mbola ho aiza ny lalan-kaleha ry Frantsay isany a?

1. LazaDaddy ( 06/03/2011 10:39)
Jereo eto fa ny adala ihany no misisika hanompo an'io firenena mikorosy fahana io :P
répondu par andrywui le 09/03/2011 19:34
2. bazylou ( 06/03/2011 12:50)

oudryyy, angaha izao vao tonga saina ?? ntssss , tsy afa miala ao e,

beurrrkkk
3. cyril ( 07/03/2011 13:42)
tsy maintsy manopo ny frantsay fa andevony elà ,alikakeliny elà ,mpanompony elà , ka na hiawawawawawawouwouwouwouw eto aza de france iany no frantsay ,ary ny malagasy dia mandohalika sy mifori-dohalika vao mahita frantsay na dindonin'ny frantsay eo alohany , donky reny malala fona lafrantsa na maikinono aza i LazaDaddy ,efa voahozona hilelaka an'i frantsa e
4. cyril ( 07/03/2011 13:44)
isika mianakavy io , eny na mahita frntsay aza elà eo analakely de maika hiforidohalika ry gasy kely tsy ampy hanina ,efa nozoniny hilelapaladia sy hamafa kirarombazah isika e , ny vava kosa alou de betsaka sady mahavelombolo fa ny fiafaranle vava de lohalika ihany e !
5. cyril ( 07/03/2011 13:46)
oui msié !
d'acc msié !
je vous en prie msié !
tou dswit msié !
desolé msié !
vite fait msié !
oui msié , ouioui msié ,!
6. mirananirina ( 09/03/2011 11:59)
adala be daholo zahay ka :)
7. andrywui ( 09/03/2011 19:34)


eny oa ry mirana ! adala be moa isika o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2269