny tvplus fa be lotra ny olon aohatr'ireny mora mivadika ireny amin'izao fotoanaizao an, ny tsy manan hazon damosina isany fa akisaosy fotsiny.
Mody nytantsaha no rebirebena eo fa tsy poinsa intsony izao ny fandrebirebena hoe tantsaha ny 80% ny gasy, tamin'ny andron'ny deba izay aloha no poinsa fa izao efa tsy izay tsony e.

répondu par Bazylou le 16/03/2011 20:28
2. bazylou ( 12/03/2011 15:28)

Jereo @ ito : tvplusmadagascar.blip.tv
3. cyril ( 15/03/2011 10:35)
bazily aaaaaaaaaaa

efa tsisy faly amlah ane ny pokna eeeeeee


maninnn zao raha tsy manao resa-toaka sy mpanamaina lava ato toiiiii...



sady ny mahakamo amlah ane letsy ry bazily de refa avy mandotra maina foana vao miditra eto eeeee
4. ANARIM ( 15/03/2011 11:42)
ptdr b zà teo am le oe "tezitra angaha ianao????" otran nivoaka setroka zany oron'i mpiseza tsy aleany (alain mitady seza) mbola hanao AVC misesisesy eo ireo fa aleo hanao eo iany! sady mahazaka paingotra singany 1 angamba nedala io zao refa aterina any ambaravarampasana, nefa ariary 10 no mba valeur an zay!!! pfffff
5. Bazylou ( 16/03/2011 20:28)

ireny re olona no atao hoe mpanao polifika gasy.
beurkl
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0808